Gasy Tena Terroriste tao frantsa

1. patrick2002 ( 09/09/2009 12:29)
voasambotra ny Gasy Tena Terroriste tao frantsa .
Fa dia inona loatra ny ody mahery vaika mampifamantotra an`i Gasy Terroriste ao Frantsa sy i Ravalo .
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1793.php
mbola tsy voasambotra foana ve i Zoam ,sy ry pokaty
Tsiky dia ampy.
VIVE TGV .
novalian'i dadabe ny 11/09/2009 01:18
2. xxx ( 09/09/2009 12:34)
tsy GTT ireo fa olona misandoka GTT. Olon'i Roindefo ireo.

Efa nandefa communiqué ny GTT momban'io tranga-javatra io fa zay action rehetra omaly tsy nahazoana "aval" avy @ conseil d'administration dia tsy avy amin-dry zareo.

stratégie fandotoana olona, tsy efa mahazatra ve avy @ HAT e?
3. pikatti ( 09/09/2009 12:35)
i wiwi zao no voazambotra nisandoka tgv tao , soa ihany fa mba nampidramin'elah azy ny paps ry rapaty klé,maneho fisaorana lehibe hono lery any ,de mahazo mikaks koa hono elah , ha ha ha, mbola manadio ny vavany nedala ao ambany ao :-D :-D :-D
4. vitamatavy ( 09/09/2009 12:39)
zavatra kely tsy misy dikany izany dia ataon'ny foza mahoraka be ery ,fa raha gtt angamba le tratra tany maputo nitondra basy antsokosoko tsy nahazoana alanana angambamba dia tsy haiko intsony ny vavan'ny ouinandra sy rapa ,mamabazafy madagate :-D :-D :-D
5. pikatti ( 09/09/2009 12:42)
le tratra tany maputo nitondra basy antsokosoko

mbola ao @ com's foana nga ry mpiambina an'i Roindefo reny klé,de reo ndray ry zalahy tratra tao re é :-D :-D :-D
6. vitamatavy ( 09/09/2009 12:45)
toa hoe afaka hono dia nangataka asile tany france dia ireo nigafy tao ambasady gasy paris :-D :-D :-D
vitamatavy tao koa izay ry zalahy
7. patrick2002 ( 09/09/2009 12:51)
:lol: :lol: :lol: ,fa rehefa manao ny tsy mety izany dia TGV ,izay no hataoko anao ry mpiondana isany hoe mba moramoray ihany ity fanohanana, mpanao politika ity ,aza fanatika ,fa rehefa tsy mety ny hataonao lazaina fa Tsy Tia Tanindrazana ianao fa Gasy Vendrana ,
Mba fenoy tsara ny ati-doha vao miteny fa manjary lasa POKATTI.
8. Noue ( 09/09/2009 12:52)
xxx:

tsy GTT ireo fa olona misandoka GTT. Olon'i Roindefo ireo.

Efa nandefa communiqué ny GTT momban'io tranga-javatra io fa zay action rehetra omaly tsy nahazoana "aval" avy @ conseil d'administration dia tsy avy amin-dry zareo.

stratégie fandotoana olona, tsy efa mahazatra ve avy @ HAT e?
tena marina ny voalazan'i XXX eto ee ! tsy mpikambana ao @ GTT ireo olona ireo fa efa fahazarana ataon'ny FAT(Y) hanaratsiana ny GTT fotsiny !! iza no tsy mahafantatra an'zany??? dia io bandy voasambotra io ve mba fantatry rapa ??? ao @ tgvendrana io fa olona ao @ GTT !! dia rehefa tsy mahafantatra ny marina ry rapa dia mangiana fa aza variana mamely tsaho aaa !! site sobika feno T sy ny FAT(Y) ve no mba haseho eto eee ???


9. patrick2002 ( 09/09/2009 13:02)
Noue ah! vmba mananatra anao izao Ranabavy ,mba hatsaharo ity fametahana afisy ity ,fa hisy hitory aminio koa ianao ,izay vao hoe tsy GTT ry Noue ireny fa Gasy Vendrana . :cry: :cry: :cry:
10. Noue ( 09/09/2009 13:15)
dia mba mananatra anao koa aho oe hajanony ny filazana zavatra izay tsy fantatra eee!! fantatray daholo ny olona mpikambana ao à GTT ary lazaiko eto fa tsy olon'ny GTT mahintsiny io bandy voasambotra io fa olona misandoka ho GTT !! tahaka ny taloha ihany eee !!! rehefa hita fa tsy nahomby ny tetika ratsy saika natao ho an'ny GTT dia zao mihafara @ fisamborana azy zao !! zany ve dia tsy takatry ny sain'rapa eee ??? atao daholo zao tetika ratsy zao fa tsy ho azon'ny FAT(Y) @ zany ny GTT

VIVE GTT
11. dadabe ( 09/09/2009 14:04)
hahaha :-D ka tsy voafehin'ny GTT anie izany ny olony e dia lasa misy ny avy any ivelany miidtra :-D
12. zoam ( 09/09/2009 14:52)
ra emile sy elian no sefo sa ahoana ry noue avy eo ry dede
13. xxx ( 09/09/2009 16:01)
Hataovy tsara ny asanareo RY GTT A,IZAY VENDRANA DOMELINA VE NO HIHEMORANA nareo ,ny sobika koa mpiaro an'i tgvendrana efa tonga saina ihany taty aoriana nanao hoe :hay seza no tadiavin'i vendrana radomelina no sady mamerina ny zavatra tsy nety nataon'ny fitondrana teo aloha no tsy manankatao af tsy ny mangalatahaka ny hataondra8,ny nataondra8 mbola tsy nataony izao dia ny manambotra lalana sy sekoly,sy mitady asa ireo izay very asa ary manome kit scolaire izay tena sahirana ,manamboatra hopitaly koa .
ny adraomelina ny hataony dia ny mitily izay mpanakarena dia halefany mangalatra sy mapihorohoro any ny capsat,dia mangalatra ny varin'ny magro sy tiko.
Hasaivo mianatra teny anglisy koa i aujour d'aujourd'hui raha haharaka ny lohakelin'dj efa lo @maoly io,raha tsy efa tara loatra !!!
Dia inona izao no hidiran'ny resak terorista @izay niseho tao @ambasady ,tena hita hoe mivovo,tsy nahita fianarana le pahina 2002!!!
14. Noue ( 09/09/2009 16:05)
ka raha radomelina ve no mpitondra sy mpitarika tsy ho domelina koa ny mpanaraka ee ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. terrywui ( 09/09/2009 16:37)
angah letsy tsy hainlah ra-pà io rangah amin'ny sarinlah jereo eto io ???mampalaelo ane letsy ra-pà fa dadan'i Mipikaty io voalelaka be io ee! ao ra-mipika zao tsy azo tabaina mitsy takaka fa mikonetaka be malaelo andrainy ao !! aiza ve ony de dada roa ndray voalelaka daholo !!ha ha ha ha ha !!
--niseho be teny ratsy be sy be ompa teny amin'ny ambasady teny kay noraisin'ny CRS teny le bainnn'i Mipika le !! ha ha ha!! :-D :-D :-D :-D :-D
16. pikatti ( 09/09/2009 16:39)
tafavoaka ihany angah leity elah , efa malahelo be mantsy ny bofin'elah vao niantso ahy teo ,nety ihany nga leity lé caution :-D :-D
17. terrywui ( 09/09/2009 16:46)
ngah zahay ry donto GTT aa!! GTT ane io e !!sa efa mivika lety !! sady efa Mipika mbola Mivika kou !!!! ha ha ha ha ha !! dadan'i Pikatti io !! aza misosoka alaelo tsony tompko lety pikatti letsy aa!! minana vatomporitra vao notenehina de ity ro-patsa kely !! de aza misosoka tsony tompoko letsy aa!! ha ha ha ha !!! :?) 8-) 8-) :?) :?) :?)
18. pikatti ( 09/09/2009 16:48)
de oviana zany leity elah mitondra le ttsy miverina any @ com's any ndray klé :-D :-D
19. terrywui ( 09/09/2009 16:51)
kiiiii ! miresaka amin kondrana aho fa aleoko miala leee!! sady Mivika , mipika , Kondrana !! innnn tsony no mahaolona anlha fa aleoko miala !!!! bye letsy aaa! ppppfffffffff !!!!
20. pikatti ( 09/09/2009 16:53)
ary toa fanina be elah zany klé, :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0621