avylavitra

1. RATOVOARY ( 30/10/2008 07:26)
Hay ve anniversaire-nareo niany ty?
De bonne-anniv zany ko.
Ho ela velona de ho ambinin'ny Avo amin'izay atao.
Ho tratry ny tsingerin-taona mifanesy. :* :* :* :*
novalian'i cutie ny 31/10/2008 17:47
2. vale ( 30/10/2008 09:26)
Tonga fety i avylavitra, hadinoy ny ratsy rehetra mety hanorisory, ny tsy nety rehetra izay niseho ka mifalia fa fetinao anio! :P Joyeux anniversaire :-* :-* :-*
3. sipagasy ( 30/10/2008 13:03)
tratry ny fety AVYLAVITRA & SASA e!!!! dia aza adino ny mofomaminay annn bizz nareo dahy e!!
4. cutie ( 30/10/2008 13:37)
avylavitra
mirary soa e :)
5. fahamarinana ( 30/10/2008 14:29)
:arrow: tratra ny fety izany dia maniry ny soa sy ny tsara ho anao indrindra e.. (l)
6. vale ( 30/10/2008 18:21)
sipagasy: hay ve anniv'n'i Sasa koa eee, bon anniversaire nareo dahy! bisous be de be ho anareo izany!!! :-* :-* :-* :-*
7. avylavitra ( 31/10/2008 13:03)
Misaotra indrindra anareo rehetra izay nahatsiaro. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra handrakotra ny androm-piainanareo ihany koa.

Izay eo ihany fa gaga be aho nisy nirary soa n-telefona androany 31-10 no sady nolazainy koa hoe any anaty L'HEDBO androany ny anaranao. Handeha hividy gazety aloha aho hiery an'zany.
Mankasitraka ry reto a!
8. avylavitra ( 31/10/2008 13:06)
cutie> malahelo be aho fa tsy manoratra amiko intsony ny anabaviko. bouu. Mitomany aho io. snif snif.
9. cutie ( 31/10/2008 17:47)
ndraso fa hanoratra e hihihihiihi :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8624