hay ve ka misy mpitondra afaka manao vola sandoka

1. patrick2002 ( 18/01/2010 15:11)
Mametra-panontaniana @ fanamelohana hataony dadiste hoe manota vola sandoka ny HAT .
Aoka hazava aloha fa fahefany mpitondra ny manota vola ,rehefa mahazo fankatoavany gouverneur ny BC,sy ny DG ny tresor public ,izy ary mampandre ny FMI ,
Izany hoe tsy misy vola sandoka eto ,ka raha ohatra ny dadiste mihevitra fa tokony ao @ MAGRO no havoaka ny vola dia kabary hafa koa izay ,
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:15
2. Samoana ( 18/01/2010 17:03)
Toa mody miera ny mpitondra vonjimaika ao amintsika fa izay danin'ny kibony ihany no ataony kouh !
3. bazylou ( 18/01/2010 17:31)
io ry zalahy na i tvg, na i le8 na i deba ary ze rehetra tonga eo de tsy maintsy manao an'io foana , ny zavtra tsy haindry lerony sy tsy tsapany dia ny hoe mila contrepartie sy garantie ekonomika le vola fa tsy hoe imprimena dia vita, beeeuurrk pauvre gasy :-P :-P :-P
4. pink ( 18/01/2010 17:49)
bazylou:

io ry zalahy na i tvg, na i le8 na i deba ary ze rehetra tonga eo de tsy maintsy manao an'io foana , ny zavtra tsy haindry lerony sy tsy tsapany dia ny hoe mila contrepartie sy garantie ekonomika le vola fa tsy hoe imprimena dia vita, beeeuurrk pauvre gasy :-P :-P :-P



Efa higagana izao ny zava-misy rehetra. nidiran-doza ny malagasy amin'izao fotoana izao. . Enga anie ka hihetsika izao tontolo izao fa betsaka izay scène hitany izay
5. pikatti ( 18/01/2010 18:18)
Aoka hazava aloha fa fahefany mpitondra ny manota vola ,rehefa mahazo fankatoavany gouverneur ny BC,sy ny DG ny tresor public ,izy ary mampandre ny FMI ,

Tena miteniteny foana lesy elah ty rapaty le,dia nahazo alalana zany ry zalahy fa afaka manao vola satria be devises be , be volamenabe ao BC,
fa heverin'elah fa miankina @ inona ary ny fanontàna vola raha hoe miankina @ indinces fahantrana angamba dia marina ny tenin'elah , afaka manamboatra vola ara-dalàna fa tsy fosika be dia be isika :-D :-D
6. patrick2002 ( 18/01/2010 19:09)
:lol: :lol: Ny fanotana vola tsy voatery miankina @ reserve en or ao @ tresor ,na reserve en devise ,na ny vokatra mitobaka ,raha tianao hisy lanjany ny vola hatotanao dia miankina anireo facteurs telo voalaza eo ambony ireo .
Fa azo atao tsara ny manota vola rehefa tsy misy vola handoavana ny karamany mpiasa ,izany hoe tsy miditra ny hetra ,tsy miodina ny varotra ary tsy misy ny famokarana, nanao an` izany ratsiraka t@ 1980 ,nanao an`izany Zafy albert t@ 1992 rehefa nigrevy nandritry ny 5 volana teo @ 13 Mai ,nanao an`izany Ravalo t@ 2002 rehefa nigrevy teo @ 13 mai nandritry ny 7 volana (nanova vola ny marina kokoa ),ary foana ny caisse d`Etat , mbola nanota vola ihany Ravalo ny 2003 rehefa foana ny caisse d`Etat vokatry ny fanaovana détaxation a outrance mba hampidirany TIKO camion miisa 500 ,
Manao an`izany ny HAT amin`izao satria tsy misy vola handoavana karaman`ny mpiasa fanjakana ,vokatry ny asa fampiorohorona sy ny fanakorotanana hataony Ravalo ,Ny tsy fankatoavan`ny CI ny fitondrana HAT ,ny lainga hafafy any @ ONU hataony Gasy Tia Tanindrazana :oops: :oops: :oops:
Vokatr`izany fanotana vola tsy misy antoka izany dia ny fidangany vidim-piainana inflation ,ary ny inflation no mitarika ny fahantrana .
7. vitamatavy ( 18/01/2010 19:15)
izao aloha lisany kobo hoe nanao vola sandoka,tsy ampy intsony ve ny bois de reose e,hihihi
ampitomboina 10% ny karamany mpiasa,io izany le vola fopla fa lany ny liquide
8. patrick2002 ( 18/01/2010 19:23)
vitamatavy : tsy vola sandoka lety ny anaran`izany fa vola baoritra ah! na planche a billet ah! ,nanao an`izany Dada t@ fotoan`androny rehefa avy nanao détaxation t@ 2003 ,
9. patrick2002 ( 18/01/2010 19:29)
Ny vola sandoka dia ireny vola hataony afrikanina avy @ SADEKY ,nampidiriny Ravalo tao madagasikara ireny . :cry: :cry: :cry:
10. vitamatavy ( 18/01/2010 19:29)
hanao vola ve ialahy tsy tokony au courant ny banky sy sns...)fanjakana inona re ity e,ny vola miditra tsy misy nefa depense vrakiny be,dia ny fanamborana vola ve ny solution ... mahay lisany ka ary mety hanakarena be ny gasy raha mba dollard sy euros no namboariny ry lerony :-D :-D :-D
11. patrick2002 ( 18/01/2010 19:37)
fa iza no miteny an`ialahy fa tsy au courant ny banky ,matoa lety ny governora ny banky tsy miteny satria secret bancaire izany ah! sahala @ hoe izao tsy afaka manontany hoe firy ny solde de compte ny vitamatavy :lol: :lol:
12. pikatti ( 18/01/2010 20:01)
Vakio lesy ny dinika ry rapaty a, elah toa tara lava klé
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4b51d3c30e420 dia asio fanazavana ary io,haingana elah fa tsy laozan'elah mirediredy eto!!!
13. patrick2002 ( 18/01/2010 20:25)
Ny vola sandoka lety dia ireny vola nataony afrikanina SADEKY nafarany Ravalo ireny ah! :lol: :lol: :lol:
Inona no hamaliako an`ialahy ,ialahy miteny fa tokony ao @ MAGRO no hatota ny vola ao@ imprimerie blueprint ,any Johanesburg no misy ny palais d`Etat malagasy ,ao Maputo no misy ny Assemblée :-D :-D :-D
14. pikatti ( 18/01/2010 20:39)
Manamboara dolara canadien lesy elah fa aza mirederidy eo lé :lol: raha manao hotran'ireny vola sandoka t@ andron'ny deba reny elah zao mety ho sôsy be, klé, afaka mividy tgv haingana be mankany an-kady :-D :-D :-D
15. pelaka2000 ( 18/01/2010 20:40)
:-D :-D :-D
ialahy ty tena sanana
16. vitamatavy ( 18/01/2010 21:16)
aza atao an'izany kosa rapa e
17. vitamatavy ( 18/01/2010 21:16)
aza atao an'izany kosa rapa e ,manjary lasa manao vacance any anaty la neige any iny :-D :-D :-D
18. patrick2002 ( 18/01/2010 22:13)
pikatti:

Manamboara dolara canadien lesy elah fa aza mirederidy eo lé :lol: raha manao hotran'ireny vola sandoka t@ andron'ny deba reny elah zao mety ho sôsy be, klé, afaka mividy tgv haingana be mankany an-kady :-D :-D :-D



raha izao no manamboatra dollar canadien dia vola sandoka no0 anarany ,fa raha ny premier ministre canadien ,na ny gouvernement canadien dia tsy dollar canadien sandoka izay :lol: :lol:
19. vitamatavy ( 18/01/2010 22:27)
ialahy koa ve moa lesy hiteny hoe nanao vola sandoka na dia nanao marina aza :-D :-D :-D
maninona moa raha atao ambasadera gasy any kanada any ialahy e :/
20. xxxw ( 19/01/2010 05:48)
raha izao no manamboatra dollar canadien dia vola sandoka no0 anarany ,fa raha ny premier ministre canadien ,na ny gouvernement canadien dia tsy dollar canadien sandoka izay
gouverneur sandonka manao sonia vola sandoka HAT 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0727