Ho ela velona anie ny ARA-DALANA

1. patrick2002 ( 25/09/2009 18:40)
Raha tsy diso ny fitadidiako dia efa nisy t@ tranga politika teo @ firenena ny mpitolona ara-dalana .
Tamin`izay dia nisy gasy mpanara-dalana nanao fahirano an`Antananarivo ka nametraka barrage tao Brickaville ,ary etsy andaniny dia nisy gasy mitaky ny fahamarinana izay mbola nampiana ihany koa fahamasinana ,teo @ 13 Mai ,
Ny mpanohana ny Barrage teny brickaville dia mitaky ny hampiarana ny ara-dalana t@ voka-pifidianana 2001 ,izay navoakany HCC ,izay hany fahefam-panjakana manapaka ny voka-pifidianana , fahisy ny 2 eme tour.
Etsy andaniny ny mpitolona teo @ 13 Mai ny taona 2002 dia mitaky ny hisiany fahamarinana t@ fifidianana 2001 ,fa ny azy dia 1 er toro dia vita ,nakatona tamin`izany na ny banky foibe sy ny sampandraharaha-panjakana rehetra ,nalaina ny RNM sy ny TVM ,Nakatona ny ministeran; ny vola .
Amin`izao 2009 izao dia misy fitondram-panjakana izay nekeny HCC ,izay hany fahefam-panjakana manapaka sy manendry ny mpitondra eto madagasikara , nefa dia misy mitsipaka fa tsy ara-dalana izany fitondrana izany ,ka hozongozonona ,@ asa-fampiorohorona sy ny fiantsina ,ary ny tena mampalahelo dia izy ireo no manohana ny fahirano hataony Communauté international ho an`i tanidrazana izay tiaviny ,mba olo-pirenena inona no mahavita izany :cry: :cry: :cry: ,
Milaza azy ho mahafehy vahoaka nefa dia mandeha tsara ny raharaham-panjakana ao madagasikara ,misokatra ny banky ,mivezivezy ny vokatra ,tsy misy ny fitokonana faobe ( greve general) ,mbola iray ny mifehy ny tafika malagasy ,ny fitsarana sy ny toera-pitsaboana mbola mandeha ara-dalana ,fa ny hitsikitsika hivavahana sisa dia ny Volany Communauté international ,izay miantoka ny 85% ny Budget d`investissement any MADAGASIKARA .
répondu par xxx le 25/09/2009 19:47
2. xxx ( 25/09/2009 19:47)
Tonga indray rapahina hors sujet lava ,maninona no matahotra ra tena ara-dalàna ka miwawawawa lava eo,nde alou mividy solomaso any @optic 2009 fa hors sujet lava izao!!!
IZAO FIKOROTANANA NY fiainambahoaka tsy misy mandeha @ny^laoniny zao no ara-dalàna ,MAFY REFA PAHINA ?ny vady aloha tadiavina hihihi dia aza mamono olona sy mangalatra intsony @^sisa fa direct any @AFOBE ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2419