TATITRY NY FAHA 10 NY SERASERA SY FAHA 5 TAONA NY NSD

1. naritsimba ( 15/10/2009 06:00)
Faly miarahaba antsika namana rehetra.
Vita t@ 3 oct 2009 teo ny fankalazana ny faha 10 tao,nan\'ny serasera sy ny faha 5 taonan\'ny NSD. Araka ny efa iaraha-mahalala dia teny @ Espace Oasis Vontovorona no natao.
Nahafinaritra ny fihaonana sy ny fifankahitana ary nisy ny namana tsy nampoizina avy any @ analiny km.
Nisy ny fiaraha-mifaly, ny fifankahafantarana, ary niafara t@ fizarana mofomamy. Efa hariva vao nisaraka ny teny Vontovorona ary dia tao ireo namana nanohy izany tany @ tokantranon\'ny namana iray, ary tsy nisaraka raha tsy t@ 11 ora alina.
Ialana tsiny fa misy sary aty amiko fa saingy tsy haiko ny mampiditra azy eto.
Dia ho samy tratrin\'ny fety manaraka indray isika rehetra.
Tsiky dia ampy
2. ravatorano ( 15/10/2009 07:50)
misaotra an'i naritsimba nanao ny tatitra e !
misy tokoa ny sary ary efa miparitaka any rehetra any toy ny ao mai'ny an-tsary ary amin'ny fesoboky sns .....
fa mbola mety azo asiana eto ihany koa aloha e na d sombiny aza fa santionany ity :

[URL=http://img136.imageshack.us/i/sera198.jpg/][IMG]http://img136.imageshack.us/img136/9973/sera198.jpg[/IMG][/URL]
3. ndotofetsy ( 15/10/2009 21:07)
aleo maka sisiny

:^) :^) :^) :^) :^)
4. ANARIM ( 16/10/2009 06:29)
mifankatiava ihany, raha mbola velon'aina!!! dia arahaba e!!!! samia hahatratra ny tsingerin-taona manaraka daholo! mirary soa hatrany ny SERASERA sy ho an'i deba manokana!
5. bilaky ( 16/10/2009 20:58)
:-*
6. thiel ( 20/10/2009 08:30)
Tena tsy ampy ilay sary é! Fa nankaiza daholo ireo Paparazzi ? Dia asio commentaire kely ahitana azy :{
7. kotobekibo ( 20/10/2009 22:07)
Ampi kely marina lé sary e!
zahay mba te ahita LOL
8. mangidy ( 21/10/2009 11:34)
Tratry ny fety e!
De ampio le sary o!!! :-* :-*
9. ravatorano ( 22/10/2009 06:10)
fa aiza ny sary ra thiel ah
o ra naritsimba ah aiza ilay sary nalainareo reny eh !
:-P :-P :-P :-P
[URL=http://img10.imageshack.us/i/sera161.jpg/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/395/sera161.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img10.imageshack.us/i/sera174.jpg/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/7528/sera174.jpg[/IMG][/URL]
mazotoa ary aloha mijery e !
10. papao ( 22/10/2009 08:50)
ravatorano> zlt zoky. Milay ny sary eee!! rahoviana ny fety manaraka mba hiarahantsika mandany le bouteille J.B. he, he, he hikarakarao fety 1 alohan'ny faran'taona aloha e!!!
11. sabnam ( 22/10/2009 09:33)
papao & ravatorano > raha aravona zany le programme-nareo mitsam d toy izao angamba e?

12. ravatorano ( 23/10/2009 07:00)
sabnam < oka less marina ah
=)) =)) =)) =))
fa ilay gitara tsy nataonareo tao an ! :p
13. sabnam ( 23/10/2009 09:21)
ravatorano > tsy adinoko le gitara, fa le inspiration no mbola niandry kely



d miandry ny sary manaraka indray aloha e !!!!
14. heureuse ( 23/10/2009 13:29)
hisy groupe artistique hitsangana atsy ho atsy raha izao !!! :-D :-D :D :D
15. papao ( 28/10/2009 04:29)
ravatorano > fa nakaiza dhl ny kil e!!! sa tsy misy mandalo ato @ forum intsony mihintsy ??
16. sabnam ( 28/10/2009 04:39)
ô ra papao a! mandalo ato soa amantsara mihintsy ireo namana, d mamaky ireo post farany rehetra / fa tsy eto @ forum ry zareo no manao forum fa efa @ finday avy hatrany, hi hi hi, azonao le fandehany

17. naritsimba ( 28/10/2009 05:20)
ravatorano> ny sary misy aty fa tsy tadidiko ny fampidirana azy eh!
sabnam> tsy ratsy indray ilay feeling an, mba ampianaro zahay e
papao> ho hita eo ny fety alohan'ny faran'ny taona,
18. ravatorano ( 29/10/2009 08:54)
naritsimba < midira amin 'ilay http://www.imageshack.us/ iny e
d efa misy torolalana ao !
sabnam < mlay marina kle avy d ampiteneninareo indray zany ny sary an
papao < mbola ho avy eo zalah fa tsy taitra lah zandry an
19. Nikel ( 06/11/2009 07:24)
Tsita ita mihintsy annnnn fa mankaiza foana eeeeeee!!
Ory mpanao gazety isany aiza daholo le sary eeee zay tsy nandeha ange mba te ijery ny ambiance tany antsary eeeee.


20. ravatorano ( 09/11/2009 07:45)
fa taiza marina moa elah ty ry Nikel ?
mbola nanninn ndray iiiii ! :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1276