Naritsimba a, enw zao lay mpikarakara dia mba tanisao oe IZA AVY NAREO lay tonga tany ??? zaay mants taraiky tany anaty embtk dia NALEONAY NIVERINDALANA fa toa hamonjy firavana any ka ihomehezanareo eo, am manaraka ndray e
nahafinaritra e! nifankahita t@ namana vaovao , manantena fa ho avy maro isika @ fotoana manaraka, ezahana foana ny mba ho akaiky ny toerana aleha. Isaorana manokana ny namana izay nanampy t@ fikarakarana rehetra, indrindra ny sono sy ny brochette!!!!!
mlay foana ny fiarahana sy fiahaonana toy ireny eh ! isaorana ny tonga ary hisaorana koa izay mbola ho avy amin'ny hetsika manaraka ! ny tohiny moa dia ho hita eny ihany eh !
mba alefaso ilay sary fa toa hotran'ny nisy naka sary tamin'i asabotsy iny e!
Salama daholo ry namana a!
Ela ela tsy teto ny tenanay e! Zay vao tonga ary ho hita foana amzay . Raovina ndray vao hisy ny fihaonana fa malahelo ny namana retra e?