hay ve ka misy mpitondra afaka manao vola sandoka

41. ifiona ( 20/01/2010 21:57)
raha acceptable ny volan'ny HAT maninn no tsy soniavin'ny gouverneur?

sady inona tsara moa no tiana tenenina @ ilay hoe acceptable, satria raha adiaka @ teny gasy zany dia hoe: azo ekena... fa maninona ilay izy tsy nolazaina hoe ekena?

bof

42. patrick2002 ( 21/01/2010 01:07)
fijo:

ô rapa an,ilay governora notendren'i ravalo ihany anie no mbola voatana ao izao e?sa miova ny sonia rehefa miova ny fitondrana "nanendry"?????tay be zany

6h59 Les nouveaux billets qui apparaissent sans signature du gouverneur de la Banque centrale sont acceptables selon les éclaircissements des responsables,
tao amin'ny sobika io no nalaiko ka ahoan aio rapa mahalala azy tsara?

Diso ilahy fa efa nisolo ny governora ny BC , nosoloiny HAT ,fa indrisy fa mbola tsy feno ny fahefany HAT dia mbola tsy nankatoaviny FMI ilay governora ,dia mbola tsy ofisialy .
Ary betsaka ny zavatra tsy ofisialy ohatry ny izany ,ohatra ny ambasadaoro any frantsa dia mbola Narisoa Rajaonarivony ihany nefa izy efa tsy manana na la clé ny biraony aza ,efa tsy avelany premier conseiller miditra ao intsony ,nefa ny HAT tsy mahazo manendry ambasadaoro ofisialy
43. patrick2002 ( 21/01/2010 01:11)
pikatti:

ny vahoaka miha-mahantra satria raha manota vola ny fanjakana dia manana vola izy handoavana ny karamany mpiasa ,nefa ilay vola nokaramaina ny mpiasa mihatsy misy lanjany ,mihena izany ny povoir d`achat an`ilay mpiasa .

Fantatr'elah tsara zany fa ny vahoaka no hinjinja ny adalan'ny HAT @ io vola tsy misy filazana ofisialy io dia mbola tgv ihany no ao ambavan'elah,aza fohy fisainana hoa bainn a
T@ androniR8 :2004 >>>>€=1400AR
2009 >>>>€=2875AR
Any @ faramparan'ny taona any raha io vola HAT no mihodina eran'ny Nosy dia ho lasa 1€=3700AR any , lasa vola bôritra ,ny dévises tsy miditra ,ny vanille tsy namokatra,ny tourismes KO,ny investisseurs nitsoaka , de inona no hividin'elah @ vola bôritra

Izay no vokany fanasoketana sy ny fanoananareo ny SADC ,mbola ho aiza eh!
Amiko indray
dia ianareo mpandefa telegrama any @ CI sy mpanapoaka baomba ,mandranitra ny miaramila hiady @ alalany radio pirate io no fototr`izao rehetra izao .
44. belakely ( 21/01/2010 01:18)
ka tena mampalahelo izany an!
Ny zavatra rehetra ataon'ny prezida sandoka anie ka sandoka daholo e!
Angaha moa i Narisoa Rajaonarivony ihany no tratran'izany?
Ny tena loza aza dia mbola ampiasainy ihany aloha ny olona teo aloha noho ny tsy fahaizany, teeeeeena loooooza maintsiny!!!!! :roll: :roll: :roll: :roll:
45. patrick2002 ( 21/01/2010 01:43)
tena mampalahelo ilay HAT ,vokatry ny hataony dadiste ,izao ny gasy iray manontolo no vao maika mahantra . :lol: :lol:
46. milamm ( 21/01/2010 02:25)
aza de miteniteny foana otran'io lesy rapa refa tratrany odiny hat a inona no ifandraisany Ravalomanana @ zany vakio tsara io nolazainy pikatti anla io fa io le masoandro b lohataona iainana zany ao M.kara fa tsy rediredinla avy any canada,tsotra b no nanazavainy namana pikatti ny kozy fa raha tena mandinika ela sy nianatra reo foto-dalana @ ekonomia fanazavako fanampiny mino aho fa azonla ny teny vahiny hafa ka tsy tokony hisy olana na kely aza
- our biggest fear right now economically speaking is " a stagflation". just for a quick reminder : a stagflation is actually the deadly combination of inflation and a recession. i have just looked at the IMF(international monetary fund) website and found out the forecasted rate of inflation and the real GDP(gross domestic product) for madagascar for the year 2009. the real GDP growth ( adjusted for inflation obviously) is -0.2% and the inflation rate is 9.9%. these figures are pretty gloomy but are in fact the result of the political crisis in which we are entangled since the beginning of this year. while i think the first figure is pretty accurate , i am quite skeptical about the second. i don t know the method used by the INSTAT to measure the CP I ( consumer price index ) in madagascar but common sense would dictate me to say that this rate is too low to be considered reliable. we all remember back in1995 when the inflation rate was between 40 and 45%, all indications are suggesting that we have almost the same patterns today as we did back then. to name just a few :the sharp rise in the price of foodstuff such as: rice , sugar , flour and so on . by the way these products are most of the time imported , therefore any depreciation of our local currency would obviously drive up the price of these stuff. i think our current rate of inflation is around 25%, this bold assumption is based on the price increase i was talking about earlier but also strenghen by a series of unfortunate events: -an interest rate cut decided by the CBM(central bank of madagascar) in august -a high budget deficit -the worsening of our trade balance due to the postponement of some bilateral agreement such as the AGOA ( africa growth and opportunity act) or the MCA(the millennium challenge account) -a decrease in foreign direct investment by ending this post i would just say that it is sad to admit we all are aware of these figures and statistics , we all know that the bulk of the people of this country are living with less than 2 $ a day , but we accept these alternative reality and decided not to do anything about it. come on malagasy people !!!we can do better and we deserve better ,ny vahoaka ihany no Andriamanjaka
47. patrick2002 ( 21/01/2010 11:54)
Ny olona misaina sy nianatra lety dia mahafantatra fa
- raha mbola mitohy ny tsy fankatoavany CI ny fitondrana
-raha mbola mitohy ny savorovoro hataony trois mouvance.
Dia tsy handeha ny asa fampandrosoana ao madagasikara ary tsy maintsy hanota vola ny HAT .
Fantatrareo dadiste tsara izany arfy hinianareo hatao amin`izay hirongatra ny vahoaka ,hankahala HAT .
Tsia anefa ny valiny ,izaho manokana dia vao maika hankahalako ny TIM sy ny forongony izany ,ary tsy mahazo pardon amiko mihintsy i Ravalo ,sahala @ fankahalako an`i Ratsy Iraka .
48. pikatti ( 21/01/2010 14:10)
tsy mahazo pardon amiko mihintsy i Ravalo ,sahala @ fankahalako an`i Ratsy Iraka .

Rarahin'olona iza aloha zay pardon-drangahy e, elah io zao no tena mila mifona @ ireny vola sandoka nataon'elah t@ andron'ni Deba ireny,ary tadidio fa raha nikoroso ny firenena dia misy anjaran'elah betsaka tao, ka tsy elah mihitsy no tsara toerana hanome lesona eto :-D :-D
49. patrick2002 ( 21/01/2010 14:22)
:lol: izao zavatra soratanao izao ilay mampigadra ,ary aza gaga rehefa samboriny Charlot ianao miditra eny IVATO :-D :-D :-D
50. pikatti ( 21/01/2010 15:09)
Efa in-telo leisy zah no tany a!!! ary nasiako pikatti daholo ny handriko sy ny entako rehetra, de ahoana f'angaha leity misy mifendro an'ireny jiolahy ireny a, mahazo ahy elah androany fa azoko elah rampitso,raha io kilalao io no hatao dia izay zany no demokrasia tian'elah @ io fitondrana FATY io ve, tssssss,
Maty aho tgVERY :lol:
51. milamm ( 21/01/2010 19:28)
o rapa ela oa miteniteny foana n\'in2 lazainla ary azavaiko oe nahoana,teny tsy misorona tadidio ty teniko 1 ty mba misaina kalo vao miteny fa tsy ny mifanohitra akory soa ihany fa tsy mampihena ny fahalalany rehetra ny marina @ raharahampirenena ny tsy fitiavanla andRavalomanana.toton\'omby bory ny resaka aterinla eto,na i wuiwui aza mbola hamely anla refaveo,tsy mba tonga saina ve ela oe resaka mahasoa ny firenena fa tsy fankahalana olona fotsiny sy fanilihana andraikitra @ hafa ventikevitra arosonla tsy misy hevitra mivoitra ho anjara-tandrify hamahana olana na kely aza. mila tovozina ny ivom-pahalalana @ alalan\'ny fifanakalozana traik\'efa mahomby maro2(ny hevitry ny maro mahataka-davitra...sady raharahan-tanindrazana io fa tsy tongatonga ho azy na atao hitsin-dalana fotsiny ialana @ zay tsy mety.

voalaza

52. fijo ( 21/01/2010 21:14)
41. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 21-01-2010 02:07:01
Lohateny : Re : hay ve ka misy mpitondra afaka manao vola sandoka

Hoy i fijo:

ô rapa an,ilay governora notendren'i ravalo ihany anie no mbola voatana ao izao e?sa miova ny sonia rehefa miova ny fitondrana "nanendry"?????tay be zany

6h59 Les nouveaux billets qui apparaissent sans signature du gouverneur de la Banque centrale sont acceptables selon les éclaircissements des responsables,
tao amin'ny sobika io no nalaiko ka ahoan aio rapa mahalala azy tsara?

Diso ilahy fa efa nisolo ny governora ny BC , nosoloiny HAT ,fa indrisy fa mbola tsy feno ny fahefany HAT dia mbola tsy nankatoaviny FMI ilay governora ,dia mbola tsy ofisialy .
Ary betsaka ny zavatra tsy ofisialy ohatry ny izany ,ohatra ny ambasadaoro any frantsa dia mbola Narisoa Rajaonarivony ihany nefa izy efa tsy manana na la clé ny biraony aza ,efa tsy avelany premier conseiller miditra ao intsony ,nefa ny HAT tsy mahazo manendry ambasadaoro ofisialy

rapa an,ialahy ihany eo no mihaiky fa tsy aradalana sy mbola sandoka io zavatra tohanan'ialahy io.ka gaga ve ialahy raha manao zavatra sandoka ny olona misandoka fahefana??????aoka letsy e,mba maneke ny zavatra misy fa efa mahalala ialahy io izany fa sandoka no ao
53. patrick2002 ( 21/01/2010 22:08)
ra-fijo amiko lety ara-dalana ny fanjakany HAT satria ekeny VAHOAKA malagasy ah! ,mitohy tsara ny asa-panjakana ,ekeny rehetra ny minisitra eny @ ministera ,
Nataoko majuscule le vahoaka satria raha natarika VAHOAKA ianareo teny @ MAGRO ,tsy ho voatohany miaramila ,fa efa nametraka ireo rafitra voalazany Maputo , raha mivaky roa ny miaramila araky ny lazainareo ,teneno hitondra anareo ao @ palais de senat ,
Amin`ialahy ny mpitondra dia izay ekeny izao tontolo izao ,diso izany amiko ,izay ekeny maro an`isa (vahoaka malagasy ) ihany ,ka amin`ialahy izany rehefa tsy ekeny maman`ialahy ny vadin`ialahy dia tsy mpivady ianareo :roll: :roll:
54. patrick2002 ( 21/01/2010 22:25)
Milamm :
-Tsy ankatoaviny CI ny fitgondrana satria ,tsia nifanaraka t@ ireo mpanambola (firenena na olo-tsotra) mampiasa vola ao madagasikara i Andry naka fitondrana.
-afaka manohitra sy maneho hevitra kah misy ny gazety miandany aminareo ny Radio ,nefa raha tena mahatarika VAHOAKA marina tsy ho voatohany miaramila io ,fa tsy vahoaka 5 000 no lazaina fa vahoaka ,i Monja roindefo koa manana vahoaka 5 000 dia i pety ,dia i Voninahitsa raha hilaina ,fa aleo ny vahoaka hitady raha tsy izany dia hanota vola indray ny HAT .
- Mbola haverikom fa manana fahefana manota vola ny HAT satria mpitondra ,na dia tsy ekeny dadiste ny CI aza, ary mbola hanota vola rehefa tsy miodina araky ny tokony izy ny toe-karena .
Ka alao hery aza ry dadiste tsy vaky volo ,entana tondra iray mora zaka ,hajanony ny fankahalana ,andao hanao sorika miara-milanja hampandrosoana ny toe-karem-pirenena raha tsy izany dia hanota vola indray ny fanjakana :cry: :cry: ka asakasakareo fa izahay mipetraka aty andafin-dranomasina pokatty ,fijo ,hery no hanjaka ao @ tanana miaraka @ euro :lol: :lol:
55. feticon ( 21/01/2010 23:08)
patrick2002:

dia mifampidinika si non mila e

56. esserra ( 21/01/2010 23:24)
Misy olona matin'ny hatsiaka any canada any ato tena efa mirediredy be , tsy hay hoe maninona fa dia io izy miwowawa io, tsy lohany tsy vodiny fa resaka akoho manatody 8O 8O :-w :-w :-w :-w :-@ :-@ :-@
57. patrick2002 ( 22/01/2010 16:11)
esserra:

Misy olona matin'ny hatsiaka any canada any ato tena efa mirediredy be , tsy hay hoe maninona fa dia io izy miwowawa io, tsy lohany tsy vodiny fa resaka akoho manatody 8O 8O :-w :-w :-w :-w :-@ :-@ :-@

nefa dia mbola lany andro mamaky resaka akoho manatody iany ianao

:cry: :cry: :cry:
58. patriick2002 ( 22/01/2010 22:26)
Ka mba efa nataoko aza nanao resak'osy mainty fa izao mba akoho e, rampitso resak'omby :cry:
59. vitamatavy ( 22/01/2010 22:40)
ialahy ve i dadasy ry rapa sa herimiafina an lazao ny marina :evil: :evil: :evil:
60. fijo ( 24/01/2010 00:15)
ny ahy guinée koa anie rapa "mandeha"hony nefa toa tsy misy manaiky e????sa tsy mitovy indray ireo?????hiara voasazy ao ihany anie nareo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406