premier boycott de con president Fetison Andrianirina

1. patrick2002 ( 27/11/2009 18:16)
Dia nampitainy gazety aza fa dia ny boycotter ny co president Fetison ny conseil de ministre nitarihany president Rajoelina .
Dia isao tsara rankizy ny volon-doha fa voalohany izay boycott izay ,manetsa be mbola ho avy hoy ny malagasy .
répondu par patriick2002 le 30/11/2009 20:33
2. Noue ( 27/11/2009 18:56)
"patrick2002":
premier boycott de con president Fetison Andrianirina
hita eny ihany oa ny olona SANS QUALITé zay zatra mi-traité ny olona ho con eee!!
3. fozabe ( 27/11/2009 19:31)
rapa milay lesy cherie an
vive tgv :-* :-* :-*
4. fijo ( 27/11/2009 19:51)
rapa an,fa ireo ngah ale governementa vokatry addis ???raha ireo,dia marina ny an'ialahy,fa raha tsy ireo,dia i mangalaza sy fety no manana ny rariny sy manaja ny nifanarahana
5. zoam ( 27/11/2009 20:08)
i rapa indray dia mahita lazaina foana izy
6. patrick2002 ( 27/11/2009 23:14)
Fijo ah! ny raharaham-pirenena tsy maintsy mandeha ,fantatrao tsara inona no hilaina ny conseil de ministre ,tsy afaka ny tsy hisy conseil de ministre mandritry ny 1 volana
7. patrick2002 ( 27/11/2009 23:16)
Noue:

"patrick2002":
premier boycott de con president Fetison Andrianirina
hita eny ihany oa ny olona SANS QUALITé zay zatra mi-traité ny olona ho con eee!!



Mila tsiny anky Noue fa mba diso frappe iny ah! CO re ah! :lol: :lol:
8. xxxw ( 27/11/2009 23:39)
Andevo saina ve no tsy hiteniteny foana,con ny dadan'lah,politika resahina raha mafy elà
9. terrywui ( 28/11/2009 09:37)
Tonga soa aloha noue a ...! alefaso ndray noue le hoe resaka sans qualité ,resaka tsisy valeur nalefanlah ho anah ireny fa voaraiko soamantsara ireny a! efa ADMIN anie zaaak zao de koboko daholo ny xxx nlah ireny e !..fa hono ary toa niara nanjavona nareo sy OAY tamin'ireny oaiaoaia be teo ho eo ireny ???
10. patriick2002 ( 30/11/2009 20:33)
Resaka sans valeur 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524