Notazonina MD ny senatrice Naika
1. patrick2002
(
15/09/2009 12:43)
Notazonina MD ny senatrice TIM Madame Naika ,fa tsy nanome hoe avy aiza ireo fleche miaraka @ bala bille ampiasainy GTT.
mifanenjika tokoa manko ao analakely ireo GTT sy ny FIS (force d`intervention special ) ary manana fleche ny GTT miaraka @ bala bille ,izay ireo olomboavidy TIM taloha no mamatsy azy.
mifanenjika tokoa manko ao analakely ireo GTT sy ny FIS (force d`intervention special ) ary manana fleche ny GTT miaraka @ bala bille ,izay ireo olomboavidy TIM taloha no mamatsy azy.
répondu par pikatti le 16/09/2009 13:37
3. pikatti
(
15/09/2009 14:12)
aza mitsoaka lessy na asian'ny miaramila jamala aza any aminy any tsy koi io, na asin'ny Fis vola na vary nangalarin'i pety aza any efa fiadina foza zany bainn a :roll: :roll:
4. terrywui
(
15/09/2009 14:27)
f'angah lety rapà zay ihany a!! hita soritra mazavazava kokoa izao ilay resaka bombes bobaka be ka senateur sy deputé "ara-dalana" maromaro no ho voapaingotra fa tsy mety manokatra phone ry lerony refa atsoina !!!!
5. Banndi
(
15/09/2009 14:56)
efa fiadina foza zany bainn a
fanaon'ny rasily zany bainn a, asio rongony koa raha mbola tsy mahita porofo :?: :?:
6. terrywui
(
15/09/2009 15:00)
fanaon'ny rasily zany bainn a, asio rongony koa raha mbola tsy mahita porofo
banndi = Mipikaty ! angah nisy noforonina zany ry pikatti fa tratra hita maso be izao toy ilay OSIMAINTY a! mpanao gazety bobaka be no niara nahita anle bombes sy mipoaka bobaka tao amin'ny GTT tao
8. terrywui
(
15/09/2009 15:06)
banndi = Mipikaty ! angah nisy noforonina zany ry pikatti fa tratra hita maso be izao toy ilay OSIMAINTY a! mpanao gazety bobaka be no niara nahita anle bombes sy mipoaka bobaka tao amin'ny GTT tao
tsy pelaka ndry ry pikatti fa tena sipakely be fo a!! ha ha ha !! ndana ndrey matory amzay oa fa aza be famaliana eo ! fa iantsoako an'i ouiandry eo Pikatti androany fa mitenena ratsy eo iany !!!
11. Banndi
(
15/09/2009 15:18)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka :* :* :* :* :* :*
12. terrywui
(
15/09/2009 15:18)
de le phrase fanaon'i pikatti iany ony no averiny eo reo !! vendrana ko ndry ty ry pikatti ka !! nianatra ve ? na natory tsara ve ?
-de ny kozy fanaon'i Pikatti le mifamaly amiko ihany no averiny !! maninnn zao raha novaina kely le fika !! tadidindry le isika sy ndry nikozy le 2euro iny?? de otran'iny iany le izy zao fanahiniako notohizana de kobo be pikatti ndry ahh !! mba manaova otran'ny ataoko fa fika donto kely ny andry ry sipa maimbo kely aa!! ha ha ha

13. Banndi
(
15/09/2009 15:20)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka :* :* :*
14. terrywui
(
15/09/2009 15:22)
ataovy elah ah fa ndry ve ahoana ry pikatti a!! kobo be ndry zao ! satria sipa kely tsy mahay manao elah !! ha ha ha
15. Banndi
(
15/09/2009 15:24)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka ,tsy aleo zah sy elah hanao mariazy :* :* hi pacs e
18. patrick2002
(
15/09/2009 18:47)
pikatti:
aza mitsoaka lessy na asian'ny miaramila jamala aza any aminy any tsy koi io, na asin'ny Fis vola na vary nangalarin'i pety aza any efa fiadina foza zany bainn a :roll: :roll:
Ny hita maso aloha izao dia mampiasa fleche miaraka @ bala bille ny GTT ao analakely mifampitana @ miaramila ,fleche fabrication artisanal ,
Tsy mbola nahitana GTT mifoka jamala eny @ 13 mai ,raha tsy hoe izay indray angamba ny tetika manaraka ampifoana jamala ny GTT amin`izay miseho mafy be. :@ :@ :@
19. pink
(
15/09/2009 19:18)
patrick2002:
Notazonina MD ny senatrice TIM Madame Naika ,fa tsy nanome hoe avy aiza ireo fleche miaraka @ bala bille ampiasainy GTT.
mifanenjika tokoa manko ao analakely ireo GTT sy ny FIS (force d`intervention special ) ary manana fleche ny GTT miaraka @ bala bille ,izay ireo olomboavidy TIM taloha no mamatsy azy.
Faly ery i Patrick ..hatraiza re ity fifalianao e
20. patrick2002
(
16/09/2009 12:38)
Faly ahoana ry pink .te hitomany aza ny tena mahita an`ity hataony Ravalo koa ,miteny anao izaho fa tsy hijanona io fanakorotanana hataony GTT io raha tsy ,hiverina Ravalo ,iny anefa tsy hiverina eo satria havadika fonja ny kianja-ben`ny mahamasina raha iny no hiverina eo.
Izany hoe mihomana ra malagasy fa mbola hitombo avo 5 heny ny 4 mi ao @ tanana ao.
Izany hoe mihomana ra malagasy fa mbola hitombo avo 5 heny ny 4 mi ao @ tanana ao.