Dia asa izay ho "afaka"
1-ny olana mianjady an´à Dago @ izao fotoana ve?
2-´reo tokony omena amnistie Ve?
3- ny gvt teteza-mita ve?
4- ny fanampian´ny any ivelany ve?
Fahitako azy dia i Ratsiraka iany no gagnant amin'ity sommet ity!
Ravalomanana sy Andry iany no mbola mifamely mafy io. Zafy Albert moa dia fitiavantanindrazana fa tsy misy intérét personnel ho azy amin'izao fihaonana izao.