Fampitahana tsotsotra

1. kally ( 02/01/2006 16:37)
Ary hono ho'a e? Mba inona ny fiaranareo dia inona no itiavanareo azy dia inona no tsy itiavanareo azy?Mba tsy maintsy lazaina daholo ny tsininy sy izay mba tena masaka aminy an!
novalian'i rakotoxyz ny 27/01/2006 17:56
2. jennifer2 ( 02/01/2006 23:26)
Za tsy manana fiara fa ny mercedes no tena tiako.
tiako tsotra izao tsy mety voasolo BMW na de mandany lasantsy aza.
3. dadabe ( 02/01/2006 23:55)
ny ahy indray le Mini Bus Toyota ireny , matanjaka be ireny manko rehefa miaka-piakarana
4. kally ( 03/01/2006 06:13)
Ary tsy lazainareo kosa ny lafy ratsiny nefa izay no mba ampitahaina eto e!
5. mamzelkely ( 03/01/2006 07:02)
ny anay atos kely zay fa ny lafy tsrany a de ts mandany lasantsy mits izy tam nankany majunga zao aa de 35litres d'essence ftsn no natao tao fa ny maharatsy azy njay a kely lôtra de ts omby entana bdb de en plus ts afaka hitondrana namana bobaka de refa simba de ts aints any am concessionnaire no entina fa ts ahitana pièce détaché eny am sisiny :-D:-D
6. fasaly ( 03/01/2006 11:42)
ny ahy marika jponais reny no tiko! matanjaka no tsy mandany lasantsy no tsy dia manana problema firy aminy, toy ny suziki na toyota, ny lafiny ratsy tsy de hitako satria afa-po zà aman'azy io....
7. Ralay ( 04/01/2006 18:30)
Mitovy² daholo ny dinika ato izany ka ny ahy tary no namaliako azy hihihi:lol:
8. kally ( 04/01/2006 18:44)
Fa eto Ralay milaza ny lafy tsarany sy ny lafy ratsiny kah!
9. Ralay ( 05/01/2006 12:24)
Efa voalazako tatsy @ dinika fiara ihany fa jereo ao e :lol:
10. mandrindra ( 05/01/2006 14:47)
Ny ahy ny fiara italiana no tiako, sady tsara ny design, no mora ny piesy. Ny hoe mafy dia io indray araka ny fikojakoja azy ihany. Ny mahavoa ny fiara italiana, ankoatra ny ferrari dia ny finition ao anatiny somary baranahiny. Raha ny tanjaky (puissance) ny motera dia efa mifandrefy amin'ny alemana.
11. Herimiafina ( 05/01/2006 16:18)
Ny ahy indray ny tena tiako de ireny marka allemande ireny : BMW, VolksWagen, Mercedes, Audi, version 4x4. Ilaiko matanjaka, maotera V. (l)
Ny lafi-ratsiny: mihinandasantsy, tsy azoko kitikitihina ny mekanikany.
Tsy tiako ny fiara rehefa tsy ahafahako mikitikitika mekanika. Aiza ve koa vaky pneu de iantsoana garage lava izao. tssss :twisted:
12. Herimiafina ( 05/01/2006 16:20)
De ankoatr'ireo de ny Lincoln President, ny marka Chrysler, ny Ford sy GMC, tena tiako be koa. Ny olana dia mitovy ihany: mecanika
13. Veloo ( 05/01/2006 16:49)
ny ahy cadillac coupee:P
14. pitchou ( 05/01/2006 17:41)
nenah klou clio izao no ato e! souple be le motera, tsy tian'ny bandy kely ato an-trano fa am-bavy hono d trankil be zà fa tsisy mangalatra mitondra rizalah nefa ekonomika!
sady tsy mila réglazy sy ny tantarany fa ataony tômatika daolo zany! saingy le train avant na renault wa tsy lasa mintsy e!
loza fa tsy d re tsaika lôtra d atahorana handona olona fôna!
15. kally ( 05/01/2006 18:46)
mandrindra:

Ny ahy ny fiara italiana no tiako, sady tsara ny design, no mora ny piesy. Ny hoe mafy dia io indray araka ny fikojakoja azy ihany. Ny mahavoa ny fiara italiana, ankoatra ny ferrari dia ny finition ao anatiny somary baranahiny. Raha ny tanjaky (puissance) ny motera dia efa mifandrefy amin'ny alemana.



Fiat maty lava sady malemy be koa
16. diamondra27 ( 05/01/2006 19:48)
toyota no matanjaka e!

nisy olona nanao accident t@ camion de le minibus iny no nifandona taminy fa gaga oa ny polisy sy pompier fa tsy naninona le olona tanaty ny le minibus fa ratra kely fotsiny, de tsy de minana gasoil be loatra koa
17. kally ( 05/01/2006 20:02)
IO koa anie miankina @ hafainganam-pandehan'ilay fiara t@ fotoana nitrangan'ny loza no mahabe ny naratra na tsia fa tsy dia izany loatra e!
18. mandrindra ( 06/01/2006 13:41)
kally, inn no malemy ny an'ny Fiat ?
19. pitchou ( 06/01/2006 18:19)
mandrindra> ny fiat tsy azo anaovana tonneau!
20. fijo ( 06/01/2006 19:36)
ny ahy koa dia BMW na 4x4 japone ireny no tiako,matanjaka no hitiavako azy,fa ny olana dia le lasantsy.tsy mihinanan fotsiny izy fa tena migoka mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.6372