Nodakany rangahy
21. mignone
(
18/06/2007 15:06)
vahiny2004 > tsy voatery hoe rehefa tsy mitovy amilay principe nao io ambony io dia mandeha aminy tsy falehany ny tokatrano , maro koa no tsy manaraka any io fa mandeha foana ka :-P rehefa tsy misy fitiavana... dia rava (raha ny hevitro )
toa PDG ny Renault na Peugeot no miaraka aminy Segolene " hoe" :?:
toa PDG ny Renault na Peugeot no miaraka aminy Segolene " hoe" :?:
22. vahiny2004
(
18/06/2007 15:57)
mignone:
vahiny2004 > tsy voatery hoe rehefa tsy mitovy amilay principe nao io ambony io dia mandeha aminy tsy falehany ny tokatrano , maro koa no tsy manaraka any io fa mandeha foana ka :-P rehefa tsy misy fitiavana... dia rava (raha ny hevitro )
toa PDG ny Renault na Peugeot no miaraka aminy Segolene " hoe" :?:
Izay no nitenenako hoe : Samy manana izay fisainany , ny principe ko @ tokatrano dia manaraka ny Baiboly
Tsy fanitsakitsahana en terme de fijangajangana no tiako nolazaina momba an'i Ségolène , fa RESPECT de l'AUTRE globalement
23. xxx
(
18/06/2007 17:36)
Ka na nisaraka aza anie tsy midika fa voa foana e! Dakana rehefa tsy mety fa ndeha hiaritra trèfle eo ve ny tena fa sady mba manao koa atsy ambadika dia 1 sy 1 ny bôlina. sady i rafra anie ka ratsy tarehy e! Ka tena nety ny nandakana azy .=))=))
24. xxx
(
18/06/2007 19:56)
Ka na nisaraka aza anie tsy midika fa voa foana e! Dakana rehefa tsy mety fa ndeha hiaritra trèfle eo ve ny tena fa sady mba manao koa atsy ambadika dia 1 sy 1 ny bôlina. sady i rafra anie ka ratsy tarehy e! Ka tena nety ny nandakana azy
mba eritreritra kosa ny an' i xxx zany klé , ny tarehy ngah midika inn ??? raha ratsy tarehy i rafra naninona no nanao zaza taminy hono ?? resaka ambanin' ny fôtra zany , ny hitako dé ségo no maivan-doha, fa nanin't@ ny campagne any @ média i rafra no naheno hoe hanao mariage hono ry zareo , izao indray any @ média no nahenoana hoe nalefako izy ..
25. bazylou
(
19/06/2007 00:49)
iny kosa aloha dia tena TB mihitsy an!! dia tsy misy hafa tsy ny divorce foana ve no atao?? divorce etsy sy eroa sy ady antrano nefa ianao mitetika ny ho prezda !!
26. Fiffi
(
19/06/2007 07:01)
bazylou:aiza zany divorce zany ? ry zareo aza tsy mpivady akory !
iny kosa aloha dia tena TB mihitsy an!! dia tsy misy hafa tsy ny divorce foana ve no atao?? divorce etsy sy eroa sy ady antrano nefa ianao mitetika ny ho prezda !!
27. LazaDaddy
(
19/06/2007 09:25)
andeha hanao mari-azy aho izany. Iza no hiaraka arao mari-azy amiko? =))
28. vahiny2004
(
19/06/2007 09:46)
ny ahy aloha tsy azoko hoe nahoana no atao hoe i Madama no nandaka ? Fa tsy hoe i Ramose no nandaka na hoe nifanaraka fa tsy hiaraka intsony. Sa miverina @ ilay hoe tsy maintsy ilay "JE" fampiasan'i Madama matetika (je veux ...)
Nefa toa nisy démenti tao @ TV fa hoe tsy niteny n'inon'inona akory hono izy fa olona hafa no namoaka an'izany
Nefa toa nisy démenti tao @ TV fa hoe tsy niteny n'inon'inona akory hono izy fa olona hafa no namoaka an'izany
29. kelly13
(
19/06/2007 11:00)
tsy hay intsony ange ze tena marina kou @ rto journalistes reto e! 8)
30. kally
(
19/06/2007 12:26)
vahiny2004:
ny ahy aloha tsy azoko hoe nahoana no atao hoe i Madama no nandaka ? Fa tsy hoe i Ramose no nandaka na hoe nifanaraka fa tsy hiaraka intsony. Sa miverina @ ilay hoe tsy maintsy ilay "JE" fampiasan'i Madama matetika (je veux ...)
Nefa toa nisy démenti tao @ TV fa hoe tsy niteny n'inon'inona akory hono izy fa olona hafa no namoaka an'izany
Ka izay ary no notenen'i madama hoe nalefako izy dia nasaiko niaina ny fiainany, ramose tsy niteny hoe nodakàko madama na hoe niala aho fa tsy zakako.:-D
31. kally
(
19/06/2007 12:29)
"J'ai demandé à François Hollande de quitter le domicile, de vivre son histoire sentimentale de son côté, désormais étalée dans les livres et les journaux, et je lui ai souhaité d'être heureux", explique-t-elle dans cet ouvrage, devant paraître mercredi, écrit par deux journalistes de l'AFP, Christine Courcol et Thierry Masure. "On est en bons termes, on se parle, il y a du respect mutuel", précise-t-elle.
Io hono ny tenin'i madama e!
Io hono ny tenin'i madama e!
32. xxx
(
19/06/2007 18:00)
J'ai demandé à François Hollande de quitter le domicile, de vivre son histoire sentimentale de son côté, désormais étalée dans les livres et les journaux, et je lui ai souhaité d'être heureux", explique-t-elle dans cet ouvrage, devant paraître mercredi, écrit par deux journalistes de l'AFP, Christine Courcol et Thierry Masure. "On est en bons termes, on se parle, il y a du respect mutuel", précise-t-elle.
io resaka io anié efa t@ samedi no efa natao enregistrement é , t@ radio France info (?), saika hoe havoaka mardi matin , mba hanaovana "pub" an' ilay boky hivoaka , kanjo nisy fuite ny sujet , navoakan' ny "Marianne" taloha ilay izy diamnche t@ 20h30 .. teo vô gaga daholo , tsy nety ilay timing .. saingy nieritreritra ny hanao zavatra be madama kanjo ...
sady efa ela anié no tsy nety é, efa niteny izy fa ataoany tsy mahita ny zanany intsony i porciné , manipulatrice be izy ..efa hoe raha lany prézidente teo izy dia navaokany ny jour même an' ny 06/05 (mon Dieu merci) iny resaka hoe tsy miaraka intsony @ porciné izy ,saika tafiditra t@ ny maizina lafrantsa ..
ny an"' ségo dia ambitieuse izy fa tsy ampy fisainana kely , izao hoe ho ahy ny zaza, ho ahy ny parti . fa hollande aloha no mahavoa izao afaka tsilo ary mbola S.G 'ny P.S , ny blem an' i ségo izao tsy hollande irery fa ny éléphant rehetra sy ny renovateur .. ho sarota hoy ny mpandidy.
34. xxx
(
19/06/2007 18:57)
tena afaka manao zaza tokoa na dia gidro aza rehefa tapenene ny maso fa na izany aza tsy manja i rafransoise e!
36. xxx
(
19/06/2007 21:05)
tena afaka manao zaza tokoa na dia gidro aza rehefa tapenene ny maso fa na izany aza tsy manja i rafransoise e!
fa maninn hono ny gidro tapenana maso, sa ny masonao no tapenana ry xxx .
basy be calibre bazooka hono anié rafra é , zaza efatra ve ! =))=))=))=))
38. sipagasy
(
20/06/2007 13:52)
mahavariaana ahy mihintsy ity fitsikerana fiainana ity annnn, fa ngaha moa izy na hoe olona ambony na ohatran'izany dia hifankaiza @ fiainan'ny daholobe ny azy e!!! tahaka ny fiainako sy ianao ihany anie izany e! sa diso aho???? tokony havahana mihintsy ny fiainana samy irery izany hoe ny tokan-trano sy ny fiainana polifika fa tsy misy idirany ireo e!, amiko aloha e!;-)
39. vahiny2004
(
20/06/2007 14:19)
amiko koa dia tokony sarahina ireo roa ireo
marina tokoa fa mety azo lazaina hoe fiainana ohatran'ny an'ny rehetra ihany saingy ny azy mivoaka na avoaka gazety no maha hafa azy ... tahaka ny hoe avoaka gazety hiandry tsikera na hiandry tehaka
marina tokoa fa mety azo lazaina hoe fiainana ohatran'ny an'ny rehetra ihany saingy ny azy mivoaka na avoaka gazety no maha hafa azy ... tahaka ny hoe avoaka gazety hiandry tsikera na hiandry tehaka
40. xxx
(
20/06/2007 16:08)
sipagasy marina ny anao , iza moa no nampiditra azy tsy i ségo ihany "rubrique poeple" inn no hanaovany interview mikasika ny fiainany any @ france info??
ary tsy i hollande no namoaka ny sujet . ary i ségo ihany no manafangaro (politik sy ny fiainany) 17 millions d'élécteurs é ! ary tsy fantany mintsy hoe resy anié izy t@ ny fifidianana , mila mandinika kely .
xxx : tsy fantatro mintsy hoe mahavita zaza ny hankihikely refa tapenana ny maso=))=))=))