2 taona lasa izay no nahazoan' i TGV ny ben' ny tanana
21. milamm
(
16/12/2009 15:15)
fa manin no avadik'ela resaka efa lasa foana ny momba ny ratsy ataony fitondrana mpampihorohoro @ zao fotoana,manin no tsy averina ko ny an'i ratsy iraka,itpkl tsiranana oe ny nataon'ireny no mivaly @ zao fotoana tsy misy voavaly na 1 aza reo fanotaniana,fampatsiahivana ny ahy oe refa miresaka @ zao fotoana de tsy ny omaly no valiny aroso fa ny olana anketrio sy vahaolana iatrehana izany no vaindohandresaka,tamberintsaina v sa tsy fahaizana manavaka resaka ?valio ny resaka anio fa tsy ny omaly no asesika atao tsianjery,
22. patrick2002
(
16/12/2009 18:30)
Tsy mbola mari-pototra ny fitondrany Andry Rajoelina ,mbola tsyt ampy ny fahefana eo ampelatanany ,mbola miady ny tsy hiverenany Ravalo izy etsy andaniny dia manao ny hataony ny mpanararaotra ,kidnapping, famakiana banky ,fanondranana rongony ,izay tsy avy @ Andry Rajoelina .
Ka raha tia-tanindrazana ianareo ,dia tsy tokony handefa telegrama mba ntsy hanekeny CI an`i Andry ,
Raha ohatra moa ianareo tsy maintsy hiady haka fitondrana dia ho hita eo .
Ka raha tia-tanindrazana ianareo ,dia tsy tokony handefa telegrama mba ntsy hanekeny CI an`i Andry ,
Raha ohatra moa ianareo tsy maintsy hiady haka fitondrana dia ho hita eo .
23. ramosekely
(
16/12/2009 18:42)
rapa2002 maninona no tsy valian 'elahy mihitsy hoe ialahy iahny no hery miafina ato, :-D :-D :-D
24. milamm
(
17/12/2009 00:21)
o.k rapa toa misangojy be le blem mahazo an'i lavanify ra izany victim lery teto ra azoko tsara mpitarika mahay sy matsilo lery araky kozinla 9 volana mihozongozona ho azy ny sezanlery noho ireo zvmisy ireo de mbola Ravalomanana ihany no diso ,ra tsy zakany lohany lery de zarao ny andraikitra de milamm fa ra mbola ivatravatra eo de zay no vita ny aminy,tena kozy ny ahy iny :lol: tsy adala nge ny CI fa mahafantatra tsara ny zvmisy ao ary ireny raharaha rehtra miseho socio-politique de tsy vaovao aminy,tsy oe miandry telegram avy @ opposition vao afaka manadihady sy manapakevitra,formalite fotsn zany @ raharaha diplaomatika fa tsy conlusion mintsiny
25. patrick2002
(
17/12/2009 00:34)
ramosekely:
rapa2002 maninona no tsy valian 'elahy mihitsy hoe ialahy iahny no hery miafina ato, :-D :-D :-D
Inona no hamaliako an' ialahy zah ngaha mametraka fanontaniana amin' ialahy hoe ialahy ihany no vitamatavy ,pikatty :lol: :lol: :lol:
26. ramosekely
(
17/12/2009 00:48)
matahotra ve ialahy ry herimiafina an kobo foana ialahy na dia miafina aza e
27. patrick2002
(
17/12/2009 00:49)
nilamm: tena misangojy mihintsy ,ary ny fanekena ny hizarana ny andraikitra dia hampilamina an' i Madagasikara ,fa tsy voamaika hampikorotana azy ,Hilamina ve i Madagasikara ( fa tsy ny fitondrana ) raha zaraina ny Andraikitra ,pessimiste izaho ,vao maika hahery vaika ny fanoherana satria afa teo aloha aty ivelany no mivazavaza ny trois mouvances ,fa raha zaraina io dia ao anatiny izy no manohitra ,loza ho an' i TGV izany ,
Izay no mampizara an' i HAT amin'izao ,izay ianareo miteny fa miady antrano ,tsia no valiny ,firenena sahala @ madagasikara tsy misy dikany @ CI mihintsy satria mora ny mamela azy ,tsy sahala @ Iran na Irak na Venezuella .
Dia faly ny 3 mouvances fa hoe i Andry no tsy mahay mitantana ,amiko dia ireo trois mouvances ireo no fositra ,ary dia manaraka azy ny CI na dia mizara aza.
Ny SADC izay ny impérialiste Anglais pro mondialisation no ao ambadika ,izay nahazo vahana t@ androny Ravalo ,( Sheritt, Rio tinto )
Ary ao ny OUA izay ny frantsay no ao ambadiky ny ,manohana an' i Ratsiraka ,izay nanome vahana an' i frantsay t@ fanaovana Privatisation .
I Andry izany dia toy ny zaza kamboty ,ny vahoaka malagasy ,sy ny miaramila no manohana azy .

28. lelimpi
(
17/12/2009 00:50)
ramosekely:
matahotra ve ialahy ry herimiafina an kobo foana ialahy na dia miafina aza e
hay ve iny e ,bandy pelaka iny efa hita teo ny sariny taloha ,sady tonga dia kobo hoe foza eny bas quartier hozy izy ra wiwi izay ,
:-D :-D :-D
ho felahako ve ialahy e
29. ndotofetsi
(
17/12/2009 00:57)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
30. lelimpi
(
17/12/2009 01:06)
tsy sahy nipoitra intsony le pelaka iny ,ataoko masaka ny fitombenan'iny raha azoko :-D :-D :-D
32. ndotofetsi
(
17/12/2009 01:20)
masaka ny fitombenan'iny raha azoko=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))