Nodakany rangahy

41. xxx ( 20/06/2007 16:51)
xxx:

sipagasy marina ny anao , iza moa no nampiditra azy tsy i ségo ihany "rubrique poeple" inn no hanaovany interview mikasika ny fiainany any @ france info??
ary tsy i hollande no namoaka ny sujet . ary i ségo ihany no manafangaro (politik sy ny fiainany) 17 millions d'élécteurs é ! ary tsy fantany mintsy hoe resy anié izy t@ ny fifidianana , mila mandinika kely .

xxx : tsy fantatro mintsy hoe mahavita zaza ny hankihikely refa tapenana ny maso=))=))=))


ka rehefa tsy mijery dia manao zaza @ ity rehetra ity ko!
Fa angah i s tianao io mba be kalibra?? Kobo i xxx! Mody miafina rehefa miditra ato!
42. xxx ( 20/06/2007 16:51)
xxx:

sipagasy marina ny anao , iza moa no nampiditra azy tsy i ségo ihany "rubrique poeple" inn no hanaovany interview mikasika ny fiainany any @ france info??
ary tsy i hollande no namoaka ny sujet . ary i ségo ihany no manafangaro (politik sy ny fiainany) 17 millions d'élécteurs é ! ary tsy fantany mintsy hoe resy anié izy t@ ny fifidianana , mila mandinika kely .

xxx : tsy fantatro mintsy hoe mahavita zaza ny hankihikely refa tapenana ny maso=))=))=))



43. xxx ( 20/06/2007 21:16)
i s anie ka sady fohy no kely basy e!=))=))
44. sakaizakely ( 21/06/2007 08:21)
ny lahy hono no lohan'ny vavy dia tsy azo atao hoe fisainana andavaka izany
:-D:-D:-D:-D

izany hoe tokony nanaiky hitsakitsahandrangahy sy handevoziny ao andakoziany ao izany ravhv.

marina tokoa fa aza manambady vhv tsy manaiky hitsakitsahana izany sao voatondrotondrony eo imasombahoaka eo de tsy hahantanty saoka. De lazaina fa le vhv indray no tsy mahay manaja, "irrespectueuse" hono rehefa tsy mety hampirafesina

Izany ka lhl
=D=D=D=D=D=D
45. vahiny2004 ( 21/06/2007 09:21)
taitra angaha ?

Ségo mihintsy atao modely, jereo fa mandeha tsara ny tokatranony sy ny "PS" entiny

io extrêmisme io foana no mahavoa, fa angaha rehefa miteny hoe ny lahy no lohan'ny vavy dia tsy maintsy hoe manaiky ho hitsakitsahina ny dikan'izany ?

Ny lehilahy koa anie mba olona misaina fa tsy manitsakitsaka foana no ataony e.

Nahare resaka PDG Renault na Peugeot aho teo ka asa raha anjely ity ramatoa ity na ahoana , ny vy koa tsy mikitrana irery .

Inona no maharatsy ny asa ao an-dakozia ? Andevo daholo angaha izay mikarakara tokatrano ?



46. xxx ( 21/06/2007 10:04)
sakaizakely:

ny lahy hono no lohan'ny vavy dia tsy azo atao hoe fisainana andavaka izany
:-D:-D:-D:-D

izany hoe tokony nanaiky hitsakitsahandrangahy sy handevoziny ao andakoziany ao izany ravhv.

marina tokoa fa aza manambady vhv tsy manaiky hitsakitsahana izany sao voatondrotondrony eo imasombahoaka eo de tsy hahantanty saoka. De lazaina fa le vhv indray no tsy mahay manaja, "irrespectueuse" hono rehefa tsy mety hampirafesina

Izany ka lhl
=D=D=D=D=D=D



macho ve no tianao holazaina efa tsy lamaody intsony ny machisme! ho reraka eo i fransoise!
47. sakaizakely ( 21/06/2007 11:47)
Ny lehilahy koa anie mba olona misaina


hatramin'ny oviana :-D:-D:-D:-D:-D
48. xxx ( 21/06/2007 18:56)
Voalaza teo :
Ny lehilahy koa anie mba olona misaina


hatramin'ny oviana



fa ahoana koa izany resaka ato ?
sakaizakely ny vadinao angaha tsy lehilahy ??????? mba manambady lehilahy ihany.
aza hitako aza mahita ahy ! tsy apondra !
49. boubounezy ( 22/06/2007 19:49)
@ko na mariazy na tsy dé tafasaraka fona refa te isaraka na zaza na mariazy na vola tsy masakana tsy isaraka kou. stry misy ny nanao voady eny @ altara nefa misaraka vety misy kou ny tsy nila nanao mariazy nefa ela b mbola mifankaty iany otranah v zao dé wé isaraka @ vadiko za nefa tsy vita mariazy akory zany ary efa 10ans no niaraka sy niraitrano????? MHHHH! tsy mino mintsy za fa isaraka zay ra tsy wé tsy mahay miraisaina otrany ps reny dé leo avy eo d misaraka fa wainn bé @ akolita
50. xxx ( 25/06/2007 13:22)


Raha tiana haharitra ny fiarahana (izaho tsy miteny hoe fitiavana) dia asio engagement, dia asio zaza, dia asio an'izao karazana fatopatotra isankarazany izao. Sarotra kokoa ny miala.


angaha tsy fantatrareo raolona fa zany no nahatonga an'i hery niteraka t@ i hanta na dia fantatry ny maro amintsika aza fa efa vadin'olona i hanta ary i hery damôpra
51. hery ( 25/06/2007 18:02)
mifyfy> :-) maharaka kou an.
52. kelly13 ( 25/06/2007 18:11)
xxx=mifyfy (ra azoko tsara)inona no idiran'i hery @ resaka hoe nodakan'i royal i hollande? 8O
53. Fiffi ( 25/06/2007 19:20)
mifyfy: :-w:-w:-w

Solonanarana : mifyfy
Takelaka manokana (Wiki) : mifyfy
Namana faha : 38488
Nisoratra anarana : 2007-01-11
Tato farany : 29/05/2007 12:13
Fanampinanarana : faniriantsoa
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1972
Mari-bolana : Scorpion
Firenena ipetrahana : Madagascar
Marika postaly (CP) : 110
Faritany : Antsirabe
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : mpamafa trano
Fari-pahaizana : BACC+5
Fialam-boly : mozika
Fanatanjahantena : tsy misy
Halava : 1m55 - 1m59
Mitady : Namana tsotra
Fanampiny : Mitady tapaka sy namana tsy be lazao,tsy mihatsaravelatsihy.
:-w:-w:-w:-w

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6137