Nodakany rangahy
1. kally
(
18/06/2007 07:41)
Dia tapaka ny hevitr'i Ségo ka dia nodakàny hiala ny trano i François Hollande.Nasainy nangoron'entana sy hiaina ny fiainany any ivelany.
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 19:20
2. sakaizakely
(
18/06/2007 07:49)
kally>
K'efa hatry ny ela talohan'ny campagne mihitsy ange lery no efa nangalampihinana tany ambadimbadika tany e ! Tsy mahagaga

4. kelly13
(
18/06/2007 08:18)
misy engagement aza mou mbola afaka misaraka kou! presque 30 ans niarahana nefa izy reo, sa izay ny effet médiatik b lôtra? :wink:
5. sakaizakely
(
18/06/2007 08:53)
Hery ve mihevitra fa ny vita mariazy tsy manao an'izany ? :roll::roll::roll::roll::roll:
6. hery
(
18/06/2007 09:27)
sakaizakely> io nolazain'i kally io hoe ny vita mariazy aza misy risque vao maika fa tsy vita? Moramora kokoa ny mipitika rehefa tsisy engagement.
Raha tiana haharitra ny fiarahana (izaho tsy miteny hoe fitiavana) dia asio engagement, dia asio zaza, dia asio an'izao karazana fatopatotra isankarazany izao. Sarotra kokoa ny miala.

7. sakaizakely
(
18/06/2007 09:46)
Hery a !
tsy manakana izany rehefa te handeha ny ankilany de lasa foana, tsy manakana mihitsy na mariazy aradalana sy ankizy 10 aza...

8. hery
(
18/06/2007 10:18)
Tsy manakana fa somary misy kakay kely foana kah :-) Raha tsy dia hoe tena olona maty eritreritra mihitsy.
Na tsy misy zaza sy engagement aza rehefa misaraka dia misy takaitra kely ihany vao mainka fa misy an'ireo?
Fa ho hita eo ny momba an'i Segolène sy François afaka 30 taona any :-)

9. kally
(
18/06/2007 10:18)
Zaza folo tsy mahafehy trano hoy ny Ntaolo ary ranomaso tsy mahafehy faty.
Rehefa tsy misy intsony ny fitiavana ary maty ny fifandeferana sy ny fifanajana dia samy miparitaka.

10. hery
(
18/06/2007 10:44)
kally> zaza fito :-) (angamba tsy nahasahy niteny fito ny Ntaolo :-D )
Ny mahagaga ahy dia hoe naninona no tsy i François no niala voalohany.
Efa ela no fantany fa mety hitranga izao kanefa tsy niaro ny voninahiny niala moramora izy.
Izany tokoa angamba ny lehilahy...

11. kelly13
(
18/06/2007 10:57)
lollll, fomban'ny lache io nataony io (ra ny teboky ny fahitako an) satria d otran'ny oe izy no victime zao (nasaindramatou segolène niala ny trano etc...) nefa lery no namely ambadika
12. kally
(
18/06/2007 12:21)
Ségolène nilaza hoe mba ho fiarovako ny zanako no tsy nilazàko azy taloha -resabe, fiarovako ny seza saika azoko hoee! satri efa talohan'ny fifidianana filohampirenena i Ségo no efa lehilahy hafa no niaraka taminy. Iza? Misitery zanako!!
13. kelly13
(
18/06/2007 12:28)
ary raha mba lany eto tokou mou izy zany d inona no mety nitranga? kay samy nifamely ambadika reo? mbô lalina kou zany :°)
14. Samoana
(
18/06/2007 12:56)
kally:
... satri efa talohan'ny fifidianana filohampirenena i Ségo no efa lehilahy hafa no niaraka taminy. Iza? Misitery zanako!!
Ary ny hitako nolazain'i Paris Match talohan'ny fifidianana ireny anie de toa i lefrançois no nikilingalinga miaraka @ sekreterany fa tsy sego e !!Mba omeo source @ vaovaonareo hoe fa tsy arako indray iny:wink: R@ alarobia no fantatro fa hisy bokin'i ségo hivoaka
Io politika io ahitana zavatra tsy ampoizina foana toy ny baolina kitra e:-D
16. vahiny2004
(
18/06/2007 13:03)
bah ... sinema sinema
efa ela no tsy niara nipetraka ireo , ny iray any Rueil ny iray ary aminy ary, fa mety mody mba atao excuse @ échec PS fotsiny koa angamba
raha izaho aloha ny bandy tsy zakako sipa ohatr'ireny e, ireny ve tsy hanitsaka an-tampon-doha
Tsy mi excuser ilay efa mandehandeha iry aloha izay fa ny tiako lazaina hoe sinema e
dia ahoana ilay teo aloha teo hoe hatao mariage any Tahiti hoe raha lany angaha Ségo izy izay ... sinema daholo e
... à suivre, mety hivady indray atsy ho atsy

17. Fiffi
(
18/06/2007 13:19)
sinema ! misène be satria am fomba ahoana moh no andé hirotsahana président raha elle est toute seule ? de io no nanaovana mise en scène kalou....
Kanjo tsy lany de tsy maintsy zao ny hafarany !

18. sakaizakely
(
18/06/2007 14:22)
Fiffi
Afaka milatsaka ho fidina filoha na seule aza ka, tsy misy manakana izany mihitsy, efa no verifier-ko ny conditions dia afaka tsara mihintsy
tsy ny image sociale no mitondra ny fanjakana. Tadidio ohatra fa Hitler nanambady amanjanaka, mpivavaka, tsy mpisotro toaka, tsy mba nibolilalila t@ fiainana sns...
fa zao kosa, ny fisarahana tsy miala @ olombelona dia tsy hitako izay ifanenjehana am zany. Samy nanavotra ny apparence t@reny présidentiel ireny, inona no maharatsy an'izany moa ?
tsy azoko mitsy ny raisonnement n'i vahiny hoe ireny ve tsy anitsakitsaka atampondoha ? Heverinao fa tokony ho ambany foana ve ny vhv ? Dia mihevitra ianao fa tsy ho voahitsakitsaka am zay ? Non seulement fiheverana andavaka be izany, mais en + le ranga no nanao ny nataony aloha, de le vhv koa moa tsy very mandeha de izay
raha za manokana, sarotsarotra ihany angamba ny miaina miaraka am reny olona ambony adidy ireny. Izany no mahatonga ny ankilany miala, ohatra ny an'i sarko, satria mety tsy manampotoana iarahana intsony fa lany @ adidy doly. Reny mpanao polifika reny ve ranga miasa na alahady aza kou.
aiza ny vie de famille sy ny vie de couple am zany ? misy ny vonona hionona, l'honneur et le devoir avant tout (cf Daniele Mittérand, Bernadette chichi etc...)
ny an'i Ségo sy François klou de efa niarahina hatr@zay ka tokony niaretana teo, fa tsy matin'lery lolo le Ségo no nilatsaka ho fidina pour le faire ch... hatr@ tratrany nampi de nanaiky tsy fidiny lery voalohany, de zao no fiafarany :roll::roll::roll:
resaka hampobo ny azy

19. kally
(
18/06/2007 14:24)
Samoana:
[Ary ny hitako nolazain'i Paris Match talohan'ny fifidianana ireny anie de toa i lefrançois no nikilingalinga miaraka @ sekreterany fa tsy sego e !!Mba omeo source @ vaovaonareo hoe fa tsy arako indray iny:wink: R@ alarobia no fantatro fa hisy bokin'i ségo hivoaka
Io politika io ahitana zavatra tsy ampoizina foana toy ny baolina kitra e:-D
Tsy sekireterany akia ry Samoana lahy fa mpanao gazety ilay niaraka t@ i Hollande (asa io angamba no nahatonga an-dramatoa tsy mahazaka anatokatonan'ny mpanao gazety). Fa ramatoa efa nanana koa fa hivoaka eo hoe iza marina moa?
Avy eo indray hoe aza idikidirana fa tokony sarahina ny fiainana pôlitika sy ny fiainany manokana, nefa izy ihany no te hitetateta hilaza an'izany ny harivan'ny fifidianana...ôshy aho hoeee!sinema tsy andoavam-bola marina!!!
20. vahiny2004
(
18/06/2007 14:44)
sakaizakely >>>
noho izy " irrespectueuse " (hita @ firesany en public ireny : elle montre du doigt des gens, apetrapetrany ny mpanao gazety ...) no mahatonga ahy hiteny fa hanitsakitsaka izy fa tsy misy hoe vavy na lahy no ambony ...
Ary miala tsiny fa tsy ianao ho hitsara ahy hanana fiheverana any an-davaka . Samy manana izay fisainany , ny principe ko @ tokatrano dia manaraka ny Baiboly : Ny lahy no lohan'ny vavy , sinon mandeha @ izay tsy falehany io, la preuve !!!
tokatrano efa anarana fotsiny ny azy , logique ihany raha nanana copine i ramose.
inona no antony nilelafan'i Mme Royal faladia an'i Mr Hollande alohan'ny campagne hoe mijanona eto officiellement ianao ? L'égoïsme à son paroxisme , rehefa ilaiko avia aty ataoko tohatra !!!
Tsy mbola nitsara anao aho ka averiko mahaiza mifanaja ary iangaviako ianao tsy hitsaratsara ahy ho "fiheverana an-davaka"