Liste des messages

Liste des messages, inserés par patrick2002, par ordre de date
patrick2002 ( 06/03/2010 02:16)
Tsy hampiasa ny volany raha tsy ao madagasikara Ravalo
• Est-ce que vous investissez en Afrique du Sud, en tant qu’homme d’affaires ? - Des dirigeants africains, européens ou sud-américains me sollicitent pour investir chez eux, mais ma pri... suite
répondu par zama92 le 06/03/2010 10:29
patrick2002 ( 24/02/2010 16:14)
Colonel Coutiti un légaliste exemplaire
Tsy misy tsy mahalala ny habibiana natao`ity rangahy ity angamba ny malagasy rehetra izay nanaraka akaiky ny raharaha ny 2002 , Rehefa voasambotra moa izy dia fitsarana miisa 23 no niandry azy ary ny ... suite
répondu par esserra le 26/02/2010 00:32
patrick2002 ( 18/02/2010 16:01)
manonitra ny zavatra norobaina .
Anisany andraikitry ny fanjakana aloha ny miantoka ny fananany olo-pirenena sy ny ainy olom-pirenena miaina ao aminy ,lalana fototry ny mpikambana ao @ ONU rehetra io . Ka misy loha-hevitra ao amban... suite
répondu par moi le 26/02/2010 08:05
patrick2002 ( 21/01/2010 14:15)
Le monde anglophone ou francophone
Ny tiako ho lazaina dia ilay partennaire commercial Efa hiaraha mahita fa ny firenen-dehibe bo ao ambadik`izao savorovoro misy ao madagasikara izao ,mahafantatra izany ny mpiandany @ lafiny roa ,ka ... suite
répondu par milamm le 31/01/2010 02:48
patrick2002 ( 19/01/2010 02:35)
intox encore des intox ,toujours des intox
Izany ny fomba hitaizana anireo dadiste ao @ Magro ,sy ny dadiste eto @ serasera ,ary izany intox izany dia mitaiza olom-pirenena ho extremiste mba jereo anie ny tsaho hafafiny dadiste eh! - Nanam... suite
répondu par fijo le 20/01/2010 21:14
patrick2002 ( 18/01/2010 15:11)
hay ve ka misy mpitondra afaka manao vola sandoka
Mametra-panontaniana @ fanamelohana hataony dadiste hoe manota vola sandoka ny HAT . Aoka hazava aloha fa fahefany mpitondra ny manota vola ,rehefa mahazo fankatoavany gouverneur ny BC,sy ny DG ny ... suite
répondu par fijo le 24/01/2010 00:15
patrick2002 ( 15/12/2009 01:27)
Izahay TGV ,Mangataka fisaorana
Mba Mangataka fisaorana avy aminareo ,3 mouvance izahay TGV satria nomena halalana ianareo hanohy ny dinika hataonareo any Maputo , nomena halalana ianareo hanohy ny telegrama halefa eran`i tany no... suite
répondu par ndotofetsi le 17/12/2009 01:19
patrick2002 ( 12/12/2009 17:58)
2 taona lasa izay no nahazoan' i TGV ny ben' ny tanana
@ Taona lasa izay no nahazoana ny fandresen' i Andry TGV ny ben' ny tanana Antananarivo. naharesy t@ isam-bato 64% Nanomboka anio fotoana io dia efa hita ny nandoavany vahoaka malagasy an'ity hitsi... suite
répondu par pelaka2000 le 18/12/2009 00:02
patrick2002 ( 01/12/2009 01:22)
Fa nahoana no nisy ny coup d`Etat
http://www.dailymotion.com/video/x92l3h_ravalomanana_news Io ny fanadihadihana nataony Manandafy 2 taona lasa izay ,T@ mbola nampatanjaka ny TIM. Amin`izao ity rangahy ity manameloka fanonganana ... suite
répondu par pikatti le 03/12/2009 10:14
patrick2002 ( 27/11/2009 18:16)
premier boycott de con president Fetison Andrianirina
Dia nampitainy gazety aza fa dia ny boycotter ny co president Fetison ny conseil de ministre nitarihany president Rajoelina . Dia isao tsara rankizy ny volon-doha fa voalohany izay boycott izay ,mane... suite
répondu par patriick2002 le 30/11/2009 20:33
patrick2002 ( 05/11/2009 03:39)
Nous voulons une présidence bicéphale
Nous voulons une présidence bicéphale a déclaré l` ancien president Raalomanana :-D :-D :-D iza indray no nampianatra anity dokotera honorus causa ity an`izany fomba fiteny izany :-D :-D :... suite
répondu par xxx le 05/11/2009 16:44
patrick2002 ( 05/11/2009 02:08)
Tsy mila frantsay !
Izaho aloha dia tsoriko fa tsy mipetraka any France fa aty Quebec ,ka aoka hazava fa tsy hoe jambany fitiavana Frantsay ny tenanay fa mandalina ny zava-misy ,miaraka @ tarehi-marika . Raha dinihina a... suite
répondu par pikatti le 06/11/2009 00:28
patrick2002 ( 11/10/2009 17:22)
Nandrora nitsilany ny TIM
Fa iza no nitondra ny raharaha ho vahany SADC Fa iza no nangataka ny CI tsy nanaiky an`i Andry Rajoelina ho filoha` Fa iza no nandany vola amin-karena nanao antso avo re tany sy lanitra fa Coup d`E... suite
répondu par pikatti le 12/10/2009 14:32
patrick2002 ( 07/10/2009 02:51)
le GTT ,grand perdant
Andry TGV president ,izay no vaovao misongadina aloha ,ary dia tsy nampiditra olona mihintsy ny GTT ,tena izay ve no nangatahana sa efa maloto eo anatrehany CI ,ireo milaza tena ,manandra-tena ho tia ... suite
répondu par xxx le 09/10/2009 02:52
patrick2002 ( 25/09/2009 18:40)
Ho ela velona anie ny ARA-DALANA
Raha tsy diso ny fitadidiako dia efa nisy t@ tranga politika teo @ firenena ny mpitolona ara-dalana . Tamin`izay dia nisy gasy mpanara-dalana nanao fahirano an`Antananarivo ka nametraka barrage tao B... suite
répondu par xxx le 25/09/2009 19:47
patrick2002 ( 15/09/2009 12:43)
Notazonina MD ny senatrice Naika
Notazonina MD ny senatrice TIM Madame Naika ,fa tsy nanome hoe avy aiza ireo fleche miaraka @ bala bille ampiasainy GTT. mifanenjika tokoa manko ao analakely ireo GTT sy ny FIS (force d`intervention ... suite
répondu par pikatti le 16/09/2009 13:37
patrick2002 ( 13/09/2009 21:26)
filaharana teny @ maison blanche
Dia nilahatra nakeny @ capitol ka hatreny @ maison blanche izany ireo olona manohatra ny fanavaozana ny systeme de santé ,izay politikany president Obama tany washington , Tsy nisy fitifirana ,tsy n... suite
répondu par pink le 15/09/2009 19:21
patrick2002 ( 12/09/2009 09:54)
11 septembre a Madagascar
Ho fankalazana ny 11 sept tany madagasikara ,dia nanao fihantsiana ny miaramila ny Gasy Tena Terroriste , ... suite
répondu par pikatti le 13/09/2009 07:25
patrick2002 ( 09/09/2009 23:18)
Inona indray ny feuille de route hapetraky ny CI
Raha dinihina ny zava-misy dia ,tsy ho tombotsoany CI mihintsy no hampitotongana ny fiainany malagasy ,manampy izy ireo ,manolotra hevitra ,mijery ny fitantanana, ho @ tombotsoany dia hanjarantsika ny... suite
répondu par milamm le 11/09/2009 10:08
patrick2002 ( 09/09/2009 12:29)
Gasy Tena Terroriste tao frantsa
voasambotra ny Gasy Tena Terroriste tao frantsa . Fa dia inona loatra ny ody mahery vaika mampifamantotra an`i Gasy Terroriste ao Frantsa sy i Ravalo . http://www.sobika.com/madagascar-informations/... suite
répondu par dadabe le 11/09/2009 01:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1144