joyeux anniversaire ari.malala sy sera
21. ari.malala
(
30/11/2006 07:06)
antsotokana, tsy tara ka! ilay fahatsarovana no zavadehibe aky fa misaotra a :*:*:*:*:*:*
22. kala
(
30/11/2006 12:38)
ari > zà ndray aloha na tara aza vao niarahaba sûre fa nahazo gâtô satria bobaka be le vitan'i fiffi io ambony io. miam!miam!miam! foana mandra-pahatongan'ny alahady.:wink: :-D:-D
fiffi > misôtra amin'ny fampirevena papouzy :-*:-*:-*
:) de ampy
fiffi > misôtra amin'ny fampirevena papouzy :-*:-*:-*
:) de ampy
24. ari.malala
(
01/12/2006 14:12)
Kala sy mandrindra, tsy tara zany wa nareo fa nareo kououou :-D;) misaotra foan foana e
26. sera
(
08/12/2006 10:41)
de misaotra anao nahatsiaro alo eh azafady fa zao vo afaka namaly eh
de mirary soa ho antsika rehetra eh
de mirary soa ho antsika rehetra eh
