FIFIDIANANA
1. naritsimba
(
14/05/2009 06:32)
Ho an'ny tenako manokana dia izao no mba hevitro nandritra izay fotoana tsy nidirana teto @ resaka politika.
1-Enjehina sy tsaraina daholo izay olona ananana porofo fa nanodinkodina volam-panjakana (Ratsiraka, Tantely Andrianarivo, Pierrot Rajaonarivelo, Ravalomanana), mamplahelo ihany mantsy izany mpitondra fanjakana mialokaloka any ivelany dia avy eo manantena hiverina moramora rehefa miova ny mpitondra, raha izany dia aleo samy hangalatra dia samy mabnao izay handosirabny avy eo.
2-Ireto fikambanana iraisam-pirenena no mùahavariana ahy, aleo izy ireo andeha rehefa tsy tamana, matoa tsy sahy mandeha dia misy antony ao, koa anatra ho an'izay mpitondra ho avy eo ny tsy fanekena be fahatany ny tenin'ireo mpamatsy vola izay ny amerikana no atidohany.
3-MAro ireo milaza fa tsy manam-bola ny fanjakana, aleo tsorina satria miasa @ io sehatra io ny tena fa ny vola malagasy dia ampy tsara, fa ny vola vahiny izay ampiasain'ireo mpandraharaha no manahirana. Efa misy anefa ny fomba izay fanao @ toy izany ka inoako fa efa mivaha izany @ izao fotoana izao.
4-Aleo tsy mifanenjika be faha-tany isika raha mahatsiaro tena fa hampandroso an'ity Madagasikara ity, toa ahy aloha sy izay mitovy fijery amiko dia izay tonga eo dia niezaka ny nanampy foana, saingy t@ iny fitondrana Ravalomanana iny no tena tsy nihaino izay hevitry ny hafa mihitsy.
5-Raha ny firehana politika dia efa t@ taona 2006 no nanakiana ny fitondrana ny tenako sy ireo mpiara-miasa amiko noho ny famoaham-bola tsy ara-dalàna tato @ orinasa misy anay, ny volana jolay 2008 dia nitarika fitokonana izahay noho ny fanenjehana tsy ara-dalàna ny mpiasa sahy nilaza ny tsy mety sy ny fanomezana tombotsoa mihoapampana ireo tompon'andraikitra ambony, saingy indrisy, fa ny hany azo natao dia hoe: na ho ela na ho haingana tsy maintsy hiala ireo, ary tsy hisy mpitondra haharitra eo @ io fitondrana io raha mbola ny ratsy no ampanjakaina.
Feno ny kapoaka ary tsy maintsy mitobaka, ireo zavatra tanisaina ireo dia tsy sanatria fankahalana fa zavatra ananako porofo ho an'izay mitady izany.
Isaorako Andriamanitra nahay nampiseho miharihary ny maha Mpanjakan'ny mpanjaka azy, ary tompon'ny fahefana ety an-tany ka hatrany an-danitra.

novalian'i naritsimba ny 15/05/2009 07:35
2. ravatorano
(
14/05/2009 07:00)
marina izany ra narits ah !
tokony enjehina avokoa izay olona rehetra ka ANANANA POROFO MAZAVA fa nihinam-bolam-panjakana sy nanaodikodina volam-bahoaka na iza izy na iza !
Mnajary misy ny voahidy misy ny votsotra nefa samy nihinanan sy nampahantra ny firenena daholo ihany.

3. tsiafoi1
(
14/05/2009 07:11)
Aleo aloa hazava r'ise Ra-Nary fa tsy ny fanenjehana araka ny làlana no atahoran'ny Filoha Ravalomanana,( ny efa voaeloky làlana aza itony miditra ihany, ary mahasahy mideradera ho toy ny tsy maty nanota...). Ny fanenjehana mitondra @'ny élimination physique ny tenany no atahorany.
4. manelatra
(
14/05/2009 07:15)
Ny firenena dia handroso izay nanakana izany rehetra dia ho menatra , mandrovitsihy izy ankehitriny ka aleo handrovitsihy fa azy izany
5. tsiafoi1
(
14/05/2009 07:19)
Marina tokoa fa tokony henjehina izay manao ny tsy mety, ka maninona no havela hiriaria i Pierrot fa tsy samborina aza e? Ananan'ny Tribunal porofo ireny matoa nomelohina.
Tsy maninona tokoa fa henjeo ny Filoha Ravalomanana raha ananana porofo. Ny hitako hatreto toa tsy mitombina ny fanenjehana. Ny làlana aza niala maina, de mbola manao izay ho afany te handroba fananan'olona indray ny HAT ka mbola namerina nitory, de aleo ho hita eo ny tohiny... Ataoko manana chambres de comptes ny Fitsarana Tampony afaka hanamarina izay voalaza rehetra raha mitombina!! De ho hita eo ny tohiny...
6. ravatorano
(
14/05/2009 07:24)
marina ny voalazan'i tsiafoi1 fa aleo hisy porofo mitombina tsara ary voamarin'ny chambre des comptes amizay miharihary eo izay nanao fahotana mahafaty teto amin'ity firenena masiana madagasikara ity
7. Mandefitra
(
14/05/2009 07:34)
Faniriana ny anao ra Naritsimba fa efa mazava ny tantara a:
- henjehina ra8, mba ho pierrot no filoha. Na nangalatra aza izy diovina hangatsakatsaka.
Ary io mody fikan i tgv tsy hilatsaka de mametraka condition hoe ra tsy milatsaka ny filoha teo aloha de efa anisany. tgv ve na hilatsaka aza hahazo vato? nofy.

8. ravatorano
(
14/05/2009 08:04)
ka maninona moa raha milatsaka tokoa izy e
d tena ho hita miharihary eo izay vato ho azony
d ho hita miharihary eo izay HAT hanohana azy
za manokana dia aleoko lavitra aza izy milatsaka kle

10. naritsimba
(
14/05/2009 08:38)
Ho anay aloha sy izay miombon-kevitra aminay dia tsotra:
Izahay dia mamolavola hevitra entina hampandrosoana an'i MAdagasikara, ka izay Kandidà afaka hanatanteraka an'io no tohananay, saingy kosa raha lany ka tsy hahatanteraka dia tsy menatra ny hanongana izahay.
Ny tena hevi-baventy aloha dia ny tsy fiankinan-doha @ firenen-kafa, manana ny ampy Madagasikara na ara-tsakafo na ara-bola, tsy misy antony hiankinan-doha @ izay firenena hafa. Io fiankinan-doha @ firenen-kafa io mantsy no mahatonga ny mpitondra hitsoaka rehefa avy nanodinkodina volam-panjakana, ka ireo indray no asainy manamarina ny tsy mety ataony.
tsiafoy1: aza taitra ianao fa efa eo an-dalam-pametrahana ny fitoriana ireo fomba namoaham-bola izahay. Ny ato @ toeram-piasana misy ahy io resahiko io fa tsy ny any @ hafa an!

11. reeves
(
14/05/2009 08:43)
Rehefa hanagadra dia tokony ho gadraina daolo izay misy porofo rehetra fa nandika lalàna ary TGV voakasik`izany . Io tsy fanasiana HASINY NY LALANA io ihany no mahatonga ny toe-tsain`ny gasy ho BARANAHINY . ATSANGANO ALOHA NY FAHEFAM-PITSARANA TENA TSY MIANGATRA , TSY VOAVIDY VOLA , TENA MARINA , TSY MIFIDY TAVAN`OLONA dia izay isika mianakavy vao mety HILAMINA .
12. Mandefitra
(
14/05/2009 08:58)
ka iza ary zato candidat tohananao ra Nari?
ny mazava de izao: refa sakanana tsy hirotsaka ra8, dia pierrot no prezida. Ety aminao ve zay?

13. ravonjison
(
14/05/2009 09:17)
Betsaka ny olona manao sermone eto. Mody mitatatata etsy sy eroe fitsarana e, lalána e, ny marina e sns.. Raha ny fandehan-javatra anefa no dinihina dia hita fa mbola ho ela vao ho tonga @ izany i Dago izany .
Ny antony ?
D' accord tanteraka aho ny@ hoe : tadiavina ny porofo, avy eo melohina daholo izay nihinam-bolam-panjakana. Dia ampiako , izay namono olona sy nanao ratsy rehetra.
Noho izay raha io no ho tanterahina dia i Rajoelina sy ny tariny no tokony ho samborina voalohany, ary hotsaraina satria nanongam-panjakana. Izany anefa dia sarotra satria ny sasany tsy hanaiky izany, izany hoe rehefa olon-kafa dia aleo henjehina , fa rehefa an' ny tena dia tsara ary avelao hiasa.
Noho izany aza be sermone, ary aza manonofy satria mbola ho ela vao ho tonga @ izany Dago.

14. naritsimba
(
14/05/2009 09:18)
Mandefitra> Mazava ange ny nolazaiko eh, izay vonona hanatanteraka ny volavolan-kevitra atolotray ho fampandrosoana an'i Madagasikara no ho tohananay, mazava izany fa mbola tsy fantatra hoe iza ilay olona, ny hevitra dia efa eo am-pamolavolana azy. Ho hitanareo eny ihany rehefa mivoaka io volavolan-kevitra io, fa kosa raha hisoloky ka hilaza fa hanata,teraka nefa tsy mahatontosa dia tsy menatra ny manongana koa izahay. Rehefa tsy tanteraka ilay atao hoe Promesse presidentiel dia aleonay manongana, fa tsy sanatria hiaritra eo ihany dia lasa indray mitsoaka any ivelany. Ho anay dia aleo aloha mody ny fikambanana iraisam-pirenena fa tsy mihatsaravelatsihy fotsiny hoe tsy mankatoa ny tetezamita nefa tsy sahy mangoron'entana.
15. Mandefitra
(
14/05/2009 09:30)
Otry ny hevitra bontolo ihany ny anao ra Nari fa ialako tsiny.
Tsy afaka ny hiolonolona irery gasikara satria nosy.
Ary @ zaona ho aiza na ho aiza, refa tany mahantra tsy maintsy manaiky ny didin'nt tany lehibe. Ka mba tsy hahafaty dia aleo mitady marimaritra iraisana.
Ka io na iza hiseho ho b projet na iza ... refa tsy ra8 no eo de pierrot.
anao sisa nysafidy ... ankotr zay resabe.
qui dit pierrot, dit :
- arema : sophie, xavier, rossy, herivelona, tantely, kotity, etc ...
- frantsay
na pm aza monja, tsy nahsakana an i pierrot, zao izy manana garde de corps milanja basy nefa statut gadra ...

16. naritsimba
(
14/05/2009 09:35)
Mandefitra> io ny hevitro io, toy ny tsy fiankinan-dohako t@ olona no tiako atao, rehefa niala tao @ dada sy neny ka niasa dia tsy niankina taminy intsony, raha heverin'ise ho bontolo moa atao ahoana fa izay izy zany, averina ny atero ka alao toy ny nanaovan'Andrianampoinimerina ny fefilohan'Ikopa, angaha nila fanampiana taiza izy. IO no mahavoa antsika diso manindrahindra ireo vahiny avy any ivelany dia eo no raisina.
17. xxx
(
14/05/2009 10:27)
Zay no tena mety Ranary a! rehefa tsy mahavita dia ahongany fa iza no handany andro sy harena hamahana filoha tsy mamely izany. Raha mba mahay mihaino sy miezaka ny hatanteraka ny hetahetam-bahoaka moa ka maninona fa ilay manao be marenina sy avom-bava toy ilay nandositra iny dia fanonganana no sahaza azy.
Amin'izay mantsy mba mety ho tonga saina ry le tsivalahara mpitondra mpanararaotra fahefana ka mba hiezaka hampandroso tokoa fa tsy mody hoe voafidy t@ demokrasia aho e!!! de tsy azo esorina fa tsy maintsy manapitra mandat!!! mandra patapitry ny mandat-ny amin'io efa mangorona izay tratrany dia avy eo mandositra any ivelany.

18. naritsimba
(
14/05/2009 11:58)
-Ampidirina ao anaty lalam-panorenana fa azo ahongana izay filoham-panjakana tsy mahavita ny fandaharan'asany ao anatin'ny 2taona.
-Mahazo milatsaka ho fidiana daholo izay rehetra feno 21taona, toy ny tamin'ny lalam-panorenana taloha.
-Tsy mahazo mihoatra ny mandat 1 ka 4 taona no faharetany.
-Izay manana porofo fa manodikodim-bola ny mpitondra fanjakana dia azo toriana avy hatrany.
-Manaiky fa tsy hiankin-doha @ firenena any ivelany ny mpitondra fanjakana. Hita mantsy fa ireo firenena tohanan'ny tandrefana (Frantsay, Anglisy, Amerikana) teto afrika dia mikorontan-dava, ary mangalatra foana ny mpitondra, ary dia miaro mpangalatra ireo firenena tandrefana ireo, ary raha tsy manaiky ny tiany atao dia sahiny mihitsy ny manafika azy(IRAK).
jereo i Swaziland fa firenena mahantra mbola aorian'ny Madagasikara kanefa dia tohanan'ny tandrefana tsara satria manaiky mamatsy diamondra azy ireo ilay mpanjaka manambady 19, sy mahasahy mividy fiara lafo dia lafo nefa dia mahantra ny mponina ao aminy. Izay angamba no nanosika an'i Ravalomanana hihevi-tena hanao mpanjaka ka tsy menatra ny nisisika ho anisan'ny andrianan'Imerina, ary nihevi-tena fa ho andriamanitra mihitsy.

19. fijo
(
14/05/2009 21:43)
ôry naritsimba an,ity fisainana manongana lava it mba hialao,fa jereo izao no vokany,mba mahaiza miandry fifidianana de eo aroso izay vonona handray azy ny hevitra.
raha izao fisainana hanonganana lava izao,aza miresaka fitiavan tanindrazana fa lainga.tsy izany no atao heo demokrasia.
ny momba ny fitsarana,za koa dia mirary ny mba hitsarana izay nangalatra rehetra teo,na taloha io na izao.amiko,ny famelana ireny hiriaria no mahatonga ny manaraka mbola sahy hanoy ny nataony

20. naritsimba
(
15/05/2009 07:35)
fijo>> ka avela ho lany ve ny paiso an-kady santria dia aleo miandry fifidianana, dia avela hanjaka ve ny ratsy? sanatria izany, ary raha izahay tsy mitady seza akory fa mitady mpitondra tsy tia tena fa mijery izay mahasoa ny vahoaka entiny, tsy hanao tahaka ny mpiandry ondry mihinana ny ondry andrasany io.
Toy ny avivain'ny Betania e, kapao fa manimba ny tany.