Nous voulons une présidence bicéphale

1. patrick2002 ( 05/11/2009 03:39)
Nous voulons une présidence bicéphale a déclaré l` ancien president Raalomanana
:-D :-D :-D iza indray no nampianatra anity dokotera honorus causa ity an`izany fomba fiteny izany :-D :-D :-D efa hoe president kou mbola bicéphale ,
Oh leretsy ah! raha biby no manana loha anakiroa dia Dragon no hanarany ,ka tsy haiko raha repoblika no misy filoha anakiroa dia inona no anarany , Tsy haiko iza no nampianara azy an`izany :-D :-D :-D
zah koa rangahy mba hiteny hoe
Nous voulons une vache laitier bicéphale :-D :-D :-D
répondu par xxx le 05/11/2009 16:44
2. nancy ( 05/11/2009 04:31)
Hatramin'izao aloha dia tsy mbola mahay noho Ravalomanana ianao fa aza manafoakafoaka azy. Raha mahay maninona raha milatsaka ho president hojerenay raha hahazo 0,00000001% akory e. Iza no nampianatra anao hanoratra teny frantsay nefa ianao ity toa manafokafoka olona fotsiny? vache laitier bicephale?? voalohany aloha dia laitiere no mi s'accorde amin'ny vache fa tsy laitier.

patrick2002:

Nous voulons une présidence bicéphale a déclaré l` ancien president Raalomanana
:-D :-D :-D iza indray no nampianatra anity dokotera honorus causa ity an`izany fomba fiteny izany :-D :-D :-D efa hoe president kou mbola bicéphale ,
Oh leretsy ah! raha biby no manana loha anakiroa dia Dragon no hanarany ,ka tsy haiko raha repoblika no misy filoha anakiroa dia inona no anarany , Tsy haiko iza no nampianara azy an`izany :-D :-D :-D
zah koa rangahy mba hiteny hoe
Nous voulons une vache laitier bicéphale :-D :-D :-D



3. ifiona ( 05/11/2009 06:45)
fiteny io ry patrick2002 a! autorité bicéphale, dont l'autorité est exercée par deux chefs.


:miam: :miam:
4. ifiona ( 05/11/2009 06:47)
nga raha hoe nizesta @ lé hoe "triumvirat" lé Ratsiraka d ts mahay n'inn n'inn dol ny sasany....


8O
5. patrick2002 ( 05/11/2009 09:14)
nancy:

Hatramin'izao aloha dia tsy mbola mahay noho Ravalomanana ianao fa aza manafoakafoaka azy. Raha mahay maninona raha milatsaka ho president hojerenay raha hahazo 0,00000001% akory e. Iza no nampianatra anao hanoratra teny frantsay nefa ianao ity toa manafokafoka olona fotsiny? vache laitier bicephale?? voalohany aloha dia laitiere no mi s'accorde amin'ny vache fa tsy laitier.

patrick2002:

Nous voulons une présidence bicéphale a déclaré l` ancien president Raalomanana
:-D :-D :-D iza indray no nampianatra anity dokotera honorus causa ity an`izany fomba fiteny izany :-D :-D :-D efa hoe president kou mbola bicéphale ,
Oh leretsy ah! raha biby no manana loha anakiroa dia Dragon no hanarany ,ka tsy haiko raha repoblika no misy filoha anakiroa dia inona no anarany , Tsy haiko iza no nampianara azy an`izany :-D :-D :-D
zah koa rangahy mba hiteny hoe
Nous voulons une vache laitier bicéphale :-D :-D :-D







«««««izaho tsy manana SADEC na milliardaire imperialiste,na frantsay hanohana ahy ka izay no tsy hilatsahako presida , :-D :-D Efa fahaizana izany matoa izao tsy hilatsaka
Vache laitier ka io anie ny fiteniny presida nao eh! mba fatany aloha hoe une vache ,fa tsy un vache ,fa ny laitier tsy hainy hoe laitiere ,dia rehefa hatoro dia mety foana lty io ah! sady mitrerona
6. patrick2002 ( 05/11/2009 09:52)
ifiona:

fiteny io ry patrick2002 a! autorité bicéphale, dont l'autorité est exercée par deux chefs.


:miam: :miam:



Eo indrindra anie no mahagaga ahy ry Ifiona eh! deux chefs :roll: :roll:
dia iza no hiandraikitra an`iza ,ary ny chefs iray hiandraikitra inona ,firenena aiza teto amboniny tany no nisy an`izany :oops: :oops: ary hoviana ,fa mbola tsy nahare izaho t@ tantara .
7. xxx ( 05/11/2009 09:57)
za koa mbola ts naheno bitrovoalavo mitondra firenena :oops: :oops:
8. patrick2002 ( 05/11/2009 10:19)
xxx:

za koa mbola ts naheno bitrovoalavo mitondra firenena :oops: :oops:

Ka izao izy no mitondra ,fa ianareo tsy manaiky dia mitady hanao president Bicéphale kou

:-D :-D :-D
9. ndenn ( 05/11/2009 10:45)
Na dia sarotra aza ny hanao faminaniana momba ny hahitana ny alaolana @ olana ara-toe-karena misy @ izao fotoana izao ao Mada dia zavatra roa no tokony hibahan-toerana ao andoha .
Fikatsahana ny fizakan-tena ekonomika .
Fanafoanana ny fiankinandoha @ ny any ivelany .
Mitaky fanavaozana lalina tokoa satria tsy maintsy hanaovana fanadiovana ny firindram-bola @ lafiny rehetra .
Raha mbola misy foana ny \"pré jugement à la volé\" avy @ hafa tsy dia mahafantatra ny tena votoatin\' ny toe-javatra miseho dia azo inoana fa hitarika @ safotofoto ny ekonomia en général foana .
Ny fahaizana politika tsy dia midika akory hoe kalaza be @ lafiny oratoire , allocution ,n\' importe quel monologue piedestalique ,venant d\' un quelconque individu sur une tribune parlementaire ,na rivalité dicotonique hifanaovan\' ny soit disant politiciens hamahanan-dalitra ny daholobe!
Ny politika dia mivadika ho projection vers une incertaine destination en fait amiko raha mbola olona efa nanao hadalàna no hametrahana fahatokisana hanefa izany.Ary tsy tokony ampitaina @ vahoaka akory ny hevitra navoakan\'izy ireny .
L\'histoire jugera l\' homme , et l\'homme sera juger à travers ses faits .







10. bazylou ( 05/11/2009 16:12)
tsia , tsia, non,non,non, 20.000.000 céphale no tena tadivinay, :-D :-D
11. xxx ( 05/11/2009 16:35)
De toute façon tsy misy miraharaha izay tenin'i RA8 diso any fa eno izao eto ry pat2002 no mandiso azy ,tsy misy importance izay tsy fitenindrazany akory sarko angah mahAY miteny gasy sa anglisy ??? critique be fahambaniana nefa RA8 miteny anglisy tsy mil mpaNdika teny hihi ,nefa avy ery @pays andalam-pandrosoana kely ery ,manana ny maha izy azy izy matoa mahahodina entreprise b toy i tiko sy magro fa izay vavan'ny mpialona ve !!!
Saingy tsy hasiany sirany le resak fa izay MPISOLELAKA @frantsay mpanao coup d'état ihany fa te hahazo pétrole indray no hindraindraina ,enao tsy tonga eny ampaladiana fa ny ankizy iray kilasy taminy mahafantatra fa ingénieur agro alimentaire nianatra tany Suéde izy fa refa tsy tiana moa l olona dia lazaina fa mainty na mavo aza !
Mbola ho ela é! tsy enao izao no tonga @teny ny vazaha HISOLELAHANAO hoe:'tout ce que tout le monde pense tout bas ,toi pat2002 pense tout haut!'
mBA MIVOATRA SADY ENAO MIPETRAK ANY @tany mandroso ,izay aloha tsy naman'izy mihemotra é,ny tgVENDRAN IHANY no MIHEMOTRA ,izao fitondran'FATY tsy mandeha @lonina izao dia mbola misy miaro foana ?INDRISY RY TANIKO FA MBOLA B NY VOAZANAKA sy tsy TONGA SAINA FA LOMORINA ! aRY ANY no tsy mampandroso NY Firenena madinika resak tsisy valeur-ny rehetra io no handanina'andro!!!
12. kidoropamba ( 05/11/2009 16:38)
Efa misy "bicephale" ange ao é: I Marc sy Richard RAVALOMANANA.

hin hin hin hin ka tsy ilaina intsony ny iray.

Alefa alefa é
13. xxx ( 05/11/2009 16:44)
pat2002:Efa 2009 isika izao fa aza vendrana sy tar eo, hahitsiko ilay hoe:'tout ce que tout le monde pense tout bas ,toi pa2002 tu penses tout haut' sao dia marary eo ny fonareo MPANAMBANY Malagasy SY mpanindraindra Frantsay toandrapa2002!
Lalimpaka miitsy ilay fitiavanareo an'ilay frantsay na dia hitsahiny @loha aza !!!
Asa inona ny handiakanao izo coupd'état misesy aty Afrik izao,lazao fa tsy ry zareo hisolehanao indray ny ao ambadika !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544