maninn ny kofa no mahatsiaro kompleksé raha kely karama nohon'ny joba
![](https://avatar.serasera.org/8c81766fd23f97d3f386db774a04e8a7.jpg)
21. samoina
(
28/01/2004 19:44)
tsara anie izany ry pitchou sy fijo fa tohizo e!
Ny anay toy izao fony kely: mifoha i Dada @ 6 ora mihomana ny hiasa
Miverina misakafo @ 12h30-13h dia lasa mamonjy birao indray ary tafody @ 7 ora hariva any ho any satria lavi-toerampiasana ( efa masaka ny nahandro )Dia eo no hanararaotany mamaky gazety kely, na manandran-tsira any an-dakozia. Raha misy olana ara-pianarana dia ianao no efa nampianarina hanatona ny olon-dehibe fa tsy izy no hanatona anao fa efa lanaky ny asa.
Tsy haiko ny fandaharam-potoananasan 'ny lehilahy fantatr'i pitchou sy ny asa ataon'i fijo fa izay aloha ny taminay.
Saingy ny lohahevitra moa dia ny komplexe mahazo ny lehilahy kely karama noho ny vavy. Efa contexte hafa io satria samy miasa ivelan'ny trano ny lahy sy vavy ka matoa ny lahy kely karama dia mety efa mba kely koa ny asa ataony.Izany hoe malalaka kokoa ny fotoanany tsy toy ny teo aloha Araka izany logique raha manao farimbona be kokoa izy ao an-tokantrano

![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
22. donemaskit
(
28/01/2004 20:16)
Zaho mahalala mpivady efa lehibe (efa tsy mipetraka ao aminy intsony ny zanany), ilay ramatoa ihany no miasa, ilay rangahy no mikarakara ny trano sy ny sakafo (mahay leiry an!) fa tsy misy complexe zany, tsisy disadisa momban'izay ihany koa eo amin-dry zareo. Au contraire aza, misy hafaliam-piainana (fiteny ve zany?) be ao @ndry zareo.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
23. fijo
(
29/01/2004 20:29)
azo tenenina izany,fa tsy fiteny.any suede ,norvege sy ny nord sasany iny dia efa maro no manao io fomba io.ka ny vavy indray no miasa dia ny lahy ao an trano.tsy misy complexe ilay izy any,fa aty france izao dia efa tsy manaiky ny sain'ny olona.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 29/01/2004 08:29
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
24. donemaskit
(
29/01/2004 09:12)
Ny aty Frantsa tsy haiko fa any Soisy ireo olona noresahiko ireo...
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
25. fijo
(
29/01/2004 19:56)
ny aty amin'ny sud ny europe anie mbola somary tara e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/01/2004 07:56
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
26. pitchou
(
30/01/2004 16:21)
tsy arakaraka ny asa ataony any am-piasana foana ny habetsahany karama samoina a! ny karama resaka catégorisation @ asa! tsy misy asa mora izany! ianao v mihevitra hoe mora ny asana mpitarika posy satria kely ny vola miditra aminy?
mahatonga ny firenena tandrefana mbola taraiky @ io d noho rizareo tena patriarcal b! jereo fa any aza misy an'izany hoe asa mitovy izao, d ilay vhv atao ambany kokoa ny karamany! scandale b nahoraka ko ilay hoe satria vhv ilay sefo d natao ambanin'ny karaman'ny lhl subordonnées-ny! fa tratran'ilay ramatoa kosa alo fa nifafa mihitsy ilay orinasa e!
mahatonga ny firenena tandrefana mbola taraiky @ io d noho rizareo tena patriarcal b! jereo fa any aza misy an'izany hoe asa mitovy izao, d ilay vhv atao ambany kokoa ny karamany! scandale b nahoraka ko ilay hoe satria vhv ilay sefo d natao ambanin'ny karaman'ny lhl subordonnées-ny! fa tratran'ilay ramatoa kosa alo fa nifafa mihitsy ilay orinasa e!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
27. fijo
(
30/01/2004 16:58)
izay ilay fiaraha monina e.eh,eh,eh.voa indray ny vehivavy an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/01/2004 16:58
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
28. pitchou
(
30/01/2004 11:02)
eh! Fijo! ianao ange izao tokony ho lahalaharana @ fanovana izany toe-javatra mahamenatra izany e! mba botabota ihany!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
29. fijo
(
03/02/2004 20:36)
efa lohalaharana aho ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/02/2004 08:36