tribune 27 05 06 : Mahafaritsy y sera aussi
1. Simpona
(
27/05/2006 10:56)
Propagandy avant terme + course hélicoptères : hisy raha ty taona ty, sady efa misy ny nanonona ny vola hampiasainy am fifidianana, mbô avy taiz ary reny sôsy reny :-w:-w:-w :@:@:@
répondu par Fiffi le 04/06/2006 05:58
5. tenagasy
(
27/05/2006 23:36)
Mankamamy e! Ireto misy fanontaniana vitsivitsy tena mahamendy ahy fa mba ampio aho hiovako asa anio de anio ihany:
- aiza no misy vola amina miliara raofim-potsiny hamafazana sira valala eny an-danitra?
- inona ny toetra tsara sy miavaka na zavatra hafa ananan'ny olona sasany no dia mahababo sy mampalala-tanana ny mpanambola amoahan'izy ireo miliara ankitsirano toy izao hamafazana sira valala eny an-danitra?
- raha tsy izany, asa "tsy hita maso nefa ara-dalàna" inona avy no mety hahazoana miliara be dia be hamafazana sira valala eny an-danitra?
- dia ny tena goavana: rehefa lany filoha kay de aiza ary @ fomba ahoana no anonerana izay vola nafafy?
- ary raha tsy lany?:-P Sa doran'ny afo @ volan'olona ka dia tsy maintsy manohitra (na fahatany aza) hirodanan'izay nandresy haingana "hikafiriana sanjila"?
Mba valio aho izay mahalala an!:(:cry:
Mirary soa eeee!

6. tangalamaitso
(
29/05/2006 04:23)
I tenagasy ihany no afaka mamaly ireo fantontaniana ireo, satria na ilay fomba fametrahan'i tenagasy fantontaniana aza, dia ahitàna taratra fa efa misy valiny any @ tenagasy. Mba ialàna @ hoe avy any @ i tenagasy ilay fiheverana, dia somary avadik'i tenagasy fanontaniana fotsiny ilay izy. Sahia miteny mivantana izay tiana ambara ry tenagasy a!
7. marozevo
(
29/05/2006 19:36)
Io lazain'i tangalamaitso io aloha no valiny voalohany.
faharoa, raha samy hisotro ihany, aleo ronono amin'ny boati-na-yaourt, toy izay ronono an-tavy.