Propagandy hafakely
1. Simpona
(
15/11/2006 06:45)
Raha dinihana dia ny fanaratsiana ny mpifaninana no tena mandeha amin'izao fampielezan-kevitra izao.
Tsy dia milaza loatra hoe izaho no izao fa ny betsaka dia hoe i Rakoto na Rabe ôtr'zao
Fomba fiady hafa kely, mba mendrika ve???

novalian'i mitia5 ny 16/11/2006 12:19
2. tsingy
(
15/11/2006 07:52)
Tsy mendrika ami volazanao ra simpona a,tsy hita fa zay no mahagasy azy,ny programme n'asany no tokony ho dradrainy eo sy ze hevitra mahomby hanavotana ani gasikara farakize rapide.
Illico Presto :wink:
3. vahatra22
(
15/11/2006 08:11)
le ratsirahonana iny lo tena tsy milay ny passe ny e! aiza ve d manaratsy an-dRavalomanana fotsiny no ataony!nefa i Ravalomanana mbola tsy nanaratsy azy na indray mande ary! nefa tsy fantany fa vao mainka izany tsy itiavan 'ny ol azy! ny a d izao ihany no hafatro: aza miala @ dRa8 e!
4. tsingy
(
15/11/2006 08:18)
ka zay samy manana ny paik'adiny fa zah ane tsy nanery ani vahatra hifidy azy fa ze tin'là ihan e:wink:
5. tenagasy
(
15/11/2006 10:31)
Mankamamy!
Tsy ny fanaporofoanao ny tsy mampamely ny adva-nao no mampisongadina ny maha milay anao. (Ko adva vendrana izany no mba resinao kay, samy vendrana izany ianareo)
Fa ny mifanohitra amin'izany: ny fanindrahindranao fa mafy be ny adva-nao, avy eo mampiseho ilay tsara sy mampilay anao noho izy ianao. (samy mafy ry zalahy fa iry no tena mafy be)
Mirary soa!

7. kitjo
(
15/11/2006 11:42)
woohoo..
bravo tenagasy! zay mitsy no tokony ho izy
sady araka ny tenin FilohanTSIKA (afatsy ze tsy gasy) io hoe :aza manaiky hantsian'ny olona fa aleo hiteny eo foana..
tsingy:
ohatry ny hoe tsy gasy akia ty injy..sady refa ratsy moa zany d gasy foana e...ny vazaha tsy mba ratsy zany mitsy..nnttssooo

Tsy mendrika ami volazanao ra simpona a,tsy hita fa zay no mahagasy azy
ohatry ny hoe tsy gasy akia ty injy..sady refa ratsy moa zany d gasy foana e...ny vazaha tsy mba ratsy zany mitsy..nnttssooo
8. Robert
(
15/11/2006 13:06)
Mbola azo atao hoe mpanohitra ve ireo olona ireo sa fahavalo-pirenena...
Rehefa tsy nahatarika olona @ ilay fanakorontanana de lasa manao propagande indray...
Tsy misy hazo-damosina, izao ve no hatao filoha..
Boycott de l'élection: Huit candidats se rétractent
Les huit candidats à l'élection présidentielle se sont finalement résolus à abandonner l'idée d'un boycott. Ce revirement fait suite à l'absence d'un consensus sur la démarche à suivre. Aussi ont-ils décidé d'entrer en campagne. Dès hier, les partisans de Ny Hasina Andriamanjato se sont activés pour vendre leur candidat. Il en est de même pour Elia Ravelomanantsoa qui poursuit son périple en faisant le tour des six arrondissements de la capitale.
Le pasteur Jules Randrianjohary qui rencontre pour le moment, des difficultés financières est dans l'expectative tandis que le général Ferdinand Razakarimanana ne débute sa campagne que ce jour. " C'est juste un petit contretemps, mais je suis sûr que cela n'affectera en rien ma rage de vaincre ainsi que celle de mes partisans ", déclare-t-il en expliquant ce retard. Il compte faire le tour de Tana ce jour. Quant à Monja Roindefo et Manandafy Rakotonirina, rien n'est encore prévu. Le président du Monima continue de miser sur la lutte pour la défense de la légalité. " Nous luttons pour une bonne cause et je crois qu'un jour ou l'autre, nous vaincrons ", déclare-t-il Notons que le comité de pilotage de la Plate -forme pour la défense de la légalité a rencontré, hier, les Raiamandreny du pays, à savoir, le professeur Albert Zafy, le général Ramakavelo, Guy Willy Razanamasy, Madeleine Ramaholimiaso, Gisèle Rabesahala et le père Rémi Ralibera.
Recueillis par T. R.
http://www.lagazette-dgi.com/gazette/autres2.htm

9. fijo
(
15/11/2006 19:12)
matahoatra,izay no azo ilazana ireo mpifaninana sasany.ravalo sy herizo ihany no tena vonona hiady ao,fa ny sisa vongatsira daholo,ka matahodrano.te hanao,nefa koa matahotra ny tsy holany ka hovery vola,de izao.androany,tena izy aho,rahampitso tsy ekeko io filatsahako io.aiza ihany ary