bon annif sasa sy avylavitra

1. mimich ( 30/10/2006 12:19)
miarahaba an'i sasa sy avylavitra tratran'ny tsingerin-taona nahaterahana. ho lava andro iainana, hambinin-java manasatra , hahazo izay iriana ary mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo
novalian'i mimich ny 13/11/2006 06:15
2. Aino ( 30/10/2006 12:54)
:Dhoy misoatra any mimich nampahatsiahy fa efa ela koa aho no niandry, dia lasa saika adino indray!!
dia miarahaba ihany koa ny tenako:-*:-*
3. vale ( 30/10/2006 13:26)
ARAHABAINA aky sasa a(l):-*:-*:-*, dia ho tratry ny 30 Octobre mitsingeri-ngerina anie indry:D ! de torak'izany kou Avylavitra:D:-*:-*
4. watafon ( 30/10/2006 14:10)
sasa:hummm ! :-*:-* aloha vôlou d mirary soa sy fanambinana na d nihaantitra 1 taona aza e! hihihi! ho ambinin'Andriamanitra amin'izay atao rehetra e! ho tratr'antitra d hitombo fahendrena :-*
5. watafon ( 30/10/2006 14:17)
nisy saika adinoko kely ry sasa an : miandry le gateau zany zay e! :-D:-D:-D
6. ftma ( 30/10/2006 14:39)
Joyeux anniversaire sasa dia ho manitra foana anie ny fiainanjy aza adino ny gateau-ko an aza omena an'i majesty sy lilitax izany :wink: :-* de Fa
joyeux anniversaire avylavitra, mirary soa sy fifaliana atrany :-*
7. sasa ( 30/10/2006 14:49)
Dia misaotra anareo namana rehetra nahatsiaro, d misaotra anareo ihany koa amin'ny biz, misaotra am firariantsoa Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa anareo tsirairay avy enga anie mba ho tanteraka ny fanirianareo rehetra :-*:-*:-*]
wata sy Fa hi hihi efa nahazo gateau mintsy za ato fa izay tonga voalohany aty amiko d mahazo fa tongava aty doly
Bon annif koa i avylavitra mirary soa sy fifaliana lalandava ho anao :-*:-*
8. mimich ( 30/10/2006 15:00)
ny fantatro fotsinya aloha de mahazo gatô anankiroa be zao za am larobia an!!!:miam::miam::miam:
9. ari.malala ( 30/10/2006 15:17)
zoaiezaniversera aky njy sasa a! adinoko tam za niantso andry eto fa alefako eto aky a! hihihi:-D:-D aza adino ny gatoanay e! d zoaiezaniversera ko i avilavitra e d samy hotratry ny el ndrindra nareo o
10. fasaly ( 30/10/2006 15:56)
bonne annif sasa biz be klou:*:*:*:*:*
avylavitra kou torakizany:-*:-*:*:*
11. Fiffi ( 30/10/2006 17:30)
Dia miarahaba an'i sasa sy avylavitra ary ny namana rehetra zay nitsingerana androany ny taona nahaterahany zany an! de ho ela velona daholo an!
12. ftma ( 30/10/2006 18:28)
lanin'i watafon ny anjara gateau :cry:
Miandry anniversaire manaraka indray izany
sasa: nahafinaritra ilay fety tao @ chat anikeo iny na virtuel aza ka :-*

13. andry08 ( 30/10/2006 19:18)
Bon anniversaire aloha i sasa sy avy lavitra ary izaha dia mpidongy gatô pro ka dia miandry ny tohiny
14. cutie ( 30/10/2006 22:03)
avylavitra :-*:-*:-*:-*:-*
15. sasa ( 31/10/2006 05:03)
Dia mbola maneho fisaorana anareo namana rehetra izay nahatsiaro.
ari.malala, fasaly :-*:-*:-* andry08:-* merci
mimich tanjemo sao d tsy mahalany aza fa ataonay sy watafon voky be njy :-D
16. watafon ( 31/10/2006 06:22)
ftma: k njy tsy hita foana kou, efa nandrasana fa e e e :-D:-D:-D
sasa : :-* d miantoka gateau double raha vao tsy mahalany io androany ! :-D:-D
17. ravatorano ( 31/10/2006 06:32)
bonne anniversaire sasa
bonne anniversaire avylavitra
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
18. mimich ( 31/10/2006 07:36)
sasa, wata> tonga defa tsy hihinana n'inn n'inn za manomboka androany alina fa de miandry ny gateau zany , fa tandremo tsy ampy anah le izy an!!!:-D:-D
19. ari.malala ( 31/10/2006 07:48)
fa rovina le fizarana gato klou e
20. mamzelkely ( 31/10/2006 08:52)
bon annif na de somary taraiky kely za hihi de miraro soa bdb anareo roa :-*:-*:-*

hehehe za hinana gateau sasa aaa:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.977