Ampidiro aloha ny tenimiafina
2 taona lasa izay no nahazoan' i TGV ny ben' ny tanana
1. patrick2002
(
12/12/2009 17:58)
@ Taona lasa izay no nahazoana ny fandresen' i Andry TGV ny ben' ny tanana Antananarivo.
naharesy t@ isam-bato 64%
Nanomboka anio fotoana io dia efa hita ny nandoavany vahoaka malagasy an'ity hitsikitsika natao hivavahana 6 taona lasa izay.
Efa samy nahafantatra ny mpanara-baovao politika rehetra ,eny fa hatraminy mpiasa tany tsy nahita fianarana fa tokony hanova fihetsika Ravalomanana @ fomba fitantanany .
Tsy hay anefa na nahatoky loatra ny zava-masina tompoiny ,na fampisehoana ny habadoana ara-politika iRavalomanana ,fa dia vao maika nanjaka ny didy kofehy lehibe ,
Tsy nomena budget ny commune, tsy navela hanendry filoham-pokontany ,nasorona ho eo ambany fitantanany commune ny fanalana fako sy fanadiovana ny Tanana

répondu par pelaka2000 le 18/12/2009 00:02
4. esserra
(
12/12/2009 20:42)
Ary tonga dia nody lesy i patrick teo , sao nanindrona azy kosa ny fahamarinana?
Tsy koi zany lesy patrick fa inona ary ty :-w

5. vitamatavy
(
12/12/2009 21:26)
akama ihany anie lesy ialahy rapa fa za dia manao an'io e ,ato amiko ato aza ny messenger an ialahy
7. amfhaja
(
14/12/2009 06:02)
ie, ankalazao ny fety nahavoafidy ny bentanana anLisany
fa lisany zao sambatra e? tsy nisy didy kofehy lehibe tsony zao, miaina ampilaminana ny vahoaka zao ve ? sa in koa ?
na mahantra ela zao na manakarena, na sahirana ela zao na tsy sahirana, tadidio fa noho io vato narotsak'ialahy t@ TGV benTanana io dia efa ho 50 000 ny olona very asa ary mbola hiampy zany
Isika tsirairay no mieritreritra oe: iza no nahatonga ny crise @ zao fotoana izao ?
isika no mieritreritra oe: iza no afaka manome asa ho an'ireo very asa
Ozy fotsiny za oe: mieritrereta @ manaraka vao mifidy olona izay tokony ho fidiana, ary aza sodokan'ny akanga tsara soratra ka manary ny akota amantrano

8. antimpanahy
(
14/12/2009 15:31)
@ Taona lasa izay no nahazoana ny fandresen' i Andry TGV ny ben' ny tanana Antananarivo.tena mahadinijava-marina tokoa ity ankizy iray ity ,marina izany tenin'ialahy izany leroa ,
naharesy t@ isam-bato 64%
Nanomboka anio fotoana io dia efa hita ny nandoavany vahoaka malagasy an'ity hitsikitsika natao hivavahana 6 taona lasa izay.
Efa samy nahafantatra ny mpanara-baovao politika rehetra ,eny fa hatraminy mpiasa tany tsy nahita fianarana fa tokony hanova fihetsika Ravalomanana @ fomba fitantanany .
Tsy hay anefa na nahatoky loatra ny zava-masina tompoiny ,na fampisehoana ny habadoana ara-politika iRavalomanana ,fa dia vao maika nanjaka ny didy kofehy lehibe ,
Tsy nomena budget ny commune, tsy navela hanendry filoham-pokontany ,nasorona ho eo ambany fitantanany commune ny fanalana fako sy fanadiovana ny Tanana
fa tohizako kely hoe rehefa leon'ny fanaovana tsinotsinona ireo olona rehetra manodidina azy sy ireo ireo malagasy i Ravalomanana dia niara nirohitra ny malagasy rehetra nanala azy teo dia io mitohy hatramin'izao io ny tsy ftiavan'ny olona azy
9. patrick2002
(
15/12/2009 01:56)
Fototry ny krizy
dada Manao ambozizy
:lol: :lol: :lol:
Rehefa hita fa nalohany vahoaka dia mipetraka ,
Fa mba manontany anao izaho nisy zava-bitany Ravalo ve teo nandritry ny 7 taona ,raha ohatra ka notohizany Ratsiraka ny fanapoahana tetezana nataony ,ny fanapoahana pillone mitondra herin`aratra ,
Ratsiraka nanao ambozizy fa rehefa hitany fa tsy tana intsony Ravalo dia niala izy ary nipetraka tsara ,fa ity Ravalo kosa :roll: :roll: :roll: ,Inona no tsy nataony efa nisy izany niantso miaramila SADC izany ,gasy ve ianao dia hiantso miaramila vahiny hanani-bohitra ao aminao :oops: :oops: :oops: ,
Efa nanarama mpanapoaka baomba Ravalo ,izany no nahavoaroiroy an`i Harinaivo Andrianatoandro .
Ary sahiko ny miteny fa tsy hanaiky Ravalo iny raha tsy ohatry ny afghanistan io Madagasikara io .
Ka ny ahy dia raha mbola manao ny hataon y ravalo izahay tsy miala @ TGV
fototry ny krizy
Dada manao betizy

10. pikatti
(
15/12/2009 07:07)
Raha nalain'elah ara-dalana leity ny fitondrana tsisy nikredy teto a, fa raha toa izao kosa ,tsisy manaiky anio eo ,taiza elah no nahita prez nanitsona an'i Gasikara haingana hoatran'io hatramin'izay ,
Naninona raha niandry fifidiana rehefa tsy tafa hatramin'izao ihany ny krizy, zany no tsy azon'ny sainy , noheveriny fa zefa angamba ny olona koa hoe handeha ho azy @ zao refa voabôty l8
Efa tsy mandeha ntsony lesy zany mpanongam-panjakana mitady ranon-dranony @ vondrom-pirenena zany @ zao fotoana izao a!!!
Tsy tratran'ny sain'elah mihitsy zany na efa naverin'ny mpisera firy teto aza
refa con hoa de con , mety tsy fidiny ho anelah io fa teraka ho con ty elah ty :-D :-D :-D

11. patrick2002
(
15/12/2009 08:29)
Raha najain`ilahy lety ny fahefany ben`ny tanana araky ny voasoratry ny lalana tsy nisy nikredy teto ah!
Raha najainìlahy ny safidi-bahoaka tany Ambanivohitra rehetra tany t@ députation sy communal farany teo tsy nisy nikredy teto ah!
Aiza daholo ireny deputé sy Maire TIM 95% tao madagasikara ireny .
Aminay n y fandrosoana dia ny fiakarany fahefa-mividy ny malagasy ,fihainany taux de pauvreté ,fa mba manontany anao izaho firy ny taux de pauvreté tao madagasikara 2002 firy izy niala teo Ravalo 2009 :roll: :roll: :roll: niha nitombo :-D :-D :-D
fa tsy ianao TIM no hanao definition izany hatao hoe fandrosoana ,raha samy fandrosoana afaka miteny koa Ratsiraka hoe 1200 ny etudiant tao Madagasikara ny 1975 ,niala teo Ratsiraka ny 1991 misy 70 000 ny Etudiant malagasy :-D :-D :-D :-D
150 ny Officier militaire ny 1975 efa ho 1900 izy ny 1991 , :-D :-D :-D

12. pikatti
(
15/12/2009 08:43)
Tena doma mitsy lesy elah ty rapaty , mba kôzy e, hitako elah nataon-dry zalahy sesi-tany any canada miaraka @ karibo sy ny hatsiaka lavitra zébus sy masoandro Malagasy :-D :-D
14. wxxx
(
15/12/2009 09:57)
Tary mpanao vola sandoka t@ andron'i deba reny dia nitsoaka an-dRavalomanana fa any @ Groëland any mihinana Foque manta sisa lery :-D :-D tsy naleo ve mihinana tsaramaso ao Tsiafahy :lol:
16. milamm
(
15/12/2009 22:02)
o rapa a,tsy resaka kakay fotsn ne fa raharahampirenena io mbo jereo aloha ty e(mino aho fa mahazo teny vahiny rapa ka mahay manavaka ny atao oe fandrosoana marina oh.ara-toekarena,sy ny fahefa-mividy ankoatry ny asa niforona dec 2002 atr@ volana vitsy talohany 17 mars 2009
Statement by an IMF Staff Mission to the Republic of Madagascar
Press Release No. 08/223
September 25, 2008
An International Monetary Fund (IMF) mission, led by George Tsibouris, visited Antananarivo during September 11-24, 2008, to hold discussions for the fifth review under the IMF's Poverty Reduction and Growth Facility (PRGF), the IMF's concessional lending facility for low-income countries. The mission met with His Excellency President Marc Ravalomanana, Minister of Finance and Budget Haja Nirina Razafinjatovo, Minister of Economy, Trade and Industry Ivohasina Razafimahefa, Central Bank of Madagascar Governor Frédéric Rasamoely, other senior officials of the Government of the Republic of Madagascar, as well as representatives from the private sector, non-governmental organizations, labor unions, and the donor community.
The mission issued the following statement in Antananarivo today:
Background
Since 1997, Madagascar has undertaken structural reforms, created a more favourable environment for private investment, and has taken steps to integrate into the world economy. These policies have improved macroeconomic stability and sustained growth. This was in sharp contrast to the preceding decades that were marked by economic decline.
Highly contested first round presidential elections in December 2001 triggered a political crisis in 2002 with severe economic and social consequences. GDP declined by nearly 13 percent and the poverty rate climbed from an estimated 69.6 percent in 2001 to 80.6 percent in 2002.
"Madagascar's economic growth continues to be sustained by prudent macroeconomic policies and ongoing construction of large mining projects. Real GDP growth is estimated at 7.1 percent in 2008. Due to the sizable increases in world food and petroleum prices earlier in the year, inflationary pressures have risen somewhat, with the consumer price index (CPI) 11.2 percent higher by end-August than 12 months earlier. Monetary policy has remained appropriately tight and the large inflows of foreign direct investment led to a further increase in foreign exchange reserves and some appreciation of the ariary. Fiscal performance was characterized by a continued improvement in revenue collection and relatively slow execution of the budget, resulting in lower than expected domestic financing.
"The outlook for 2009 remains positive. Economic growth is projected to accelerate to 7.4 percent, driven by buoyant agricultural production and mining activity."Successful conclusion of the discussions during the upcoming IMF Annual Meetings in Washington would allow consideration of the fifth review under the PRGF arrangement by the IMF Executive Board before end-2008.
"The mission would like to thank the authorities for their excellent cooperation and the frank and constructive discussions."
1 hafa avy @ Word Bank,
MADAGASCAR – ECONOMIC UPDATE: Going Down...
World Bank – October 20, 2009
Amidst the uncertainty of the political crisis and the chaotic return to a democratic government, the downward economic trends depicted by the last month World Bank’s economic update persisted during September
-First, the Government started to borrow from the domestic banking system over the past two months, since the net credit to Government increased by 88 billion Ariary between August and September 2009, which is equivalent to almost half of its monthly total spending.
-The second development is linked to the accelerated depreciation of the exchange rate, since the local currency lost 6 and 4 percent of its value compared to the Euro and the USD between mid-September and mid-October 2009 (Figure 5). This depreciation reflects the premium that existed on the parallel exchange market in early September and the shortage of foreign currencies due to lower capital inflows (including aid) and exports (albeit partially compensated by the decline in imports). The monetary authorities have however resisted intervening on the FOREX markets, maintaining the Central Bank’s reserves to about SDR592 millions in mid-October 2009
-The third and last development, concurrent to the depreciation of the Ariary, has been the pronounced decline in international trade over the past year (Figure 6). The decline in exports volume (down by 62 percent in August on a yearly basis) is above all The absence of political solution, endorsed by the international community, will exacerbate those pressures not only because aid flows will remain minimal but also in reason of the increasing probability of economic and political sanctions, including from the EC (the deadline for the Cotonou’s evaluation is on November 6) and from the US that will decide upon the suspension of Madagascar to AGOA by end December 2009.
efa nihatra ilay fampihantonana ny fifanarahana AGOA ary asa 25.000 no very,na i ratsy iraka na zafy na tsiranana tsy nisy lasa lavitra raha fampiroboroboana ny toekarena @ tantarany M.kara,noho ny fanonganampanjakana tsy ekeny Malagasy rehetra sy ny any ivelany de tsy aharitra ela izany ka ahirato ny maso miijery fa tsy tombotsoa ho any firenena sy ny Malagasy izany

17. patrick2002
(
16/12/2009 01:43)
je repete
fototry ny krizy
ravalo manao ambozizy
ekena fa misy ny krizy ao Madagasikara amin`izao ,ianareo miteny fa i TGV no fototry ny krizy .
Izahay TGV miteny fa ianareo dadiste no fototry ny krizy ,efa tsy tananareo ny fitondrana ,porofo ireny nandoavany vahoaka anareo ary ny fanohanany vahoaka ny TGV ,ianareo GTT tsy mahazo manao fihetsiketsehana eo @ 13 mai na eo @ place de la democratie , :-D :-D :-D izahay TGV anefa tsy voasakany emmonat nanao fihetsehana teo @ 13 mai ,
vive tgv

18. pikatti
(
16/12/2009 09:09)
efa nihatra ilay fampihantonana ny fifanarahana AGOA ary asa 25.000 no very,na i ratsy iraka na zafy na tsiranana tsy nisy lasa lavitra raha fampiroboroboana ny toekarena @ tantarany M.kara,noho ny fanonganampanjakana tsy ekeny Malagasy rehetra sy ny any ivelany de tsy aharitra ela izany ka ahirato ny maso miijery fa tsy tombotsoa ho any firenena sy ny Malagasy izany
Vive tgv hoy rapaty,zany marina ve leity tsy fanesoana hoy MialyRajoelina klé :-D
19. milamm
(
16/12/2009 13:28)
olona jambany fankahalana nge ry pikatti ny fony de karazan'ol tsy mahita ny taramasoandro eo ambany masony e ,ny haizina no andrandrainy ho fanavotana izao no vokany.Raha ol mba nandalina kely izy momba ny political concepts de
mahafantatra fa ireto no lalana fototra mila hajaina @ fanjakana tandalana
-fanajana ny zon'olombelona(art.13 ao @ constitution)sy ny zon'olombelona fa tsy entina @ vavabasy sy herisetra
-ny fahalalahana sy fitovianjo ny olompirenena rehetra(art.16)hiaina aminkalalahana ao @ firenena
-fanehoankevitra malalaka izay ao anatiny tany antsoina oe demokratika(aiza ko ol niaraha nanaiky hitondra ao@ tetezamita no atao sesitany)
-fitandroana ny fandriampahalemana(ahoana ny @ ireo andia-miaramila mpikomy nanafika ny BOA teny tsimbazaza,sy mangalatra fananan'ol ary harempirenena ao @ hat?)

20. patrick2002
(
16/12/2009 14:39)

nisy zon`olombelona voahaja ve t@ Ravalo ,fampidirana amponja ny operateur economique mifaninana aminao,trois freres ,le quartz ,KOBAMA (nitsoaka tany maurice) ,Savonnerie tropical ( nanafatra savony tany maurice ny MAGRO fa tsy nety hivarotra ny savoniny Savonnerie tropical ) ,INJET (naongana ny panneau de publicité ny injet mba hosoloaqna ny an`i TIKO pub )
-nalalaka sy nitovy zo ve njy malagasy teo @ fitadiavana ,tsy mahazo manao asa izay hataony TIKO ,ohatra ny tantsaha mpivarotra ronono dia tsy mahazo mivarotra ny rononony aty Antananarivo ,fa misy barrage eo ambatolampy
-nisy fanehoan-kevitra nalalaka ve tao @ RNM, inona ny sotasota natao ny RadioDon BOsco sy ny Radio Antsiva ,fanakatonana ny Radio VIVA ,TV VIVA.
-efa eo @fanaovana fanadihadiana aminireo miaramila ary tsy hafa maina izy ireo .