kambo-tenda

1. mimich ( 18/09/2006 08:55)
Samy manana ny heviny ny dr amin'io resaka kambo-tenda io , misy ny milaza fa tsy de tsara loatra ny manala azy io satria ilaina ilay izy. Misy ny milaza fa mitarika aretina maro izy io ka tokony esorina , ny levonina koa hono tsy mety.
Ho nareo Dr eto indray , ahoana ny hevitrareo.
novalian'i valkev ny 15/03/2011 23:12
2. Fiffi ( 18/09/2006 10:08)
zah aloha de efa nalana kambo-tenda satria narary tena lava isakin'ny ririnina ! sady nihalehibe foana le izy .
Efa ho 10 taona aho zah no nandidiana an'io ary tsy mbola narary tena na 1 mandeha aza .
3. mimich ( 18/09/2006 10:59)
fiffi> izy 2 sa 1 ihany
4. sasa ( 18/09/2006 14:26)
za tsy mbola nisy d tsy haiko koa
5. mimich ( 19/09/2006 14:48)
sasa> hihihihi, njy an!!! mbola hisy njy am io tel 1h bedy lava io :-D:-D:-D
6. Vaika ( 19/09/2006 18:02)
mimich :
Ho nareo Dr eto indray , ahoana ny hevitrareo.

Na dia ohatran'ny voatokana aza ilay size de mbô hanome hevitra kely ihany, hizara hevitra fotsiny e !
Samy manana ny heviny marina ny Dr amin'io resaka io fa misy cas kosa aloha tsy hiadian-kevitra ny fanaovana amygdalectomie (ablation amygdales) : amygdalite aigüe, amygdalite cryptique caséeuse...
Matetika anefa dia lasa confort fotsiny ilay opération (surtout ho an'ny zaza). Eto France dia lamaody be teo aloha kely teo, soa ihany fa nandroso ny fanaovana diagnostique sy ny lafiny thérapeutique ka mazàna antibiotiques tsara fidy dia azo hialana amin'ny opération systématique. Ka araka ny hevitro dia aleo maka hevitra amin'ny mpitsabo maromaro (2 dia ampy fa sao be loatra) alohan'ny opération. Misy mantsy mpitsabo tena manararaotra satria sady mora vita no rapide ilay acte chirurgical...nefa lucratif ! Eh oui, prestataires de services koa ny mpitsabo e ! Soa ihany fa azo antoka tokoa ny ankabeazany (ho aiza moa e ?:-D:-D:-D ) Humour io fa sao misy tsy mahazo
Zay eo ihany fa hatramin'izao aloha dia mbola tsy mazava ny mety ho conséquences ratsy avy amin'ny amygdalectomie. Ny re-ko fotsiny dia misy hifandraisany, hono, ny problèmes cardiaques sasany sy ny amygdalectomie (fa tsy amygdalite, iny efa fantatra). Ka raha misy manana infos dia raisina an-tanan-droa tokoa !
7. watafon ( 19/09/2006 18:38)
manao ahoana doly ndray alou e!
na izahay mpitsabo aza dia samy manana ny heviny tokoa e! fa ny azoko tenenina kosa d zao hoe : rehefa inona no tokony halàna ny kambon-tenda:
- rehefa hiverenan'ny angine matetika
- rehefa tsy sitran'ny fanafody ny ny infections an'ny amygdales
- raha manembatsembana mandritra ny fatoriana ohatra ilay kambontenda satria mety hanome "apnée"
- raha manempotra na manahirana sy manelingelina ny respiration (@ zaza)
8. watafon ( 19/09/2006 18:43)
ity misy fanampim-panazavana kely
http://www.petitmonde.com/iDoc/Fiche.asp?ID=4740
9. fijo ( 19/09/2006 21:48)
za koa efa nesorina an'io,fa tsy itako izay olana.
10. mimich ( 20/09/2006 06:33)
misaotra anareo rehetra nanome hevitra fa nahafa-po ny valin-teny. de raisina an-tanan-droa koa ireo izay mbola mana_kevitra ankoatra ireo.
Fa efa azo avadika kambon'orona am zay ny resaka ka sy izay kambo rehetra misy :roll:!!!

11. Vaika ( 20/09/2006 08:10)
mimich : misy kambo anankiray izay no tena fantako hoe tsy azo esorina:oops::oops::oops: sa tsy kambo moa izy iny ?:°):-D:-D:-D
12. ninih ( 20/09/2006 08:54)
nofaranana sahady ve le kambotenda teo! :lol: misaotra antsika fa nahavariana sy nanampy ny fahafantarana ilay izy ireo e!
13. mimich ( 20/09/2006 08:59)
ninih> mbola azo tohizana ka!! fa azo atao koa ny manisy sira eny anelanelany eny mba hampatsiro ny dinika
14. mimich ( 20/09/2006 09:00)
vaika>:idea::idea::idea: tena tsy takatry ny saiko hoe inn lay kambo iray tsy azo esorina:-D:-D:-D
15. ninih ( 20/09/2006 09:19)
hay ve e! ko le sira sao de hankarary azy indray
16. watafon ( 20/09/2006 10:34)
mimich, vaika : humm iny kou v d kambo kle ! :-D:-D:-D
17. mimich ( 20/09/2006 11:01)
ninih> atao am ny antonony ilay sira ka!!! Dr ny mpandrindra eto ka ataoko fa afaka manome ny fatra ara-dalàna tsy mankarary :lol:
wata> anontanio an'i vaika fa izy ihany no nihita ny hevitra????

ary manao ahoana tokoa ny momban'ny resaka kambon'orona???? (kambo tena izy io ary orona tena izy an!!!)
18. Vaika ( 20/09/2006 14:52)
wata : ka izay mihintsy no niandrasana ny fanazavanao. Ka kambo aza ve izy io sa tsia ?:roll::-D:-D:-D

mimich : ilay "kambo" azo esorina raha hiova état civil ka ! marihina eto fa na dia somary manao hanihany kely aza ny tena amin'ilay resaka dia manaja tanteraka ny safidin'ny tsirairay (amin'ny fihovana état civil)
Excision ny ho an'ny vhv (excision = barbare)

Fa raha hiverenana ilay kambon'orona dia roapolo taona lasa aho saika nalàna kambon'orona, ankehitriny anefa nony nanontany dokotera dia izy indray no nametraka fanontaniana hoe : "aiza izany kambon'orona (anaty orona) izany fa tsy misy akory ?8O8O8O
19. booboo ( 20/09/2006 14:55)
:-D:-D
20. mimich ( 21/09/2006 07:33)
vaika>zany ve??? de inn hono no mety ho nahatonga izany. ary misy ifandraisana ve ny resaka kambon'orona sy ny sinusite ee ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2767