joyeux anniversaire ari.malala sy sera

1. mimich ( 28/11/2006 05:41)
miarahaba an'i ari.malala sy sera tratry ny tsingerin-taona nahaterahana:-*:-* , ho lava andro iainana ary mirary ny soa sy ny tsara ho anareo ombam-pitahian'Izy Tompo.

dia mirary soa ihany koa ho an'ireo rehetra tonga fety anio
novalian'i sera ny 08/12/2006 10:41
2. Fiffi ( 28/11/2006 05:48)
ay ! ay ! hihihihi mimich zah koa akia efa nandefa ao @ fiara-monina hihihhi fa de bon annif daholo indray nareo an ! de ho tahian'Andriamanitra de ho ela velona .:):-*:-*:-*
3. sasa ( 28/11/2006 06:03)
bon anniversaire nareo 2 vavy d mirary soa sy fanambinana ho anareo :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
efa misy any am fiaraha-monina fa izany hoe mbola namerina koa za aty
ho ela velona e
4. ari.malala ( 28/11/2006 06:13)
:):-*:-*:-*::-*:-*:-*dia mbola mamerina ny fisaorana mitafotafo ho anareo namana e! misaotra indrindra tsy manadino,dia hotahian'ny Tompo ary tsy very tsy akory ny fahafoizanareo aina nanoratra sy niarhaaba e hihih:-*:-*:-*
5. fasaly ( 28/11/2006 06:52)
bonnannif ari.malala:-*:* biz am takolaka io an! de i sera kou bonnannif:-*:-*:-* zarao eto aza ny ga^to e!:wink:
6. Angie ( 28/11/2006 09:17)
Bon annif daholo zany ny namana rehetra mihinana gato androany e :D
7. ravatorano ( 28/11/2006 11:04)
bonne anniversaire ari.malala sy sera
mirary soa ho anareo roa hatrany e=D=D=D
d tongava amin ny avo injinja^:^^:^^:^
d aiza amizay gatô an i zoky:-D:-D:-D:-D
:wink:
8. ari.malala ( 28/11/2006 11:35)
Ravatorano>> meci tsy nanadino e :-*:-* tsy ny zoky ve no manome ny zandriny e ;) sady ra ny fahitako ny hangedan'i Zoky tena ra tsy portion ngezangeza tsy ampy an'i Zoky an hihihi:-P;-):-D:-D:-D sa aiza i Fiffi mlpanoa Gato an'ny serasera eeeee
9. andry08 ( 28/11/2006 11:57)
Bon anniversaire ô!:-*:-*
10. kelly13 ( 28/11/2006 12:25)
tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanareo ianareo 2 d ho tratry ny ela indrindra d hahazo ze irinareo d etc... tsy vôtanisa e! :-*
11. ari.malala ( 28/11/2006 12:59)
andry08 sy Kelly13; misaotra betsaka e

parenthèse kely hoan'i Kelly13, niantso ana teo i mamz e hihi
12. mamzelkely ( 28/11/2006 13:01)
ie de mbola nanoratra eto ko de mbola mirary soa indindra :wink::-*
13. ari.malala ( 28/11/2006 13:22)
de mbola misaotra foana foana e
14. ninih ( 28/11/2006 14:22)
sendra niditra de nahita fa misy fety ato de miarahaba ny retra sy nareo roa manokana ko za izany miaraka @ le firarian-tsoa mitafo² be!
15. ari.malala ( 28/11/2006 14:29)
misaotra betsaka ninih a, dia miarahaba ireo mitovy daty nahaterahana aminà koa dia mirary soa hoan'ny namana rehetra e :)
16. kelly13 ( 28/11/2006 14:41)
ari.malala>d alefaso any @ i mamz any zany le gatô e! hihihi
17. Aino ( 28/11/2006 21:56)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 28-11-2006 14:01:41
Lohateny : Re : joyeux anniversaire ari.malala sy sera
ie de mbola nanoratra eto ko de mbola mirary soa indindra
de toraky iznay eh.
18. ari.malala ( 29/11/2006 06:59)
kelly13:

ari.malala>d alefaso any @ i mamz any zany le gatô e! hihihi



hihihi, za zao nanantena hoe efa lasa any am mamz any le gato ihhihi:-D;)
19. antsotokana ( 29/11/2006 09:18)
dia ho tezitra ve nareo roa raha androany vao arahabaina hoe bon anniversaire. Ka izahay ange ndraindray tsy mahazo connexion dia mila ho tezitra fa tsy tafiditra eto.
:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:* mamy be io an, sady efa misy crème tamin'ilay gâteau virtuel namboarin'i fiffi an'eritreritra teo :idea:
20. Fiffi ( 29/11/2006 18:14)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/3d-emoticone-msn-cadeau.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4685