Izahay TGV ,Mangataka fisaorana
1. patrick2002
(
15/12/2009 01:27)
Mba Mangataka fisaorana avy aminareo ,3 mouvance izahay TGV satria nomena halalana ianareo hanohy ny dinika hataonareo any Maputo ,
nomena halalana ianareo hanohy ny telegrama halefa eran`i tany
nomena halalana ianareo hanangana governemata any ivelany Madagasikara.
Ka inona no mbola tsy hisaoranareo fa mampivazavaza anareo eo . :lol: :lol:
Tsy navela ianareo handeha ho any Maputo ,fa nasaina nifampidinika tao Tana ,nanao beloha ny handeha .
ka dia BON EXIL izany kou =)) =)) =))

novalian'i ndotofetsi ny 17/12/2009 01:19
2. pikatti
(
15/12/2009 06:45)

Fisaorana atolotry ny vahoaka Malagasy
Ao anaty "merda" tsara ny lohan'ny fozatay :-D :-D :-D
3. papala
(
15/12/2009 07:09)
milay zany sary zany ho an'i LAVA NIFY TGV. Ohatran'io mihintsy no fiafarany. ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
4. ifiona
(
15/12/2009 08:02)
masiaka vao maraina ko pikatti annn :-D :-D
papala >> miaraka @ lé bôty ve... sao dia mba wiwi aza io :lol: :lol:

5. patrick2002
(
15/12/2009 08:37)
:lol: :lol: Aza mba saro-tiavina ry 3 mouvances ah! ny tsy azo ihany no tadiavina .
tohizo ny fitadiavana vaha-olana @ krizy eh! ao afrique du sud fa ao betsaka mercenaire . :-D :-D :-D

8. maryline
(
15/12/2009 09:27)
Salut ny akama Rajakoo ela tsy tazana ianarteo an!
hihihihihi kaiiiiiiiiiii maty aho TGV andrayyyy io ve sisa no nanjoooo :lol: :lol: :lol: :lol:

9. Mirananirina
(
15/12/2009 14:12)
iza no tokony hisaorana izao père noel.....père rajoel....hihihi
Noël est la seule féte où les enfants (les grands)reçoivent des cadeaux sans étre obligés de dire merci....

Ka inona no mbola tsy hisaoranareo fa mampivazavaza anareo eo:-D :-D :-D .merci père rajoel.............(obligés)cadeau de noel be...
10. pink
(
15/12/2009 19:55)
patrick2002:
:lol: :lol: Aza mba saro-tiavina ry 3 mouvances ah! ny tsy azo ihany no tadiavina .
tohizo ny fitadiavana vaha-olana @ krizy eh! ao afrique du sud fa ao betsaka mercenaire . :-D :-D :-D
nandavaka lavaka ho azy anie tgv nareo e. Ianareo matimboninahitra fa ny malagasy matikanohanana,zara raha mitelina sakafo ny vahoaka.
11. patrick2002
(
16/12/2009 01:26)
fa hoviana ny gasy no voky :lol: :lol: :lol: sao dia tsy ianao ary io :roll: :roll:
Aoka izay ny famendrofendroana eh!tsy mandaitra izany .
Fantatry ny vahoaka ihany ny vary sy ny tsiparifary

12. milamm
(
16/12/2009 01:33)
ol mirediredy otranzao no atao eo tratrany paranoia :-D :-D tsy afaka @ sainy Ravalomanana,saode mba miafina ao ambany fandrina ko izy refa matory iny fa mba jerijereo ry foza isany.tsotra ny koziko,biby tsy manandoha tsy mandeha satria tsy lohany i lavanify fa natao hotarihina otrany divo de nanaiky ary mamarina ankady ka mila esorina.
zay tsy faly @ fiverenan'i Ravalomanana de zao tadidio tsara,actionnaire lehibe tiko,magro sns efa voaantoka ny fahasimbany orinasany tsy ampahantra azy akory reny black monday reny,ny aina marobe nafoy vokatry ny nataony ramarson sy reo kapisaty ,fis no mampalahelo nefa i lavanify no tompon'antoka voalohany ankoatry banky robaina sy ny halatra etsy sy aroa mitombo,hazo sarobidy aondrana,sy fifanarahana antsokosoko solitany @ sinoa,ny tany omena ny indiana(sodhai,varun) amboleny zareo ny variny
Ny intelligence sy ny compétence ny Ravalomanana dia harena manaraka azy na aiza izy na aiza, tsy materiel io akory ka mety simba na hoe misy date d'expiration,ol niainga t@ tsy misy izy no tonga t@ toerana faratampony magistrature supreme(suffrage universelle farany teo 07 ka ho lany andro eo dolidoly ze anaratsy azy

13. patrick2002
(
16/12/2009 01:52)
Fa i dada tsy hiverina eo intsony na iza mercenaire hafarana na iza ,tsy ny hampahantra an`i dada no tanjona fa ny tsy hanaovany dada didy kofehy lehibe @ hareny malagasy ,ny tsy hanaovany dada lalana fa azy ny harena rehetra ,na ny ala na ny rano na ny tany ,na ny any anaty ranomasina sy ny ankibony tany ka hatreny an`habakabaka .
Ny tsy hanaovany lalana fa izy irery noi afaka manafatra vary ,menaka ao madagasikara .
ny handoavany hetra mba hitsimbinana ny malagasy mahantra .
Izay ihany dia afaka manambola izy fa tsy hanozona an`i Dada hitery ronono akory izahay ,satrinay izy manao complet miaraka @ kravaty mena :-D :-D
ary ny faniriana dia ny malagasy rehetra ohatrazy daholo ,

14. naritsimba
(
16/12/2009 07:30)
Averiko indray fa nampitondra ny mangidy ahy sy ny fianakaviako Ra8, manodiava azy ny nataony. Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andrinay ihany, nihevitra tsy ho tratry ny aloka kanjo tratry ny aloka ihany koa. Misy farany ny ratsy atao. Firy moa ireo tany nangalariny? eny hatramin'ny tany misy fasan-drazan'olona aza dia sahiny nalaina.
Taiza re izany vava fahiny e, raha mbola misy tany totofana dia totofako, angaha raha hoe filoham-pirenena dia manao izay tiana atao.
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Mahita ny olona tsy miteny izao dia faly ery hoe be mpankasitraka, tongava raha sahy e, ampifendrofendroina @ hoe AGOA ilay malagasy nefa fantaro tsara fa ny mpiasan'ny zone franche dia 150000 eo ny isany ka ny 50000 no miankina @ AGOA fa ny ambiny 100000 dia manana ny mpanafatra entana izay efa mahazatra azy, ary ireo zone franche efa tena matihanina dia tsy miankina @ AGOA fa ireo izay tsy te handoa hetra toa ny efa mahazatra, ka tantanin'ireo mpitondra teo aloha ireo minaonaona toy ny sinoa very entana. Efa maro @ izao fotoana ireo zone franche tena matanjaka izay sahy manome karama tsara kokoa no efa manao investissement ka manatsara ny fitaovana ampiasainy mba hampitomboana ny vokatra vokarina raha vao mikatona ny AGOA, satria hiakatra ny vidin'entana any Etazonia ary any @ ireo tany eropeana no hanafarany ireo vokatra ilainy ary dia hihalafo izany.
Aleo andeha ho tazanina e!

16. milamm
(
16/12/2009 12:32)
ary aretimifindra kay no nahazo an'i rapa sy naritsimba tato mitovy fa tsy sahala :-D :-D aza fohy fisainana tahaka anzao ihany re ol,raha mbola korotana eo ambany vava basy no fitondrana misy n'aiza2 eratany de tadidio fa tsy hisy ho vanona na fifandraharahana ara-barotra anatiny na fifandraisana any ivelany,zone franche iza ary aiza no maritoerana no hamorona asa sy hanome karama ambony miisa 150.000 izany?omeo oh ofisialy mazava mitsoaka mamatsy vola any @ toerankafa(azia sns...) no ataony satria hita fa fitondrana tsy marimpototra,tsy tandalana
17. patrick2002
(
16/12/2009 14:04)
satria hita fa fitondrana tsy marimpototra,tsy tandalana
Fa iza no manozongozona azy :-D :-D :-D
Fa iza no nanamboatra ny lalana mifanaraka @ filany ilay Fahavalom-bahoaka ,nihinanana ny hatsembohany malagasy ka na inona na inona famendrofendroana
Fototry ny krizy
Dada manao ambozizy
18. milamm
(
16/12/2009 14:25)
mikatona otrany varavaram-pasana ny sainy rapa leuleu,fa iza no eo zao e???ary in no vita ? fandorana tanana v,sa fampihorohoroana sy fitazomana takalon'aina ny vahoaka sy ny safidiny,sa koa fandrobana harempirenena sy banky ary fiantsiana ady antrano ? sa mbola tsy ary saina ihany fa manin na ny any ivelany rehetra aza miampanga ty fitondrana lavanify ty ?
fatra-pitady manganana ka sendra ny mangidy tsy azo atelina...jiolahy nahavanondoza otrzao v les no ekena ho filoha mba misaina nama fa aza de manao oh.botolo tahaka an'i lavanify

19. patrick2002
(
16/12/2009 14:41)
Mbola haveriko mbola tsy mari-pototra ny fitondrany TGV satria
Fototry ny krizy
dada manao betizy
Fototry ny krizy
dada manao betizy