Inona indray ny feuille de route hapetraky ny CI

1. patrick2002 ( 09/09/2009 23:18)
Raha dinihina ny zava-misy dia ,tsy ho tombotsoany CI mihintsy no hampitotongana ny fiainany malagasy ,manampy izy ireo ,manolotra hevitra ,mijery ny fitantanana, ho @ tombotsoany dia hanjarantsika ny maka ny tombotsoantsika .
Manampy antsika izy satria tsy ho tantiny ny haita vahoaka 20 millions hifamono ,ary dia manjary hanjakany tontakely ny firenena izany no mitranga any Somalie ,Afghanistan , Irak ,
Izany koa no mbola antony tsy hanafihana an`i Iran sy Corée du Nord ,na dia hatahorana mafy aza ireny firenena ireo
Noho izany izao dia miteny fa tsy maintsy hilefitra ary hifampiraharaha an`i fitondrana TGV ireto CI ireto ,iza no tsy mahatoky .Zesta ny anireo CI ireto ohatry ny nahazo an`i Ravalo t@ 2002.
VIVE TGV.
répondu par milamm le 11/09/2009 10:08
2. zoam ( 10/09/2009 01:13)
marina izany rapa an mety hilefitra ihany ireo toa ny tany birmanie zimbawe,mauritanie sy ny firenena mpanao dictature toa an'i corée du nord
3. pink ( 10/09/2009 22:55)
zoam:

marina izany rapa an mety hilefitra ihany ireo toa ny tany birmanie zimbawe,mauritanie sy ny firenena mpanao dictature toa an'i corée du nord



Ka tsy ny vahoaka no mahita tombotsoa fa izy mianakavy FAT koa..Hampiadana ve ny CI dia ireo efamiseho be sandry sy be vola indray no homeny satisafaction.....mystère. Au nom de ces pauvres malgaches kosa ny teny farany e
4. milamm ( 11/09/2009 10:08)
raha ny famatsiambola @ fampandehanandraharaha ara-toekarena no jerena hatr@ zay dia mbola miankina 70 % @ vondrona mpamatsy vola any ivelany ny firenena malagasy ary ireo vokatra tsy tambo isaina afarana any ivelany izay lafo vidy nefa tsy voavokatra intsony ao antoerana avy @ ty fanonganam-panjakana ity noho izany masiteny izy ireo @ zay te itondra eo n\'iza n\'iza(satria tsy mety haveriny ratsy iraka,ravalomanana ary i andry @ Malagasy hanasoavana ny firenena sy ny Malagasy ireo harena rehetra nahorony ela izay fa mbola miady toerana ahafahana manao izany bebe kokoa,ny ilahatra hitovy @ ireo Pape sy ny cathares,staline sy mao ze dong,kim il song,ferdinand marcos,Mugabe sns..no tanjon\'izy ireo nahoana ? satria ny vahoaka madinika foana no mandoa ny sarany heloka ataony zareo.)
Efa leony mandevina noho ny vono olona ny firenena,fahabadoana,tsy fahampiantsakafo,fahasalamambahoaka tsizarizary,ny asa tsy misy ,fampihorohoroana.Tsy lazaina intsony ny fanitsakitsahina ny lalana fototra @ sata ny zon\'olompirenena erantany sy ny fanitsakitsahina ny lalana faratampony/lalampanorenana eo no mila atomboka ny resaka satria ireo amiko no antsoina hoe vovonana ambony ny loha mila arovana voalohany @ antsoina hoe tombotsoam-pirenena.
Ny resaka Maputo II moa izany dia fandanian\'andro nefa raha ny andalana faha-2 ao @ le satany tetezamita milaza ary fintiniko eto,
-fanarahana sy fanajana ireo fifanarahana rehetra isamparitra sy iraisampirenena
-fitohizany fampandehanana raharaham-pirenena isan\'ambaratongany, filaminambahoaka sy ny fiarovana azy ireo ary ny fananany
-irosoana @ fampihavanana sy fahamarinana
-fikarakarana ny fitsapankevibahoaka henika isamparitra manerana ny lafy valo sy ny faritany hanatsarana ny farimpiainany rehetra @ ireo antanatohatra samihafa fiarahamonina,sosialy,toekarena sy ireo sampana tsy latsa-danja hafa
Ny tanjona @ zany moa dia tsotra ahafahana mifidy ireo solombavambahoaka,lalam-panorenana vaovao sy filoha aminkalalahana ???? :?
ilay tetezamita tiana hajoro dia natsoina hoe
>,tsia tsy manana esprit de cohabitation
ny antoko politika malagasy dia miteraka incoherence politique foana izay eo no olana fototra tsy misy ny fanarenana fa fandravana no mitohy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.242