Famotsorana MAPUTO !

1. rakaroka ( 07/08/2009 19:55)
Dia asa izay ho "afaka"
1-ny olana mianjady an´í Dago @ izao fotoana ve?
2-´reo tokony omena amnistie Ve?
3- ny gvt teteza-mita ve?
4- ny fanampian´ny any ivelany ve?

Asa.....tsy haiko!!!!!!!
:roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:14
2. ndotofetsy ( 07/08/2009 20:00)
aleo hilamina ny tanana fa manjary tsy mety le revy eee aleo afaka samy hiodina amizay tiany hatao aloha
:^) :^) :^) :^)
3. zandikely ( 07/08/2009 21:10)

Fahitako azy dia i Ratsiraka iany no gagnant amin'ity sommet ity!
Ravalomanana sy Andry iany no mbola mifamely mafy io. Zafy Albert moa dia fitiavantanindrazana fa tsy misy intérét personnel ho azy amin'izao fihaonana izao.
4. fijo ( 07/08/2009 21:14)
tena mbola manahirana be ny hitranga eo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048