Milaza tsy anontaniana ny zanaky Dada ...

21. Mandefitra ( 03/07/2009 11:00)
Teto hatrizay refa nisy ny krizy, mbola tsisy zany hoe nanimba orin asa na malagasy zany.
Teo ny AFOMA sy ny STEDIC n i ngahy Herizo, teo NYSAVONNERIE tropicale ny Ramaroson etc ....
Ny nataon ny gasy hanehoany ny tsy fahafaliany dia ny OPK. Saingy zavatra tsy maharitra fa mandalo fotsiny ihany zany.

Fa t@ ty : nopotehina sy notsihifina mintsy ny orinasa TIKO, ary sakanana @ fomba mamohetra ny lehibeny tsy hiverina eto antanindrazana.
Nefa dia orin asa Malagasy, mampiasa gasy, mamatsy ny gasy ao madagasikara io.

Raha vao zay monja no jerena dia mazava fa fialonana, ory hava-manana, fankahalana olona iray no hery manetsika ny FAT sy ny mbpomba azy h@ zao ...

Taloha voizina ny resaka foko hahatrarana ny tanjona @ politika maloto, ankehitriny aroso ndray ny resaka korontana sy ady antrano, baomba artisanale etc ... hifikirana @ ilay seza norombahina ankeriny.

Hatrizay hatrizay, zara raha nandrenesam-peo ny havana any dilam-bato rehefa misy hetsika eto antanindrazana. Ankehitriny ny gasy siaka maneran tany no manangam-bovona mba hamerenana ny ara dalana, sambany teo @ tantaran ny gasy no nahainga mavesatra ny mpila ravin ahitra toy zany ny fanoherana ny tsy rariny.

Ka mba eritrereto ihany leroa ... tanindrazana iombonana ty, fa aza avela viraviran ny vahiny, ka atao valalan 'amboa
22. essera ( 03/07/2009 11:19)
Angamba tsy d te hamerina an'ity resaka ity aho ry Mandefitra. Tamin'ireny fandrobana ireny d tena nahatsikaritra ny tenako fa ANKOATRA AN'IREO TENA MPANDROBA, na ny tgv na ny tim na ny légaliste, na olon-tsotra d saika nanao tao daholo. Teo dia ny konsiansanao sisa no mitondra. Tsy sanatria hidoka tena eto akory fa amiko raha mbola azo atao hoe mahavelona ahy ny eo an-tanako d tsy hitako loatra ny antony hibodoko na handrobako fananan'oul.

Tsy ohatra izay daholo anefa ny oul rehetra fa : eo d ahitana taratra na tiana na tsy tiana fa misy ny fahantrana na dia ady politika aza no niaingany. Raha hiteny an'ity anao fotsiny ah ry Mandefitra hoe : ny malagasy dia misy mivelona amin'ny FAKO ara-bakiteny. Savaina ny fako d ambina sakafo, voankazo d hanina voasarangotra eo no HANINA. Tsy hoe vao nisy izao fitondrana izao fa efa aman-taonany no nisy io. Ambina sakafo any amin'ny hotely avy nohanin'oul tokony ho hanin'ksoa sy ny alika no hanetsenana ny hanoanana. Misy izany ary averiko tsara hoe : tsy vao tamin'ity taona ity fa efa krizy naharitra. Vao miha-mitombo io zavatra io amin'izao krizy mis eto am tanana izao. Ka tsy azo ifanipazana fotsiny hoe ento ho anao na anareo io fa izay no zavatra EFA NISY ary MBOLA MISY sy MIHOMBO raha mbola hiherona am-politika isika ménakav.

raha mbola hifanenjana ny andaniny sy ny ankilany d araka ny kôzin'ny mpisera namana hoe RY ZAREO NO HAHITA TOMBOTSOA FA NY VALALA BE MANDRY MIANDRY AMAN-TAONA EO.

23. ndotofetsy ( 03/07/2009 11:55)
tsy mba man
24. pikatti ( 03/07/2009 12:00)
efa firy pejy lesy ty essera no manoratra nefa mbola tsisy fotony foana ny resesak'elah ,zany dia olona be rediredy fotsiny :-D
25. essera ( 03/07/2009 12:20)
pikatti:

efa firy pejy lesy ty essera no manoratra nefa mbola tsisy fotony foana ny resesak'elah ,zany dia olona be rediredy fotsiny :-D

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
26. pikatti ( 03/07/2009 12:25)
zay vao tairina de ndray de midelira tsss,
maivana be kay lery ty :D
27. essera ( 03/07/2009 12:31)
pikatti:

zay vao tairina de ndray de midelira tsss,
maivana be kay lery ty :D

:-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P

28. Oay ( 03/07/2009 12:32)
Mandefitra:

Teto hatrizay refa nisy ny krizy, mbola tsisy zany hoe nanimba orin asa na malagasy zany.
Teo ny AFOMA sy ny STEDIC n i ngahy Herizo, teo NYSAVONNERIE tropicale ny Ramaroson etc ....
Ny nataon ny gasy hanehoany ny tsy fahafaliany dia ny OPK. Saingy zavatra tsy maharitra fa mandalo fotsiny ihany zany.

Fa t@ ty : nopotehina sy notsihifina mintsy ny orinasa TIKO, ary sakanana @ fomba mamohetra ny lehibeny tsy hiverina eto antanindrazana.
Nefa dia orin asa Malagasy, mampiasa gasy, mamatsy ny gasy ao madagasikara io.

Asio fandalinana kely ilay resaka ry Mandefitra fa aza atao safibemantsina an!
Aleo azava ihany koa fa TSY MBOLA NISY MPITONDRA TETO Madagasikara nanapotika ny orin'asa fananan'ny Malagasy mitovy aminy toa ny nataon'i Ravalomanana, mbola averiko fa VALIN'ny NATAO IZAO mahazo an'i Ravalomanana izao! Mba fantatrao ve ny dévisen'i Ravalomanana "TSY MISY MAHAZO MANGALATRA NY MIARAKA AMINY FA IZY IRERY IHANY NO MAHAZO MANGALATRA MBA HOMPANAKARENA AVY EO" ny zavatra tsy fantany d anisan'ny soatoavina ilay hoe "NY AZO @ MAKARAKARA DIA MIVOAKA @ KILOADOAKA"

Mandefitra:

Raha vao zay monja no jerena dia mazava fa fialonana, ory hava-manana, fankahalana olona iray no hery manetsika ny FAT sy ny mbpomba azy h@ zao ...

Resajaza izany resaka Fialonana izany ry Mandefitra, fa ny marina ary RAHA TOA IANAO KA TENA AKAIKY AN'i Ravalomanana d TOKONY HAHALALA FA i Ravalomanana no tena TSY TIA NY HIAKARAN'ny OLona MIFANAKAIKY AMINY manana porofo @ izany ny tenako, fa omeko piste kely fotsiny i Mandefitra mba adihadio hoe inona ny fananan'ny ilay olona nahiditra amponja iny raha toa ka OLONA NIFAMPITONDRA TOA NY MPIRAHALHY IZY SY Ravalomanana, ny zavatra nolazain'iny olona iny d tsotra "REHEFA MIARAKA @ Ravalomanana Dia TSY AZO ATAO NY MANAMBOLA NOHO IZY Ka INONA NY DIKAN'Izany"

Mandefitra:

Taloha voizina ny resaka foko hahatrarana ny tanjona @ politika maloto, ankehitriny aroso ndray ny resaka korontana sy ady antrano, baomba artisanale etc ... hifikirana @ ilay seza norombahina ankeriny.

Tsy misy mamorona eo ry Mandefetra fa i Manandafy no nilaza an'ity voalohany :"MISY MIKASA HANDRIPAKA NY FOKO MERINA SY BETSILEO" ary izany dia zavatra misy tsy azo lavina rehefa mandeha any ambaniravinahitra any ny tena! Vao avy nanao fidinana tany ambany ravinahitra tany ny tenany ka afaka miteny tsara fa ny resaka mandeha d tsotra, rehefa mahita anay ny olona any ambanivolo any ka miresaka politika aminy ianao dia izao no teneny "RESAKAREO AO ANTANANARIVO AO IO".

Mbola Averiko fa tsy afaka mifikitra eo @ toerana ireo HAT ireo raha toa ka avela hilamina ny tany dia atao ilay fifidianana ny ,mampalahelo dia "KAMBOTY FISAINANA NY TIM SATRIA TSY MAHAVITA NA INONA NA INONA RAHA TSY MISY RAvalomanana" Sahiko ny miteny fa RAHA TSY MISY Ravalomanana dia MATY IHANY KOA NY TIM, jereo anefa ny AREMA FA NA LASA AZA NY DEBA D Mijoro hatrany ny AREMA! izany no parti d'alternance tena manao politika fa tsy vondron'olona natao hanompo olona iray!

29. essera ( 03/07/2009 12:37)
Mandefitra:
Fa t@ ty : nopotehina sy notsihifina mintsy ny orinasa TIKO, ary sakanana @ fomba mamohetra ny lehibeny tsy hiverina eto antanindrazana.
Nefa dia orin asa Malagasy, mampiasa gasy, mamatsy ny gasy ao madagasikara io.

Tsy ampy kely fotsiny ilay phrase. Nangoron-karena mihoam-papana tamin'ny gasy toa azy ihany tamin'ny fomba tsy mendrika.
30. pikatti ( 03/07/2009 12:46)
hoy essera

Nangoron-karena mihoam-papana tamin'ny gasy toa azy ihany i ANDRY RAJOELINA tamin'ny fomba tsy mendrika
.

Marina mitsy io ary zao ndray lery mivdy force23
Zay lery vao mba nisaina kely ,mbola afaka hatsaraina
31. essera ( 03/07/2009 12:53)
Teo aloha sujet + verbe + complément. D nihemotra indray ny laharany fa modification séquence indray sisa no ivelomana.

Iny renirano rehetra iny eeeeeeee.

=)) =)) =))
32. xxx ( 03/07/2009 12:57)
Lasa adala ty essera ahodin'ny pikatti ny lohany dé zay
33. essera ( 03/07/2009 12:59)
Anjarako zao ka :
sonia : tsy hay vakiana
34. pikatti ( 03/07/2009 13:02)
nihodina ho azy tao ny lohan'ny lery kah
tsy arany le fika é,lasa michauffe ny zanak'ati-dohany ha ha ha
35. essera ( 03/07/2009 13:05)
Ts poinsa mahavita dinika oatran'io ambony io elah ry pikatti. Mbola hely. Aleo manao fotoana amiko d ampianariko kely 1er tps famaliana dinika. 2è tps izay tena goavana FAMORONANA DINIKA. Tsy manin fa ataoko gratos daholo ny séance rehetra.

:-D
36. pikatti ( 03/07/2009 13:15)
Zay mantsy no tena tadiavin'elah eto ny hoe zah no tena dadany :roll:
Indrisy mantsy fa tsy enao no no hidoka tena fa aleo elah mbola notéko aloha ,ary ny noty omeko dia 0,5/100 efa betsaka ary io
37. essera ( 03/07/2009 13:36)
Mahavoa daholo ireto ka :
Noue, Mandefitra, Mirananirina, Oay, Rabaradaka, etc... Misy mahadona ah lavitra d lavitra mihitsy. Azon'lah, fa elah ihany no sisa no taraiky. I sefo Hery les no tokony hanome note eto fa rah ts'isy azy angah tsika s elah nifankahita teto. Merci am lé 0,5 fa zah zao efa nieritreritra hoe négatif be no nomen'lah anah. :-D
38. pikatti ( 04/07/2009 12:31)
arahako eo ihany kah refa mba tsara de omeko tsara fa aza matahotra :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0402