D ahoana mbola ho tohizana ihany v Magro ???

1. essera ( 10/08/2009 06:45)
Saliiiiiiiiiiiiii daolo a... Arahabaina daholo isika rehetra fa vita ihany ilay Maputo, ary aza tezitezitra intsony ny sasany fa efa izy 4 mtsama mits ny tao fa tsy ny solontenany ka tokony hanaraka ny vokatry iny fampihaonana iny daholo. Kony a !!!!

Ilay retour imminent efa ela b iny moa izany d :
Ravalomanana Marc:
Je n’y retourne pas tout de suite pour préserver la paix et la sécurité. C’est pour cette raison aussi que je demande aux gens de retourner à leurs occupations.


Efa ela no niteny an'io wé aza mandany andro eo Akorondrano eo zama fa mamay b zao ny fitadiavana.

Satria :

Ravalomanana Marc:
Je vais voyager un peu partout. Je dispose d'un visa long séjour en Afrique du Sud, je peux également aller en Europe. D’ici peu, je vais faire un safari, visiter le Parc Krueger et aller au Brésil.


Ny deba am resaka politika ange afaka miala voly sy manao ny mahafinaritra ny sainy fa ianao no lany andro hanotrona azy eo é. Bon voyage Dada a !!!!!

Zah zao eto d misaotra an'i Dada fa azony ihany ilay resaka rehefa nandeha ambolana maromaro teny.
2. vitamatavy ( 10/08/2009 06:48)
marina izany e,dia ahoana hono lesy ry essera ny HAT integriste ho very seza ,voatery hizara seza an'i mouvance an'i Ratsiraka,zafy ,ravalo, :-D :-D :-D
3. essera ( 10/08/2009 06:52)
Zah alo ry vitamatavy ts miasa saina am zé seza, fa amiko alou normaly b mits raha tena tena mba mandray anjara ny rehetra am zay mba misy balise eo am fitondrana fa io efa lesoka hatram zay io na tamin'ny andron'ny arema na tim na tgv.
4. Noue ( 10/08/2009 07:02)
tongasoa indray lesy essera aaa !!!
"essera":
Zah alo ry vitamatavy ts miasa saina am zé seza, fa amiko alou normaly b mits raha tena tena mba mandray anjara ny rehetra am zay mba misy balise eo am fitondrana fa io efa lesoka hatram zay io na tamin'ny andron'ny arema na tim na tgv.
marina lesy zany aa ! aleo hijanona any ity fitondrana tokana ity ahahahaha dans l'intérét supérieur de la nation eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. essera ( 10/08/2009 07:41)
Izay tsika s elah vao mba d'accord ndray les Noue. Io zan raha vao tsy misy eo am fitondrana oe couleur maromaro d voan'ny fakam-panahy izay antoko mitondra eo ka na manana bonne volonté aza eo am-piatombohana d mivadika oaz zan afaka fotoana vitsi2.

6. Noue ( 10/08/2009 07:45)
ny ahy less essera ny tsy lanin'vavonoko dia ilay fanalana ny tompon-toerana @ tsy rariny dia solohina @ didy jadona aa ! zao aleo zaraina dia samy mahazo ny tombontsoany sa ahoana oy elah ?
7. vitamatavy ( 10/08/2009 07:58)
rehefa milamina ny tany ,misy election libre ,mahazo milatsaka daholo dia izay ihany
8. reeves ( 10/08/2009 08:02)
normalement , tokony miato ny eny amin`ny Magro raha tsy hoe angaha , misy ny tsy fanajana ny Charte voasonia tany Maputo .
9. xxx ( 10/08/2009 08:05)

Ekena ny fisian'ny firosoana ho any amin'ny fifampiraharahàna!!! enga anie hitohy fa tsy "hanao be fiavy toa rano trambo " ihany!!!
Saingy ampiako kely, tsy ny hazakazaka amin'ny fanarenana sy fanorenana ny fanan'olon-tokana no tokony hojerena sy hatao laharam-pahamehana aloha. Izany hoe: Raha hanomezana asa haingana sy mamonjena ny mpiasa sy ny fianakaviany no hananganana ny MAGRO de mety , fa raha hoe hamenoana ny banga amin'ny kaontiny manokana de tsy mety araky ny hevitro, kanefa moa toa tsy misaraka ireo !!!
Asa !!! izaho koa angamba no tsy mahay "analyse" pôlitika
10. essera ( 10/08/2009 08:07)
Zao ange lti Noue, mitady hiverina any am 6 mois passé tsika a. Amiko alou tsy nisy ireny raha toa nandeha tamin'ny ARA-DALANA sy ARA-DRARINY i Dada. Eritrereton'lah fotsiny Noue oe ao an-trano aza rehefa tena tsy reven'ny ankizy ny ataon'ny ray aman-dreny d mi-révolte izy. Mainka moa fa firenena, azon'lah am zay ilay izy. Misy limite-n'izany ny zavatra atao raha eo am fitondrana ary ilàna tena fahaizana diplamatie (au sens propre). Tadidio tsara fa Ratsiraka ange tena tsy nilamina fa izy henjana be raha hampandry adrisa d ireny hitantsika ireny hoe efa ho 20 ans izy au pouvoir.

11. Noue ( 10/08/2009 09:16)
o l\'ty essera aa dia mino kosa ve lah fa ara-dalàna avokoa ireny nataon\'hat ireny ??
12. essera ( 10/08/2009 09:30)
Aleo alou averiko kely am lah ny position-ko fa tsy pro-tgv na hat a fa anti-ravalo. Tadidin'lah v le izy ???
13. tess ( 10/08/2009 09:37)
Zah zao eto d misaotra an'i Dada fa azony ihany ilay resaka rehefa nandeha ambolana maromaro teny.
:-D
14. papala ( 10/08/2009 10:04)
i MAGRO tsy maintsy tohizana satria betsaka ny olona tsotra niasa tao, sady io no mba orin'asa gasy lehibe indrindra eto Mada na dia misy vazaha mpiaramiombon'atoka vitsivitsy ihany aza ao! Tokony esorina ao an-tsaina zany hoe MALAHELO HAVA-MANANA IZANY, jereo ange NY MILLIARDAIRA N'OLONA tonga teto amintsika e? nandolihana ery? nitofezaka ery le Andry TGV nanome ""ordre nationale Malagasy"" azy? tsy mba menatra!
15. patrick2002 ( 10/08/2009 12:41)
papala ka le miliardera gasy anie lesy harenan`olona no halainy eh ! tsy hoe malahelo hava-manana akory ,fa ny an`olona mamorona harena izany no hatao hoe miliardera amin; izay ,fa raha harena etsy no mifindra etsy tsy izy izany .
Dia ao madagasikara ve leitsy dia tsy mbola betsaka ny zavatra azo hatao no maninona i ravalo no mirohitra mankany @ varotra fa tsy mba manangana orinàsa hafa ankoatry ny ronono .
Izaho i Edgar Razafindravahy lasa nirotsaka koa nanao politika mba hiarovana ny hareny satria nataony Ravalo nahita faisana ,dia hanao an`izany aby ireo milirdera ao @ tanana ireo ,dia ho lasa ohatry ny amerika latina isika ,hanjakany mafia .
ohatra omeko an; ialahy raha ohatra ka ialahy mpivarotr`omby ,izaho mpivaro-kena ,miara miasa tsara isika ,izaho mividy ny ombinao ,afaka 5 taona lasa mivaro-kena koa ianao ,izaho izany very asa ,tsy hanaiky izaho fa lasa koa izaho hivarotr`omby ,dia hifamono isika sy ianao no hiafarany ,maninona raha tohizana ilay partenariat t@ voalohany ianbao mivarotr`omby izaho mivaro-kena dia basy,
16. Noue ( 10/08/2009 12:47)
"patrick2002 ":
Dia ao madagasikara ve leitsy dia tsy mbola betsaka ny zavatra azo hatao no maninona i ravalo no mirohitra mankany @ varotra fa tsy mba manangana orinàsa hafa ankoatry ny ronono
tsy hitako mahintsy oe inona no blèm ity patrick ity raha manana oronasa momba ny ronono !! :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^) :^)
17. patrick2002 ( 10/08/2009 18:17)
Noue:

"patrick2002 ":
Dia ao madagasikara ve leitsy dia tsy mbola betsaka ny zavatra azo hatao no maninona i ravalo no mirohitra mankany @ varotra fa tsy mba manangana orinàsa hafa ankoatry ny ronono
tsy hitako mahintsy oe inona no blèm ity patrick ity raha manana oronasa momba ny ronono !! :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^) :^)



tsy misy bleme ny fananany orinasa na ronono ry noue ah ! tsara izany ary samy nanampy ,sy niaro azy daholo ny mpitondra rehetra teo aloha Ratsiraka si Zafy ,noho ny fananany an`izany .
Ny bleme rehefa lasa president izy ,dia potehany ireo miliardera ,mba hangalany ny bizna anio olona io ,TSY AZO EKENA NY OHATRY NY IZANY RY NOUE AH ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1437