Milaza tsy anontaniana ny zanaky Dada ...

1. essera ( 03/07/2009 04:56)
Andro vitsivitsy izay d nandefa dinika iray toy izao i :

hoy locl tam 02 juillet : "Marary fo be ny TGV ". D ny tsy mpankasitraka an'i Dada moa izany efa nimémé b daolo fotsiny hoe sao d ny tenany ihany ary ity lazainy ity.

D raha nijery lohateny aho androany maraina d oul sady marary fo no velom-pialonana bdb no hitako. KA CALME IHANY FA MBOLA HO LAVA NY DINIKA.

tsy asiana fanazavana be fa jereo daholo ireo lohateny eo ambany ireo.
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:31
2. Mandefitra ( 03/07/2009 05:15)
Raha misy mankarary ny aina andriamatoa essera dia ny fahapotehan i gasikara ankehitriny.
Ary ny olona tia tanindrazana marina, dia miara misento sy miara marary @ zao faharendrehan ny firenena izao.
Dia ho faly ve ny tena :
- mitotongana ny sandambola gasy,
- raha midangana ny vidin ny solika
- raha tsy afaka hanatrika ny jeux de la francophonie ny atleta gasy satria suspendu ao @ OIF
- raha be dia be ny orin'asa potika sy voatery nikatona na nandefa chomage technique (SAMAF zao vao omaly, 200 mpiasa)
- raha very ny soa toavina malagasy, ny fahendrena sisa mba nolovaina t@ razana
- rehefa very hasina ny ray aman-dreny
- rehefa potika ilay renivohitr'i Gasikara efa mba nanana ny endriny teo aloha
- raha tokony natao teto ny sommet UA sy ny francophonie saingy voasotasota moa
etc ...

Malahelo ka ... fa tsy hifanasa vangy aminao eto akory ...
Mbola ao lay Zanahary tsy andrinareo, fa andrinay eto ihany. Ilay Avo fipetraka fa iva fijery.
3. essera ( 03/07/2009 05:24)
Tsotra ange alou ny an'i Essera ny tanjona hatrizay. I Dada tsy miverina eo intsony. Pejy efa mivalona iny.
Misy karazana sokajin'oul vitsivitsy ireto mantsy, mbola misy tsy ao sao mis manakiana eo ah :

1/ Légaliste
2/ Pro-Ravalomanana
3/ Tsy mankasitraka an'i Dada
4/ Pro-TGV
5/ Tsy mankasitraka an'i Dada sy TGV
6/ Manara-drenirano
7/ Etc etc

Fa manaova combinaison amin'ireo ange fa ahitana zavatra be d b. Amiko manokana, tsy ilaina eo am fitondrana izay manao fôpla miharihary n'iza n'iza (Ravalo na Andry n'iza n'iza...). Fankasitrahana fotsiny no omeko ny leader n'ny tetezamita amin'ny nanapahany ny lohan'ny oul MASIRASIRA teo d TAPITRA.

:-D :-D :-D

Ndao am zay hitady solution e...

:�)
4. Bazily ( 03/07/2009 05:35)
Fankasitrahana fotsiny no omeko ny leader n'ny tetezamita amin'ny nanapahany ny lohan'ny oul MASIRASIRA teo d TAPITRA.

Nefa ry essera dia mbola feno masirasira ao @ teteza-mita izao. Tsy hanonona anaran'olona aho fa isika samy mahay izy. :roll:
5. bozyboleta ( 03/07/2009 05:47)
Solution inona no tadiavina???
F'angaha tsy efa vonona ny solution mialoha ny fandravana sy fanapotehana???
Raha nihevitra ny hanapa-doha dia efa nomanina ny ho tohiny milamina tsisy rahoraho ary tsisy fiantraikany @ vahoaka.

Mora ny manimba fa sarotra ny manarina. Nefa dia tsy noheverin'ny vendrana izany fa narary fo t@ ny fialonana sy tsy fitiavana olon-tokana dia nosimbaina ny fiainan'ny Malagasy an-tapitrisany.

Izao no atao hoe politikam-boalavo. Manimba ihany no hay fa ny manarina tsy talenta.
6. Mirananirina ( 03/07/2009 05:51)
KA CALME IHANY FA MBOLA HO LAVA NY DINIKA.

tsy asiana fanazavana be fa jereo daholo ireo lohateny eo ambany ireo.

essera,resaka calme be daholo aloha no hitako ao ambany ao e.Fa ny tsy mitovy hevitra no tsy calme
7. Oay ( 03/07/2009 06:21)
bozyboleta:

Solution inona no tadiavina???
F'angaha tsy efa vonona ny solution mialoha ny fandravana sy fanapotehana???
Raha nihevitra ny hanapa-doha dia efa nomanina ny ho tohiny milamina tsisy rahoraho ary tsisy fiantraikany @ vahoaka.

Bozy moramora ihany koa ny manakihana rehefa very fihinana an! ary je compatis à votre souffrance fa ny zavatra tiako lazaina na izany aza anefa dia misy fitenena manao hoe :"Tsy hary ho toa izay nokasaina sy novinavinainy" fa eo ampandrasana mahita ny atiny, mazava be izany fa ny fahendrena sy ny soatoavina Malagasy dia milaza fa TSY MISY KELY TSY MBA MAMINDRO NA LEHIBE TSY HANDRIAN-KELOKA noho izany ny tao-trano tsy efan'irery ka dia izay no mahatonga an'ilay fifanomezan-tanana fa tsy hanao toa ny KAMBOTY FISAINANA hihevitra fa raha TSY RAvalomanana dis tsy hisy zavatra hovita eto!

bozyboleta:

Mora ny manimba fa sarotra ny manarina. Nefa dia tsy noheverin'ny vendrana izany fa narary fo t@ ny fialonana sy tsy fitiavana olon-tokana dia nosimbaina ny fiainan'ny Malagasy an-tapitrisany.

Izao no atao hoe politikam-boalavo. Manimba ihany no hay fa ny manarina tsy talenta.

Marina tokoa fa mora ny mandrava fa sarotra ny manorona, raha tsy hijery hafa tsy ny fanorenana trano isika ohatra, fa ny tena zava-doza ihany koa dia VAO MAIKA SAROTRA NY MANORONA rehefa MISY NY MPANIMPY HODITR'AKONDRO, diso ianao raha hivetra fa ny HAT no tiako resahina @ izany fanimpiazana hoditr'akondro izany, fa ny olona tiako lazaina @ io dia i Marc Ravalomanana, raha mipetraka tsara any @ izay misy anazy anie rangahy iny ataoko angamba fa efa mba tafantsangana ny fototr'ilay repoblika vaovao é! amin'izao fotoana izao.
NY Zavadoza dia manararaotra an'ilay savorovoropolitika ny sasantsany eo @ fitondrana hanaovana zavatra tsy mety, jereo ny zava-nisy t@ 2002 fa TSY NAHAZO NY FANKATOAVAN'NY CI ANIE Ravalomanana fa kosa ingahy Ratsiraka rehefa lasa nitsoaka tany Frantsa tany dia nipetraka fa tsy namory vahoaka tao Ambolomadinika ohatra! noho izany dia afaka nanao ny asany haingana araka izay azo natao ny ekipan'i Ravalomanana de l'époque dia nilamina ny tany! Koa mbola averiko fa raha TENA TIANINDRAZANA MARINA isika dia ny TSY MAINTSY ATAO DIA NY HANAFAINGANANA @ FIDIRANA ANY @ REPOBLIKA VAO²!
Noho izany dia ialako tsiny @ntsika TIM fa avelao rangaha anao ny asany ny HAT hanaovana an'ilay fifidianana aingana dia miala any ry zalahy ireo a!Vitantsika io fa tsy mila Ravalomanana izany isika fa mba misy ati-doha anie isika fa tsy mpanadrenirano ka tsy ahavita zavatra fa toa ny DIKY entindrika é!

Momba ilay resaka fialonana dia je le trouve trop enfantin ka tsy asiako resaka fa ny azoko lazaina dia izao "SASAPOANA IZAY BEFIALONANA SATRIA ANDRIAMNITRA DIA MANDROTSAKA NY ORANA ENY @ IZAY TIANY" fa efa voalaza ihany koa anefa fa ny HARENA TOA NY ZAVONA!

8. Noue ( 03/07/2009 06:28)
Mandefitra:

Raha misy mankarary ny aina andriamatoa essera dia ny fahapotehan i gasikara ankehitriny.
Ary ny olona tia tanindrazana marina, dia miara misento sy miara marary @ zao faharendrehan ny firenena izao.
Dia ho faly ve ny tena :
- mitotongana ny sandambola gasy,
- raha midangana ny vidin ny solika
- raha tsy afaka hanatrika ny jeux de la francophonie ny atleta gasy satria suspendu ao @ OIF
- raha be dia be ny orin'asa potika sy voatery nikatona na nandefa chomage technique (SAMAF zao vao omaly, 200 mpiasa)
- raha very ny soa toavina malagasy, ny fahendrena sisa mba nolovaina t@ razana
- rehefa very hasina ny ray aman-dreny
- rehefa potika ilay renivohitr'i Gasikara efa mba nanana ny endriny teo aloha
- raha tokony natao teto ny sommet UA sy ny francophonie saingy voasotasota moa
etc ...

Malahelo ka ... fa tsy hifanasa vangy aminao eto akory ...
Mbola ao lay Zanahary tsy andrinareo, fa andrinay eto ihany. Ilay Avo fipetraka fa iva fijery.
misaotra anao indrindra eee !

9. locl ( 03/07/2009 07:31)
Essera a! Fa raha tena mahavita azy ny TGV dia lazao eto fa miadana ny malagasy araka ny fampanantenana natao teny @ 13mai
10. Oay ( 03/07/2009 08:01)
locl:

Essera a! Fa raha tena mahavita azy ny TGV dia lazao eto fa miadana ny malagasy araka ny fampanantenana natao teny @ 13mai

Ilay resaka ry locl tia-tanindrazana tsy any intsony ny resaka a!
Ny resaka izao dia ny hoe "MITONDRA VOKATSOA HO AN'ny FIRENENA VE ny FANANKORONTANANA ARA-POLITIKA"

Valiny TSIA, mbola averiko fa ny principaux protagonistes @ izao fanankorontanana izao no mahazo tombotsoa @ izao resaka izao.
Ny dondrona tsy afaka mandray fanapahan-kevitra raha tsy @ alalan'ny olona iray no mihevitra fa tsy hivaha ny olana raha tsy @ alalan'ilay olona iray, mbola averiko fa fanompoana olona izany satria PERSONNE EST IRREMPLACABLE fa ny tadiavina dia olona de bonne volonté et déterminé!

Noho izany amiko ny ady atao izao ho an'izay milaza ho tia tanindrazana dia ny fanafohezana an'ity tetezamita ity!
Efa nanandrana ny fivazavazana ny fiverenan'i Ravalomanana ny TIM fa tsy nahaomby izany, ny zavamisy eto Madagasikara aza dia nanome opportunuités ho an'ny mpanararaotra izany ka manjaka ny mpangalatra ambony latabatra @ izao fotoana izao! Mbola averiko anefa fa afaka manararaotra ry zareo satria noho ilay SAVOROVORO izay ataon'ny mpanakorontana antsoina hoe Ravalomanana. Mbola averiko fa raha toa ka nitsoaka i Ratsiraka t@ 2002 ka nanohy niantso olona tao Barika Dimy ohatra ny AREMA dia nino ve isika mianakavy fa ni-reconnaître an'iny régime Ravalomanana iny ny CI, TSIA tompoko ny valiny noho izany dia mbola hamafisiko fa ho an'ny tombotsoa ambony ny firenenana dia tokony hajanona ny fanakorontanana, fa rehefa mijanona izany fanakorontanana izany dia hofohy ny andro hiainan'ity HAT ity dia hilamina ny firenenana ka hoafaka ny fahasahiranana!
Ary mbola averiko fa rehefa tonga ilay repoblika vaovao dia tsarovy fa afaka miady @ FAMERENANA IREO MPITSOAMPONENA ARA-POLITIKA REHETRA ISIKA ary VITANTSIKA IZANY! fa @ izao aloha dia:
MITAFIA FAHASAHIANA
ASEHOY FA TSY OLONA IRAY NO TOMPON'ny ATI-DOHA ETO Madagasikara FA MARO @ MALAGASY NO AFAKA MIKETRIKA SY AFAKA MITONDRA FANJAKANA!
KOA MIJOROA SAHIA HO LEHILAHY é!

Aza lany andro manompo olona mbola averiko foana io, ary ALEO NY LASA OMBA NY LASA FA ISIKA TSY MBA NAMAN'IZAY MIHEMOTRA!

11. xxx ( 03/07/2009 08:12)
Oay:

=D> =D> =D> Misaotra tompoko.
12. xxx ( 03/07/2009 08:30)
zany an! ka iza ary no niteraka ny korontana politika teto e? tsy nilamina ve teto talohan'ny korontana naterak'i TGV ihany samirery? tsy nanana asa avokoa ve ireo olona very asa ankehitriny, satria may ny trano niasany?

maninona anefa raha nohajaina ny mandat an'ny président voafidim-bahoaka e? tsisy afak hi-justifiena an'io fanogam-panjakàna io tompoko na inona na inona ratsy ataon'ny filoha am-pirenena! raha mba voafidim-bahoaka anie ty tgv dia nohajainay koa satria izy no lanin'ny be sy ny maro e! ka ny anjaranay dia ny mipirina ! kanefa zany ve no zava nisy?

farany, tsy maintsy hiverina Ra8 e! tsy midiaka zany hoe hiverina ho président, fa hiverina eto an-tanindrazana. Zay maharitra vadin'andriana, io tsy faharetana io ihany no mahavoa an'ireo nanaraka an'i TGV ary mbola mahavoa anareo zay milaza fa tsy hiverina Dada.

13. essera ( 03/07/2009 08:58)
zany an! ka iza ary no niteraka ny korontana politika teto e?

D tsy fantatrao tokoa ve sa hodianao fanina. Après n'ny communale teto Antananarivo, impiry tamin'ny vaovao teto no nibaradaka mits ny maire-n'Antananarivo hoe tena maninona no d atao an'izao izahay mpintantana, ampidinina kilasy, tsy omena ny vola tokony anjaranay.

Naninona tam zan fotoana raha navela nanao ny nataony tsotra ny radio viva. Zavatra tokony nilamina raim kely ange le izy e. Nanome fe-potoana ry zalah hoe avereno ny fitaovanay. D iny nanao be sofina be iny, ary tsy vitan'izay fa nanao teny anavona sy tsy voahevitra. Mody adala izay tsy nahafantatra an'io tantara io. Matahotra an-Dratsiraka ve d izay kabarin-dratsiraka efa soara be tary no nakana L tam radio viva. Raharaha notadiavina tompoko.

maninona anefa raha nohajaina ny mandat an'ny président voafidim-bahoaka e?

Malagasy Ravalomanana, ary mahafantatra tsara mihitsy koa ny zava-niseho tamin'ny 2001. Tadidy ve ilay fito volana. Tany izy d efa nahazo lesona be hoe hay na lany aza aho mbola tena tsy reconnu ihany. Azonao tsara ??? Ireny d tokony hahafantarany hoe kay tena tsy azo anaovana vinany ny vahoaka malagasy fa rehefa feno ilay kapoaka d lasa zao. Ao moa ny miteny oe 3ème millennaire isira RaEssera d mbola misy coup d'état. Tsy i Essera tompoko no handeha hitarika oul hilahatra fa ny asa ataony mbola betsaka lavitra. Saingy kosa, tokony hahatonga saina na Ravalomanana, na i Andry hoe inona izany no tokony lesona ho an'izay mitondra manaraka eo. Zah izao mino mihitsy fa Ratsiraka efa nahavita boky amin'ny tokony sy tsy tokony atao fa mbola tsy navoakany. :-D

farany, tsy maintsy hiverina Ra8 e! tsy midiaka zany hoe hiverina ho président, fa hiverina eto an-tanindrazana.

Izao fotsiny, aleo d tsorina fa sarotra ange ny mi-assurer na d ny sécurité-ny fotsiny aza e. Sao mitady olana ankoatran'ny olana indray isika. Raha fantany fa en sécurité ange izy tsy nijanona teto fa naninona no nandeha ni's'exiler. Efa ela aho no niteny an'io hoe "assurer-nareo ve ny sécurité-ny ???". Mbola mamay be zao rankizy fa aza miditra am zany mits alo.

14. Mandefitra ( 03/07/2009 09:10)
Aleo ny vahoaka no hitsara papa a ... avelao izy hirotsaka ho fidiana fa tsy hamoronana ty fikafika rehetra ty hanakanana ny fiverenana.

Raha tena misy tokoa ny demokratia, ka tena ao ilay fitiavan-tanindrazana .. henoy ny safidim-bahoaka fa tsy zay tianareo no atao.

Ny tianareo zao efa hita fa fihemorana, fahantrana korontana, loto ... mbola tsy nahita aho hatreto zavatra positif ka mitondra ho @ fampandroam-pirenena marina ... 4 bolana zay lasa ... hoy TGV hoe afaka 6 mbolana de hohitanareo ny fandrosoana

Hita fa mandroso mankany @ fahapotehina ny firenena

15. Noue ( 03/07/2009 09:19)
"essera":
D raha nijery lohateny aho androany maraina d oul sady marary fo no velom-pialonana bdb no hitako.
ary kay elàh ry essera mpaminany aaa ! ahahahaha fa mba lazao kosa aloha oe @ fomba ahoana no hilazan'lah fa olona marary fo daholo sy velom-pialonana no hitan'lah ato eee ??
16. essera ( 03/07/2009 09:24)
Sincèrement ry namana mpisera, amiko d mi-déconseiller ny fiverenan'i Dada am zao fotoana izao ah. Aleo mahandry kely fa efa lazaiko in-bdb ange hoe : raha tianareo izy hanao an'ilay RETOUR TRIOMPHAL d omeo fotoana kely izy hisainany sy tsy hisian'ny korontana goavana eto. Conseil io fa nareo ihany. Ary tsy ny tenanay akory no oul hamporisika sy hamafy korontana eto fa maro ny oul mody mangina koa any izao (ilay teo am 13 mai io) fa manao retour en zone tampoka raha vao misy fiovan-javatra. ao ve ???

17. bozyboleta ( 03/07/2009 09:30)
Reo ange misora-tena toa voatango foana e!
Ny ataony ihany no lazainy fa ataon'ny hafa.

Ary tena mandaitra le fanadontoana nataon'ny tgv t@ mpiondana aminy ka izay no tsy ahatakaran'ireo lavitra. Dia rehefa tsisy atoraka @ adi-hevitra lalina dia manao hevi-dravina sy diska goaka.
Averina foana io resaka 2002 tsisy itoviana @ zava-misy izao io.
18. essera ( 03/07/2009 09:45)
Noue:
ary kay elàh ry essera mpaminany aaa ! ahahahaha fa mba lazao kosa aloha oe @ fomba ahoana no hilazan'lah fa olona marary fo daholo sy velom-pialonana no hitan'lah ato eee ??

Io nge lti vao mitopy fotsiny ny masonao d hita hoe zao no fandehany e.

bozyboleta:
Ary tena mandaitra le fanadontoana nataon'ny tgv t@ mpiondana aminy ka izay no tsy ahatakaran'ireo lavitra.

Zah aloha tonga d teneniko mazava am bozyboleta fa tsy mpiondana tgv. Na mis zan lery na tsis d azo atao hoe tsy mampiova loatra ny train de vie-ko. Izay no antony ni-citer- ko an'ireo sokajin'oul ery ambony ireo d anjaranao ny mametraka azy araka izay itiavanao azy.
Ny resaka hoe mahatakatra na tsy mahatakatra lavitra, azo atao ny miteny an'io rehefa ohatra hoe tsy mifanindran-dalana amin'ny fotokevitra ijoroanao ny fotokevitry ny olona miresaka aminao, indrindra eo am resaka politika. Mety misy hevitra tsara avy any aminao d mba raisiko, sy ny mifamadika am zay.

19. Oay ( 03/07/2009 10:09)
xxx:

zany an! ka iza ary no niteraka ny korontana politika teto e? tsy nilamina ve teto talohan'ny korontana naterak'i TGV ihany samirery? tsy nanana asa avokoa ve ireo olona very asa ankehitriny, satria may ny trano niasany?

Zao an, ho anao TSY MAHALALA NINONINONA EO @ FANAOVANA POLITIKA d milaza ianao fa NILAMINA NY FITONDRANA Ravalomanana fa ho an'ny Mpanarabaovao sy Mpandalina politika ary Ny Mpanao politika dia tsy nilamina ny fitondran'i Ravalomanana satria NISY JADONA TETO noho izany dia mbola averiko fa légitime ny NANONGANANA AN'i Ravalomanana TAHAKA NY NANONGANAN'i Ravalomanana an'i Ratsiraka!

xxx:

maninona anefa raha nohajaina ny mandat an'ny président voafidim-bahoaka e? tsisy afak hi-justifiena an'io fanogam-panjakàna io tompoko na inona na inona ratsy ataon'ny filoha am-pirenena! raha mba voafidim-bahoaka anie ty tgv dia nohajainay koa satria izy no lanin'ny be sy ny maro e! ka ny anjaranay dia ny mipirina ! kanefa zany ve no zava nisy?

Na inona holazain'i XXX na inona dia ny zava-misy aloha dia efa tsy eo @ toerana intsony i Ravalomanana mpanongampanjakana t@ 2002, ary tsy sanatria isika olona efa antitra tsy afaka hanao na inona na inona intsony ka hiverimberina @ resaka efa lany andro, NORESAHAKO TETO NY FANIRIAKO NY HAMPIJANONANA NY FANAKORONTANA SATRIA NY VAHOAKA NO MIJALY @ izany fa mbola averiko fa Ravalomanana TSY MIVERINA ETO IZANY RAHA TSY HOE VONONA NY HIFAMONO AN-TRANO NY Malagasy KA RAHA TOA MOA NY MPOMBA AN'i Ravalomanana mahatsapa fa tsy afaka manao ninoninona raha tsy misy an'i Ravalomanana satria OLONA DONDRONA SY TSY AMPY SAINA DAHOLO dia averiko INDRAY ATAOVY AINGANA ILAY ADY DIA AMIN'IZAY HITA HOE IZA AVY NO MATY DIA TADIDIO FA HOENTIN'ny TARANAKAREO MANDRAMATY NY VONINAHITRA HO AZO AVY @ IZANY!

xxx:

farany, tsy maintsy hiverina Ra8 e! tsy midiaka zany hoe hiverina ho président, fa hiverina eto an-tanindrazana. Zay maharitra vadin'andriana, io tsy faharetana io ihany no mahavoa an'ireo nanaraka an'i TGV ary mbola mahavoa anareo zay milaza fa tsy hiverina Dada.

Efa nolazaiko fa REHEFA mitsangana ilay repoblika vaovao dia iarahana miatady ny vahaolana ho an'ireo mpitsoamponena ara-politika SATRIA i Oay dia mino sy mahatoky FA TSY Ravalomanana na ny HAT no hitondra an'io fanjakana vaovao io!

20. Oay ( 03/07/2009 10:38)
Mandefitra:

Aleo ny vahoaka no hitsara papa a ... avelao izy hirotsaka ho fidiana fa tsy hamoronana ty fikafika rehetra ty hanakanana ny fiverenana.

Raha tena misy tokoa ny demokratia, ka tena ao ilay fitiavan-tanindrazana .. henoy ny safidim-bahoaka fa tsy zay tianareo no atao.

Ny tianareo zao efa hita fa fihemorana, fahantrana korontana, loto ... mbola tsy nahita aho hatreto zavatra positif ka mitondra ho @ fampandroam-pirenena marina ... 4 bolana zay lasa ... hoy TGV hoe afaka 6 mbolana de hohitanareo ny fandrosoana

Hita fa mandroso mankany @ fahapotehina ny firenena

Aleo azava kosa aloha ry Mandefitra fa raha navela nanao ny asany ara-dalana ve ny HAT dia afaka hiteny ianao fa tsy nisy ny zavatra vita, mba fantatrao moa ny zavatra nahazo an'ireo Saoudien tonga taty rehefa niverina tany aminy, tonga dia nahazo ménace satria mbola matanjaka noho ireo nandeha taty ny Saoudien miaraka @ Ravalomanana ka afaka nanindry an'reny olona ireny tsy hanao zavatra eto Madagasikara, raha tena tia tanindrazana i Ravalomanana tsy tokony hampiasa ny lobby-ny toa izany.
Ny zavatra tsy azon'ny mpitaty rà-kena dia ity FIVAROTANA TANIN-DRAZANA NY FAMPANANTENANA OMEN'i Ravalomanana ny lobby intérnational mila azavaina ve ???? mino aho fa assez intelligent ianareo ka takatreo ny deal ao ambadik'izany rehetra izany fa ny hamafisiko fotsiny d ity NY TANJON'i Ravalomanana dia IZY IRERY NO MALAGASY AFAKA NILAHATRA t@ VAHINY d ny FIFANARAHANY t@ VAHINY dia TSOTRA AZONAREO ATAO DAHOLO IZAY TIANAREO FA NY AHY AZA KITIHANAREo efa vary mangatsiaka izany resahako izany fa kosa naveriko ilay izy satria MISY MIHEVITRA FA FITIAVAN-TANINDRAZANA NO MANERY AN'i Ravalomanana hiverina ny tena marina anefa D ILAY TIKO NO MAMPALAHELO ANAZY!
Kanefa efa nazava fa na ny FMI aza dia efa niteny an'i Ravalomanana fa AOKA TSY HIFANGARO NY VOLAMPANJAKANA SY NY TIKO ary izay no NAHATONGA AN'ilay 35.000.000$ Tsy no deblokena!

Zao é TSY HOE DONDRONA SY TSY AMPY SAINA DAHOLO AKORY NY MALAGASY KA TSY HAHAVITA ZAVTRA RAHA TSY EO i Ravalomanana na hoe tsy eo Ratsiraka na hoe tsy eo i Roindefo fa misy dia misy tokoa ny mafy sy ny afaka manao zavatra fa asaivo mipetraka aloha ireo very seza sy mpangalatra ireo dia hohitantsika fa hilay i Madagasikara!

Izany anefa no tanteraka dia satria iska manaiky FA TSY HAHATSARA ANTSIKA NY ADY AN-TRANO SY NY KORONTANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.179