kambo-tenda

21. papounette ( 21/09/2006 09:33)
Nareo reto....:D:D:D
Misy karazany 05 ny kambo na ny amygdales de 02 fôna zareo,de n\'iza n\'iza manana an\'io daholo raha vô olombelona.Ny manana mihoatra tsy fantatro.:oops:
Misy -amygdales palatines io le ataontsika hoe kambondenta,
-amygdales linguales:any @ fotony lela no misy azy
- amygdales pharyngiennes na vegétationa adenoîdes no filazan\'ny Dr azy:any anaty orona any no misy azy.Io le ataontsika hoe kambon\'orona.
- amygdales tubaires:any anaty sofina no misy an\'azy io.
- amygdales velopalatines:any amabdikin\'ny voile du palais no misy an\'azy.
Ny fantatro an,de manana rôle ray lehibe indrindra ny amygdales palatines le kambontenda zany:
-@ resaka défense immunitaire(indrindra2 eo @zaza hatramin\'ny âge puberté).
De zay zany no mahatonga ny Dr tena malaina ny hanala an\'izy reo raha tsy efa mipoitra les cas tsy azo anoharana nolazain\'i Wata reo.

Mialatsiny à teny variamnana:lol::-*:-*



22. mimich ( 21/09/2006 11:28)
misaotra an'i papounette amin'ny fanampim-panazavana.
de le resaka kambon'orona indray ary ee
23. fijo ( 21/09/2006 21:16)
ary kambo nentin drazana akory?
24. watafon ( 22/09/2006 16:00)
vaika: tsy azo lazaina ho kambo kosa iny e! ny kambo anie k zavatra natoraly nitombo ny habeny e, nihoatra ny tokony ho izy ! kanefa mety ho izy ihany an ! hahahaha !
kambon'orona = polypose nasale, rehafa tena ngeza loatra d tsentsina b ny orona , voan'ny sery lava , d tokony esorina !
25. fijo ( 22/09/2006 21:19)
ka le kambo iray io koa anie mety hiangeza tampoka e.
26. andry08 ( 23/09/2006 11:07)
Ny ahy an! Tsy navelan'ireo dokotera nalana . Mbola ao foana ary nanao traitement nandritra ny 5 ans angamba. Tsy mitombo intsony ary tsy miova .
27. mimich ( 27/09/2006 05:55)
fijo>:-D:-D
andr08> kambon'inn aloha ilay resahin-jy eee (orona , tenda , sa kambo hafa oh ny an'i Vaika sy i Fijo)
28. fijo ( 27/09/2006 21:12)
ny ahy ilay ato tsy hoalako mihintsy ka
29. valkev ( 15/03/2011 23:11)
ny ahy ny zanako misy mivonto ao @vavany ary toy ny mamoro-nana ilay izy efa nandeha tany @dokotera ihany izaho fa lazainy fa tsy loza ilay izy nefa manahy mafy iany ny tenako ka sao de izay aza le kambotenda sa zavatra afa mintsy?????
30. valkev ( 15/03/2011 23:12)
ny ahy ny zanako misy mivonto ao @vavany ary toy ny mamoro-nana ilay izy efa nandeha tany @dokotera ihany izaho fa lazainy fa tsy loza ilay izy nefa manahy mafy iany ny tenako ka sao de izay aza le kambotenda sa zavatra afa mintsy?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093