FIHAONANA NAMANA SERASERA DAGO 8 mai 2010 KRYPTON A/MALAZA

1. naritsimba ( 29/04/2010 12:35)
Dia efa miomana izany fa dia io efa nolazain'ny thiel io, rehefa noresahina raprezy dia toy izao ny andinindininy azo lazaina:
Ny toerana dia any @ Krypton Ambohimalaza route de Tamatave , tsy ao @ ilay Grande salle akory fa misy resto ao. Misy ny fanaovana karaoke ao an-toerana,
Manomana 2000ar atao saran-dalana(aller-retour).
Ny fotoana dia eny Mahazo - Soamanandrariny amin'ny 9ora maraina, tsy misy fiara manokana nalaina akory ho antsika fa rehefa eny Mahazo hita ny isantsika dia eo vao manapa-kevitra. Ny taxi-be mankeny Mahazo dia Ligne 135-144 izay raisina eo Ambodifilao.
Tsy azo atao ny mitondra sakafo na rano fisotro avy aty ivelany, fa efa misy eny an-toerana. Eo am-piresahana amin'ny mpitantana ilay restô izahay ny mba hanomanany sakafo izay mba ho amin'ny vidiny ho zakan'ny tsirairay.
Tsy misy sarany akory ny fidirana ao, fa dia toy ny restaurant rehetra dia rehefa any an-toerana mividy izay tiany ho hanina sy sotroina.
Misy baby foot sy billard ihany koa ka izay te hilalao dia mandoa vola manokana.
Izay fa dia manantena ny fahatongavantsika maro.
novalian'i epsedo ny 07/05/2010 12:07
2. ravatorano ( 04/05/2010 10:52)
ary toa tsisss mamaly kle
za zao va mahita an'ity
fa d tsy maintsy ho avy e
3. ravatorano ( 04/05/2010 11:25)
tongava maro zareo an
d aza diso fotoana e
4. diamondra27 ( 04/05/2010 13:17)
ravato : za tonga any an'eritreritra e, mahatsiaro ny tam 2 taona lasa

manaova fety sambatra daholo e :-* :-* :-*
5. angotiko ( 04/05/2010 15:34)
hummm fa manina no zao vao nosoratana eee tena atomotra ve nefa handeha alou zay eee, misy telo vavy zay no ho any fa rehefa tsy hitanay ve nareo tsy lalakafa no hombanay loool :^) :/ :P :* :-* ;-) :-o 8-) :?)
6. maryline ( 04/05/2010 17:52)
mba amposambory any klou fa mbola tsy nandray sosy faity ny societé
7. tianalove ( 05/05/2010 06:42)
enfin, misy programa, klou hanao pub dieny mbola misy fotoana e

tongava daholo
8. thiel ( 05/05/2010 09:32)
Dia efa io nosoratan' i Ranary io izany izany ny prô é ! Dia miala tsiny hono raha atomotra be ny fampandrenesana ka na olona 3 na 5 na 10 dia hifaliana foana. Ny fihaonana no zavadehibe. Raha maro no tsy miditra eto ka tsy mahafantatra dia ataovy telephone arabo dia @ izay malaky ny fifandraisana. Maro moa no nangataka ity fihaonana ity nefa saika tsy ho raikitra fa dia noraiketina ihany.Raha sanatria moa vitsy dia vitsy ny olona ho avy dia hijery adin'akoholahy eny @ By-pass izaho sy Naritsimba dia eny isika mahita izy. :-D Na dia izany aza dia manentana antsika ho tonga maro é !
9. angotiko ( 05/05/2010 13:36)
inona no tena marina e adinakolahy sa fihaonana ee, tonde lazao d zao fa zao d manimba ny pro fotsiny
10. ravatorano ( 06/05/2010 09:27)
aza ahodinba ilay izy fa fihaonana no izy fa na vitsy na bobaka no tonga eny dia fihaoanana no atao eny kah tsisy resaka hafa eny indray isika samy hiaraka hijery indray ny ho ketrehina amin'ny manaraka araky ny efa mahazatra ireny e
satsizay zareo an
tsiky d ampy e
11. angotiko ( 06/05/2010 13:48)
ka aiza ho aiza eo no fotoana ee
12. ravatorano ( 06/05/2010 15:50)
eo Mahazo eo amin'ny arrét eo no fotoana e
ilay arret be tax akaikin'ny advantsiste soamanandrariny io
fa raha ny terminus ny 135 na 144 mbola lavitra be midina any ambany any d manjary hisavoritaka eo injay tsika !
zay an
13. sipagasy ( 07/05/2010 06:21)
mmhh miaraka aminareo an'eritreritra tokoa izaho aty e!!!!
14. thiel ( 07/05/2010 06:55)
Any izany no mihaona é ! Tongava ara-potoana dia mba lava2 ny fotoana iarahana.
15. ravatorano ( 07/05/2010 09:46)
nareo sisa anjasana fa za efa mianjy eto amin'ny toerana e !
haingana fa aza ela !
16. epsedo ( 07/05/2010 12:07)
slt, koa andeha e! hihihihi :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628