Mendrika tokoa ve?

1. Simpona ( 08/02/2009 16:42)
Raha izaho no teny amin\'ny 13 May tamin\'ny sabotsy dia vao naheno aho hoe i Monja Roindefo no Praiministra dia tonga za de nody fa tsy nitonantonana teny antaninarenina.
Mendrika ny anolorana ny aina ve iny? sa dia efa leo ravalomanana fotsiny? sa efa fanatisme de izay tondroin\'i Andry dia ekena daholo n\'iza n\'iza?

novalian'i xxx ny 09/02/2009 18:54
2. marozevo ( 08/02/2009 16:45)
Ary raha olona hafa - Sylla ohatra na Ranjeva - dia nandeha niakatra teny Ambohitsorohitra ihany ve ianao?
3. heidi ( 08/02/2009 17:22)
vieux systemes vieux mondes
4. xxx ( 08/02/2009 17:27)
Za kosa aloha ry ny akama na iza na iza hitarika ahy ho eny ka hoe fanonganampanjakana de tsy izy aho a ! tsy hoe mitsaatsaka fa izay lalana nofidiantsika olombelona de arahana satria izay no fahefana misy , fa tsy hay tsony izao ireny hoe fanahin'iza no ao ambadikireny anao ny mandinika
5. Stone ( 08/02/2009 17:32)
Izaho indray dia tsy hamono tena hoan'la eo, raha tsy misy atao aho lesy.
R8 ihany no mahavita zavatra.
6. Simpona ( 08/02/2009 17:35)
Izaho manokana dia tsy ho eny miits, fa ilay conviction'ilay olona izay tena efa manaiky be fahatany mihitsy no mahagaga ahy. Asa hatraiza ny fahafoizantenan'ireny olona nirohotra nankeny teny. Toa heveriny ho mety daholo izay lazain'i Andry
7. xxx ( 08/02/2009 17:47)
ry Monja Roindefo sy ry Andry no mbola tsy nihinana teo @ fitondrana ka mba haka ry zareo aloha! ny karamany Maire mbola kely fa aleo maka bb kokoa, fa neny elà nande sy namono tena teny ny omaly tsy miova ihany ny karama, zara raha mihinana foana, d rahampitso sy rahafakampitso izy miantso ny havany rehetra hikaly b fa nandresy, fa elà mbola hitomany ary hitomany hatrany, zara raha mihinana vary aminana tsy misy menaka fa efa lafo b, izy mahavidy hatrany na hoatrinona na hoatrinona!
8. marozevo ( 08/02/2009 18:09)
Tena mahavita zavatra Ravalo e... vitany hatramin'izay tsy noheverina ho vitany tokoa.... Iny niaraha-nahita omaly iny ny porofo... Vitsy no nanampo tamin'ny 2002 fa hahavita toy izao izy.
9. nani ( 08/02/2009 20:10)
Naha vita zavatra ahoana i Ravalo ee ? fa iza ilay nitarika nakeny Ambohitsorihatra ee ? Ravalo ngah niantso hoe mankanesa aty ho vonoiko ?? Sanatria tsy manome tsiny ny maty , fa ilay fanatika loatra koa tsy mety .
Ngah zay lazain ilay lahikely iry hoe gauche de gauche , dte de dte .
Maro ny olona tsy mankasitraka an i Ra8 , f angaha tsy misy fomba hafa hanehoana an izany ?? Maninona ny mandeha eny aminn toerana efa hita fa hahafaty ? Mampalaelo !
Naninnn ra i Andry sy ny forongony ihany no nakeny , dia nalainy zay tiany nalaina tao , na nataony zay tiany atao , fa maninona ny olona no hamporisihany handeha ho eny , dia izy tsy hita fa manjavona .
Aoka ho hanatra ho antsika rehetra izay ,manomboka izao , fa refa misy ny tolona dia aleo ry zareo samy te ahazo seza no hifananjona , fa tsy ny olona no atao tohatra fiakarana lava izao .
10. yonikafopl ( 08/02/2009 20:28)
o ry marozevo aaa, toa hitako ny vavanareo raha tsy nanao ireny teo izy, ngamba de we tsy misy ilana azy le ra8 ee malemy ee, navela hosimbain'oll sy horobain'oll njay Ambohitsorohitra eeeeee, sns........., inn fotsiny no maha foliha azy ee, tsy mahabaiko ny miaramila tsony eee, ,,
Ka hoy aho we, ra malagasy mahita hitsongolohana foana na mety atao na tsy mety, ka aleo izy hampihatra ny lalana rehefa mandika ny tsy tokony ho dikaina ny sasany, AZY KALOU NY LALANA ZAO, de ze tiany ampiasaina azy eo, , samia velon'aina tsika mianakavy, de enga anie ka mbola ho velona soamantsara serasera, afaka 10 taona njay miresaka sy mitsikera izay mpitondra ho avy eo, mitanisa ny fanongonankarena hataony ,sy ny fampijaliany vahoaka,, sa mety hidina 50% doly ny vidimpiainana amzany, de tsy hisy tsony ny bas cartier ampiasain'izay mpanohitra angalana fahefana ei njay??????
11. nancy ( 08/02/2009 23:22)
mba ohatrinn ary no noraisin'i xxx avy tamin'i tgv? sa manantena hahazo ohatrinn avy aminy rehefa azony ilay toerana?

xxx:

ry Monja Roindefo sy ry Andry no mbola tsy nihinana teo @ fitondrana ka mba haka ry zareo aloha! ny karamany Maire mbola kely fa aleo maka bb kokoa, fa neny elà nande sy namono tena teny ny omaly tsy miova ihany ny karama, zara raha mihinana foana, d rahampitso sy rahafakampitso izy miantso ny havany rehetra hikaly b fa nandresy, fa elà mbola hitomany ary hitomany hatrany, zara raha mihinana vary aminana tsy misy menaka fa efa lafo b, izy mahavidy hatrany na hoatrinona na hoatrinona!



12. Nainahery ( 09/02/2009 06:45)
Ka izao no atao heo FAHAMASINANA eh!mbola tsy masina tsara angamba dia nasiana ra mandriaka kely aloha!Tena mahay Ra8 kah!na i RATSIRAKA t@ 10 Aout 1991 ary ve nahafaty olona betsaka ohatr'ireny.Tonga dia nasiany an'le hoe SAMY MAFOAKA EH!Na ny minisitry ny DEFENSE aza efa nametra-pialana koa!
13. xxx ( 09/02/2009 18:54)
tsy azo ry Nancy angamba ny tiako hambara, tsy pro-tgv za sady tsy pro-ra8 tsy nandray vola t@ zay tgv za fa ny tiako tenenina d ny karama raisinao isam-bolana @ asa zay ataonao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0679