Afaka mahavita tena ve ny firenena iray?....

1. rakaroka ( 05/05/2009 05:27)
Manoloana ny dépistage ambadika rehetra milaza fa ny vahiny no "FOTOTRA" mampahantra ny firenena iray , no ipetrahan'ny fanontaniana , hoe afaka "ahavita tena" tsy am-pisokafana @ firenena hafa ve izany ny firenena
malagasy satria mazava ho'azy fa n'iza vahiny ifanakaloana eran-tany, tsy maintsy ty sy 'nday ny endri-piarahana fa tsy misy izany 'nday izany ftsn!...
novalian'i rakaroka ny 05/05/2009 17:28
2. xxx ( 05/05/2009 06:21)
Tena afaka mahavita tena tokoa ny firenena iray indrindra fa nosy ohatra an'i M/car ary tsy hilana firenena hafa avy any ivelany akory izany .
Nefa indrisy fa efa taon-jato marono nahavery izany fahavitan-tena izany satria dia nampidirin'ireo vahiny mpanjanaka sy ireo mpitondrany te ahalala sy te hanaraka ny zava-misy eran'izao tontolo izao tao anatin'ny "world trade" sy ny "International dependence" ny ankamaroan'ny firenena eto ambonin'ny tany.

Vokatr'izany dia tsy maintsy manaraka sy manenjika izay zava-misy any @ tany mandroso ny rehetra, raha tsy izany hono dia tsy mandroso na koa lazaina fa mbola "sauvage".

Misy lafiny roa azo itarafana azy io fahavitan-tena io. Ny tsara sy ny ratsy.
Topic lava be ity raha velarina ary tsy amin'izao toetr'andro sy savorovoro izao no tsara hamelarana azy satria dia maro ireo tsy ahatakatra ny hevitra.
Ohatra iray fotsiny dia ireo "Native people of the Amazone forest" dia mahavita tena ary tsy miankina @ n'iza n'iza nefa dia velona soa aman-tsara. Ny aretina avy aty ivelany sy ny fangalarana ny taniny no fahavalony. Tsy mivaky saina @ izay zavatra modern izany izy ireo.


3. hihihihihi ( 05/05/2009 06:58)
NY TSY MAHALEOTENA IHANY NO MANENJIKA

NY RESY FOANA NO MIMENOMENONA

NY MAHATSIARO HO VOATSINDRY NO MANDOKA TENA

I MADAGASIKARA TANINDRAZANAY DIA MAHALEO TENA TSARA MIHINTSY
FA REHEFA MAHATSIARO HO NATAONY FITAOVANA HANDROSOANA
DIA IZAO FOTSINY

MAMANGY NY FAHORIANA TOMPOKO FA HIHOMEZAN'NY VAHOAKA REHEFA NY KONDRANA NO MANAO MORAL hihihi !
4. xxx ( 05/05/2009 07:10)
Na ny sujet aza tsy hain'elah, tsy misy miresaka fahaleovan-tena less eo fa akombony ny vava !
5. xxx ( 05/05/2009 14:55)
lelafo ao vodin'ny frantsainao
6. xxx ( 05/05/2009 15:39)
Tsy maninona fa ho lelafiko @ lelanao =)) =)) =))
7. rakaroka ( 05/05/2009 17:28)
Ary maika @ andron'ny "mondialisation" izao, 'taoko ny "firenena" lazaina fa matanjaka afaka ahavita tena aza tsy mihidy an-trano izany !
Ary na ianao io tonga eto aza , dia mbola ny ron-dohan'i le vozongo anie no indraminao, satria tsy mbola nahavita solosaina ny gasy . Milaza izany fa
manana fisaina-mikorontana ianao, @ lafiny ilany milaza fa tsy mila ny hafa anefa dia hita miharihary fa "ilainao" tokoa ilay hafa, ary izay no atao hoe "mpihatsaravelatsihy!"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0597