RADIO FAHAZAVANA
1. naritsimba
(
27/05/2009 05:11)
Tsy mihaino Radio Fahazavana intsony ny tenako na dia anisan'ny tompon'andraikitra nanao fandaharana tao aza isaky ny Talata Hariva, ary niasa maimaim-poana.
Ny antony dia tsotra: Radio miankina @ fiangonana FJKM izy io, nefa kosa tsy neken'ny saiko ny hanerena ireo mpiasa hanohana ny fitondrana Ravalomanana, ekeko fa Ravalomanana no nanome ny ampahany betsaka t@ fitaovana ampiasaina ao, ary indrindra ny mpiasa tao dia ny TIKO no nandoa ny karamany, ny tenako anefa sy izay nitovy fijery tamiko dia tsy afaka mihitsy ny tsy hamoaka ny hevitro amin-kalalahana, tsy nekenay ny tsy maintsy anohanana an'ingahy Ravalomanana, izahay rahateo tsy mandray na iraimbilanja aza.
Misy namana maromaro ihany koa niasa tao @ MBS TV sy MBS Radio, izay mangina @ izao fotoana izao noho ny fanekena fa tsy rariny ny nataon'dRavalomanana, ary dia efa miasa any @ Radio hafa izy ireo fa tsy mankeny @ Magro ary azo lazaina fa maro an'isa.

répondu par coucou2 le 29/05/2009 10:59
2. essera
(
27/05/2009 06:11)
Milay les naritsimba zan fomba fijer zan a. Satria jereo fa ny an'i Lalaina Ramanandraibe aza (tononiko ny anarany fa tsy d misy olana loatra angamba), navadiny ao am matv satria i Dada tsy ho avy ve no andrasana.
Ary mety mihitsy ilay décision ohatra izay satria ny antony dia tsotra "fiangonana no tokony ho tantaraina ao kanefa ... indrisy !!!". "Nivadika Atra ve Ra8 ka izy indray no hoderaina sy hobiana".
Raha haka ohatra kely aho izao, ny RDB izao mbola tsy nahenoko olana loatra afatsy tamin'ilay fandaharana napoakan-dra8 satria sady tsy mitovy finoana aminy no milaza ny zava-misy.
Faharoa, niteny i Naritsimba hoe resaka FJKM. Maninona ny fiangonana rahavavy iray Katôlika no tsy dia nahitana hoe nivaky roa izany ka nisy ny hoe fiangonana katôlika vaovao, na fiangonana katôlika matotra, na fiangonana katôlika etc...
--> Nisy politika kely tafiditra tao am-piangonana.

4. essera
(
27/05/2009 06:34)
Noue:
tsisy manery anao hihaino io radio io koa anie eee !!!
Tena marina mits zan ry Noue, zah alou d ambarako am fomba ofisialy eto fa radio an'oul angamba no alefa d ts afaka miteny ah hoe ovay izany radio hafahafa be zan fa toa sadasada be nefa zah saika hanaraka ilay hoe : hivavaka isika ... (degany be le ranombavaka kay). Fa aleo koa hazava fa zah tsy mihaino viva na mpijery tv viva fa reny mba somary neutre ireny no jereko sy henoiko (rta, tv plus, matv...).
Mba misy hakana lesona fa ts d ny efa masako ao am tena ihany no ezahina masaka d boledaka farany.
6. xxx
(
27/05/2009 06:40)
naritsimba:
Tsy mihaino Radio Fahazavana intsony ny tenako na dia anisan'ny tompon'andraikitra nanao fandaharana tao aza isaky ny Talata Hariva, ary niasa maimaim-poana.
Ny antony dia tsotra: Radio miankina @ fiangonana FJKM izy io, nefa kosa tsy neken'ny saiko ny hanerena ireo mpiasa hanohana ny fitondrana Ravalomanana, ekeko fa Ravalomanana no nanome ny ampahany betsaka t@ fitaovana ampiasaina ao, ary indrindra ny mpiasa tao dia ny TIKO no nandoa ny karamany, ny tenako anefa sy izay nitovy fijery tamiko dia tsy afaka mihitsy ny tsy hamoaka ny hevitro amin-kalalahana, tsy nekenay ny tsy maintsy anohanana an'ingahy Ravalomanana, izahay rahateo tsy mandray na iraimbilanja aza.
Misy namana maromaro ihany koa niasa tao @ MBS TV sy MBS Radio, izay mangina @ izao fotoana izao noho ny fanekena fa tsy rariny ny nataon'dRavalomanana, ary dia efa miasa any @ Radio hafa izy ireo fa tsy mankeny @ Magro ary azo lazaina fa maro an'isa.
nandana mankany @ VIVA fa izany koa no mpimenimenina an la hy eo,
:-D :-D :-D :-D :-D
7. essera
(
27/05/2009 06:58)
Noue:
taiza leisy ry essera no nahitan'lah oe neutre ny viva ??
Tsy voavakin'i Noue tsara ilay izy fa averiko eto am copie coller :
essera:
Fa aleo koa hazava fa zah tsy mihaino viva na mpijery tv viva fa reny mba somary neutre ireny no jereko sy henoiko (rta, tv plus, matv...).
d taiza o aiza teo a no niteny wé neutre viva ???
Aiza maimaika na sendaotra ambony ihany Noue a
8. essera
(
27/05/2009 07:00)
nandana mankany @ VIVA fa izany koa no mpimenimenina an la hy eo,
Ngah kosa viva ihany no station eto amintsika na . . . MBS.
9. naritsimba
(
27/05/2009 07:09)
Noue> ary toa mitady tsy ahazaka ny filazana ny marina ange ianao izany eh, tsy sanatria miafina ange ny tenako, na manaratsy na mitaona olona hoe aza mihaino, ny hevitro no avoakako araka ny fomba fijeriko satria anisan\'ny mpanao fandaharana tao ny tenako. Toy izao toetranao izao no nahatonga an\'i dada(nareo) niongana, tsy nahay nihaino fa ny azy ihany no marina, hany ka na ianareo mpanohana azy aza lasa mamorona na mandainga no iafarany, izay tokoa angaha ilay hoe azon\'odin\'ny dada(rabe) ka tsy mahalala afa-tsy ny osy.
Andao iarahantsika mahita tsara fa mbola ho mafy noho iny no hahazo an\'i Ra8 satria vao maika hamafisin\'Andriamanitra ny fony, dia hihatra aminy ny loza ratsy kokoa noho izao hita izao, toy ny nanjo ny zanak\'Israely izay tsy tonga tany @ tany Kanana rehefa nanompo Andriamanitra tsy izy, ny an\'i zanak\'Israely aza ny vahoaka no nanao sarin\'ombalahy volamena fa ity izy Ra8 filoham-pirenena mihitsy no nanao sary vongana osy volamena nivavahana.

10. mmmhh
(
27/05/2009 07:12)
noue:
taiza leisy ry essera no nahitan'lah oe neutre ny viva ??
Noue zany kosa tsy mahazo tsara e, sa tsy nijery tsara...
essera:
Fa aleo koa hazava fa zah tsy mihaino viva na mpijery tv viva fa reny mba somary neutre ireny no jereko sy henoiko (rta, tv plus, matv...).
11. naritsimba
(
27/05/2009 07:24)
Noue> io ary kay tsy zà ihany no mahatsapa hoe mitampina ny masonareo mpanohana an'i RA8.
12. Noue
(
27/05/2009 07:33)
:-D :-D :-D :-D mihinanm-bary aza hono misy latsaka ee !! okay leisy essera sy mmmhh aa!
15. Noue
(
27/05/2009 07:41)
tongalafatra ny FAT(Y) ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D qu'est-ce que je m'amuse ce matin :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. essera
(
27/05/2009 08:05)
Tena marina zan ry Noue, ka jereo ndray ange ra tsy niverina ndray ry tim ono. Jereo ilay mivadibadika oatran' lela may. Androany A rapitso B rafak'apitso C, d amin'ny herinandro A ndray.
Tena mi s'amuse daholo mits tsika ka
:-D :-D :-D
Tena mi s'amuse daholo mits tsika ka
:-D :-D :-D
17. naritsimba
(
27/05/2009 08:08)
Noue> miezaka ny ho tonga lafatra eh, na omena sakafo fotsiny aza ange i noue dia hilaza fa tsy tonga lafatra satria tsy avy aminy dada(rabeosy) ts'inona ilay sakafo e!
raha izaho kosa aloha no omen'ny ra8 zavatra avy any ivelany any dia raisiko dia zaraiko @ tsy manana satria an'i vahoaka ireny no miverina @ vahoaka e, raha nanao ny tsara Ra8 tsy nisy nahaongana azy teo saingy indrisy fa nanenina...!

18. xxx
(
27/05/2009 09:02)
naritsimba:
Tsy mihaino Radio Fahazavana intsony ny tenako na dia anisan'ny tompon'andraikitra nanao fandaharana tao aza isaky ny Talata Hariva, ary niasa maimaim-poana.
Ny antony dia tsotra: Radio miankina @ fiangonana FJKM izy io, nefa kosa tsy neken'ny saiko ny hanerena ireo mpiasa hanohana ny fitondrana Ravalomanana, ekeko fa Ravalomanana no nanome ny ampahany betsaka t@ fitaovana ampiasaina ao, ary indrindra ny mpiasa tao dia ny TIKO no nandoa ny karamany, ny tenako anefa sy izay nitovy fijery tamiko dia tsy afaka mihitsy ny tsy hamoaka ny hevitro amin-kalalahana, tsy nekenay ny tsy maintsy anohanana an'ingahy Ravalomanana, izahay rahateo tsy mandray na iraimbilanja aza.
Misy namana maromaro ihany koa niasa tao @ MBS TV sy MBS Radio, izay mangina @ izao fotoana izao noho ny fanekena fa tsy rariny ny nataon'dRavalomanana, ary dia efa miasa any @ Radio hafa izy ireo fa tsy mankeny @ Magro ary azo lazaina fa maro an'isa.
Safidinao io , tsy mila justificatif :-D :-D :-D
19. coucou2
(
27/05/2009 10:29)
naritsimba:
Noue> ary toa mitady tsy ahazaka ny filazana ny marina ange ianao izany eh, tsy sanatria miafina ange ny tenako, na manaratsy na mitaona olona hoe aza mihaino, ny hevitro no avoakako araka ny fomba fijeriko satria anisan\'ny mpanao fandaharana tao ny tenako. Toy izao toetranao izao no nahatonga an\'i dada(nareo) niongana, tsy nahay nihaino fa ny azy ihany no marina, hany ka na ianareo mpanohana azy aza lasa mamorona na mandainga no iafarany, izay tokoa angaha ilay hoe azon\'odin\'ny dada(rabe) ka tsy mahalala afa-tsy ny osy.
Andao iarahantsika mahita tsara fa mbola ho mafy noho iny no hahazo an\'i Ra8 satria vao maika hamafisin\'Andriamanitra ny fony, dia hihatra aminy ny loza ratsy kokoa noho izao hita izao, toy ny nanjo ny zanak\'Israely izay tsy tonga tany @ tany Kanana rehefa nanompo Andriamanitra tsy izy, ny an\'i zanak\'Israely aza ny vahoaka no nanao sarin\'ombalahy volamena fa ity izy Ra8 filoham-pirenena mihitsy no nanao sary vongana osy volamena nivavahana.
Ekeko oe mamoaka hevitra ianao, fa na izany aza "AZA MITSARA MBA TSY HO TSARAINA".
20. ravatorano
(
27/05/2009 11:04)
zao za vao tmin'ity savorovoro politika ity vao mahalala an izany radio fahazavana izany fa taloha tena tsy haiko mihitsy sady za rahateo moa tsy dia mihaino radio loatra ary raha mihaino aza dia Bosco na radio tana !
hay tokoa moa nisy an izany
mamaoaka hevitra ve dia hotsaraiana na hoe mitsara zany aza efa hoe mamoaka hevitra fa tsy mitsara !
fa raha fantatro hoe nanana fandaharana tao elah ra nary d mba niezaka mihitsy za mba nieno an izany sdy elah kobko fa mba manana feo sahaza an'ireny radio ireny ihany kle !
^:^ ^:^ ^:^