maninn ny kofa no mahatsiaro kompleksé raha kely karama nohon'ny joba
1. ravatorano
(
21/01/2004 16:49)
Mbola tssy nanao statistika zà momba an'io fa ny ankamaroan'ny kofa kely karama noho'ny joba dé kompleksé avy hatrany ka raha mbola vao hivady dé mety tsy ho tanteraka mihitsy nohon'ny amin'ilay "kkary" ary rehefa tafidita indray dia entin'ilay jô amin'ny sangany na vazaniny fotsiny na ampifiilainy na amboariny mitriny aza
novalian'i fijo ny 03/02/2004 20:36
2. princianique
(
21/01/2004 11:18)
ka ny bandy anie te hifehy foana e! sady te ho ambony noho ny vehivavy izy. Atahoran'ny bandy mihintsy ohatra ny mikoty sipa manam-pahaizana noho izy.
3. donemaskit
(
21/01/2004 11:48)
raha sipa manam-pahaizana koa ve hanaiky hiaraka @ domalahy ?
Marina io, ny lehilahy, par nature, natao hitantana (chef de famille oh) ; ka raha ilay sipa no manana plus de pouvoir financier.... sahirana leiry.
Marina io, ny lehilahy, par nature, natao hitantana (chef de famille oh) ; ka raha ilay sipa no manana plus de pouvoir financier.... sahirana leiry.
4. lema
(
21/01/2004 12:24)
ny sipa tsy azo omena pouvoir mihitsy fa raha mahazo mantsy izy reny dé manao mi-abusé
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 22/01/2004 00:24
5. xxx
(
21/01/2004 14:57)
Vehivavy aho no miteny eto,tsy tsara ny lehilahy tsy de nahita fianarana ny manambady vehivavy manam-pahaizana satria voatarika any anaty lavaka ny vehivavy noho ny complexe an'ilay lehilahy,hoatran'ny vehivavy lava manambady lehilahy fohy ihany io e.Dikan'izany lehilahy tokony hitovy na mihaotra kokoa ny vehivavy eo @ lafin'ny farimpahaizana,revenu,habe(oh Fijo sy Rinakely zao mety tsara vazivazy io an),marina ny tenin'i Maskita etsy ambony e kanefa izany akory tsy hahatonga an'ny lehilahy hanjakazaka ao @ tokantranony fa manjary fiainam-boalavo ndray ny farany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 22/01/2004 02:57
6. bix
(
21/01/2004 15:06)
tsy voatery mihintsy io ry zareo fa toy ny zavatra rehetra , ka rehefa tandrifin'izay ianao dia tratrany fa tsy ho voatery ho ny olona rehetra no sendran'izay, fa na dia be karama be aza ny lehilahy rehefa hanao ny ataony ny jo dia monamonaina eo izy, ohatran'ny zavatra retra ihany io eh ! mahaiza fotsiny mitondra mba tsy ho entina,,, okay eh !!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 22/01/2004 03:06
7. rinakely1
(
21/01/2004 15:19)
tsy azo omena pouvoir kely @aohana ry lema an?
sao d tokony nareo ary no tsy omena pouvoir klé!
sao d tokony nareo ary no tsy omena pouvoir klé!
8. rinakely1
(
21/01/2004 15:21)
compléxé fona nareo lelà @zé zava misy eo: asa, vola , fitiavana ,fika sns!
fa ny valiny d satria ny jo menomenona fona raha vo kely eo ny karamanareo satria an izy b sitrapo ka raha tsy mahavita azy defa wawawawawa lava no hiananareo @! mazava v e!!!!!!!!
fa ny valiny d satria ny jo menomenona fona raha vo kely eo ny karamanareo satria an izy b sitrapo ka raha tsy mahavita azy defa wawawawawa lava no hiananareo @! mazava v e!!!!!!!!
9. fijo
(
22/01/2004 09:11)
manahirana ny vehivavy ka.ilay maha ory.fa ratsy aloha raha izy no be karama e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 22/01/2004 09:11
10. pitchou
(
22/01/2004 16:43)
arakaraky ny olona io sy tanjona tiany ahatongavana! tsy voatery resaka baoritra ihany ny fahaizana, ary misy aza be baoritra fa tsy misy ilavana azy! ny probleman'ny lehilahy raha ambony (fahaizana na karama) noho izy ilay vehivavy dia tsy mahita zavatra firy hanindriana na anambaniana azy izy!!!! betsaka @ lehilahy no mihevitra hoe izy no mikarama mampidi-bola ka ianao ramatoa mangina! izay lazaiko atao ary aza mba miteniteny ahy! noho izany izaho ry namana vehivavy isany mampirisika anareo hianatra sy hitady fiveloman-tena ampy mba tsy hanaovan'ny lehilahy sasany sanatria fanaka na vonikazo fotsiny anareo, ka izay tiany hanaovanareo (tehirizina? ariana? atakalo? tapahina? ...) no tsy maintsy iaretanareo. raha tia anareo izy tsy ny mari-karamanareo na ny fahaizanareo (na tsy fahaizanareo) no tokony hitiavany anareo!
11. xxx
(
22/01/2004 10:55)
aza de lasa saina lotra @zany,
aoseo tsara fontsiny le jô any le zavatra de mifitsaka na be diploma na be sosy na be inn izy ,milamina ny rehetra
aoseo tsara fontsiny le jô any le zavatra de mifitsaka na be diploma na be sosy na be inn izy ,milamina ny rehetra
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 22/01/2004 22:55
12. fijo
(
23/01/2004 09:01)
efa mitady hioatra ny vala mihintsy ireto vehivavy ireto an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 09:01
14. pitchou
(
23/01/2004 13:16)
tadiavin'i Fijo valaina ahoana indray ary ny vehivavy? d iza no ho gardien sefo?
15. lema
(
23/01/2004 14:04)
miraisa fo dé miraisa saina daholo e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 24/01/2004 02:04
16. bix
(
26/01/2004 14:14)
mahaiza manodinkodina ilay fandehany fa tonga ialahisany ataony silgoma fa tsy alohany , amboary milailay fotsiny izy dia ho itanao fa lafatra ny la la la la la la .....
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 27/01/2004 02:14
17. fijo
(
27/01/2004 20:27)
tsy valaina izany ry pitchou a,fa mba samy maka ny toerany e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/01/2004 08:27
18. samoina
(
27/01/2004 20:17)
Mifameno ny mpivady ao an-tokantranony Ranamana isany ô !
Efa miha-zakan'ny lahy ny kely karama noho ny vavy @ izao fiainana hazakaza-dava izao e ! Amin'ity resaka ity zara aza samy mampidibola ny 2, ny tsy mahita fidirambola aza efa tsy fidiny.
Raha kôpléxé ry zalahy dia fenoy @ zafatr'hafa ny banga fa aza atao mankarary saina a ! Oh: mba hanaovy sôsy matsiro madama fa aza avela irery ao an-dakozia, ento mitsangatsangana @ hilaivany azy izy rehefa sorendrena, amboary ny kojakojan-tokantrano simba,...Tsy misy mahamenatra ny manao izany na lehilahy aza ny tena.
Fahiny ny vavy tsy nahazo niasa fa ny lahy irery no mampidi-bola. Tadidio fa na taloha na @izao fotoana izao rehefa avy any am-piasana rangahy dia matetika mamonjy fauteuil miandry masaka sy tositosy ary matory avy eo. Jereo anefa ramatoa ankehitriny na avy miasa aza: mahandro, mamafa trano, mikarakara ny zaza, mampianatra ny zaza,...Na mihoatra arivo maro noho ny azon'ny lahy aza ny azy tsy olana satria mendrika izany angamba izy. Tsy midika izany hoe entiny @ sangany ianao satria ny tena vehivavy malagasy dia manaiky hatrany ny lahy ho loham-pianakaviana

19. pitchou
(
27/01/2004 18:02)
variana @samoina indray aho! izaho aloha mahita, @ manodidina ahy rehetra (fianakaviana, mpiray tampo, namana ...) fa ny lehilahy gasy ao aminay tsy mamonjy fauteuil izany rehefa tonga avy miasa fa manampy @ raharaha ao an-tokatrano, mijery sy mikarakara ny ankizy! ny zavatra tsy hainy fotsiny aloha d ny sasa vilia, ayayay! ary izany no tsy hialako @ lehilahy gasy! izany ka lehilahy mitsinjo ny vadiny!
20. fijo
(
28/01/2004 09:23)
izaho koa aloha dia manao raharaha e,fafatrano,sasavilia,mahandro,io koa moa zavatra tiako rahateo,tsy misy izany miandry masaka fotsiny izany ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/01/2004 09:23