Fanontaniana 1 + 1 ? Mora kely

1. essera ( 22/07/2009 12:30)
Raha mi-survoler ny dinika ato aho d tsy maintsy misy miteny kely foana ny zanaky dada hoe : \"Nokaramain\'i TGV izay tsy mpankasitraka an\'i Ravalomanana !!!\". Mba mahalasa saina ihany satria raha izao no fandehany d milaza tsy anontaniana ny zanaky dada fa efa zatra voan\'ny felaka (fanomezana vola) ka rehefa tsy eo i Dada nanome intsony d heveriny fa mahazo felaka izay rehetra tsy tia an\'i Dada. Tsy eto ihany io fa hatrany am site misy ny zanaky dada rehetra. Nefa raha tsy diso ah le HAT ange tsy manam-bola sa tsy izay ilay noteneninareo ?

Averin\'i Essera tsara eto fa ny nialan\'i Dada teo fitondrana d ampy tsy misy fangarony. Ary eto ny bandy d miteny hoe normaly ihany ny zanaky dada raha miteny an\'zany satria maro no very seza, bizna, fianakams fianakams, mpiary antoko am ministera ka d mahereza fa aza miondana

novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:02
2. patrick2002 ( 22/07/2009 12:39)
ka olona tsy nitaingina 4x4 hatramin`izay no homena 4x4 koa ,chef de region sy deputé io ,olona petit chien Dravalo hatao hoe hataovy zao dia manao ,mila an`izao izaho dia eny tompoko.
Nanao an`izany Ratsiraka taminìreo bemiranga nomena tsaky paompy ,fa ity Ravalo dia ny gasy ray manontolo no tadiavina hatao bemiranga. loza loza.
3. essera ( 22/07/2009 12:50)
bacouli:
Ilay essera ilay anisan'ny olona voakarama hiaro an'i tgvendrana

Mahalatsaka mihitsy ange lé oul e. =)) =)) =))
Itony izao santionany itony. Fa mba saika haka renseignement kely ah ry zanaky dada, ohatrinona no minimum sy maximum ny felaka azonareo fahiny.

4. hiaro ( 22/07/2009 13:44)
ny tena mahalasa saina dia zao , taiza reo olona milaza ho ara-dalana reo no tsy nipoitra hatr'izay, fa refa lasa any @ mainty dada vao oe zank'idada, tsy efa bdb reo tetsy iavoloha no niandry azay saingy nofitahina dia lasa izy nade hihihihihihihi, raha tena tia tanindrazana izy dia tokony nijanona teto sady tsy nnao ratsy fa matoa izy nitsoaka dia ao raha!! zay tsy ao @ fitondrana ihany nge no milaza zavatra eo, 7 taona tsisy zavatra ratsy nataon'ni ra8 teto , zao vo oe , hatao tetezamita iarahana , efa taara loatra
5. benkintana ( 22/07/2009 16:50)


Hoy i bacouli:
Ilay essera ilay anisan'ny olona voakarama hiaro an'i tgvendrana


K essera anie le alikakely manaratongotra tgv reny é :-D :-D :-D
6. xxx ( 22/07/2009 17:02)
Mba valio ary ny fanontanian'ty ry essera ah!,hitanao milamina izao mcar,mandry milamina daolo ny gasy ?mihinakanina daolo ny vahoaka very asa ?,sa ny miaramila aloha no velomina hitazomana pouvoir ,iza no mi profite an'ity fitondrana nagalarina ity ny vahiny te hangalatra ny harena ambanin'ny tany sa i radomelina lava nify omena 10% NY AFFAIRE nanao ny vahoaka ho tohatra fiakarana mba misaina é,fa mapalahelo ,ny olona tsy nahita fianarana no miteniteny foana ohatranao nefa enao to ba nianatra ihany ra tsy lainga daolo ny voalaza ao @ps-nao.hihi,mApihomehy enao sady mapalahelo indrindra,fa tsy lany lainga ohatra ny hat,misy hanalana andro refa vacances fa resaky ny maty andrano lava no hataonao eto.HITANAO MILAMINA BE NY TANY SURTOUT tananarive ny @zao ,voaraoka ny fako ? FIER BE ENAO FA TONGA EO @POUVOIR ny dj niveau an 4 ème ,tsy afAbaraka ny gasy a@zao fa vao maika mikorosy fahana ? AZA VALIANA BORAINGONA FA IZAY MARINA LAZAINA @ty fanjakana alika sy baroa tsisy mi-reconnaitre ity!
7. xxx ( 22/07/2009 20:07)
nareo wa aza mandany rano-mainty @ ireo tsy nianatra reo fa olona manao boloky fotsiny ataony ratsirahonana sy ny hasina à gauche d à gauche, à droite d droite!!
8. xxx ( 22/07/2009 20:26)
Gazety taratra: 5/5/2009
Tonga eto amintsika ny Vondron'ny mpandraharaha saodianina, notarihin'ny filohany Sheikh Abdullah Bin Zayed Al Nahyan, izay manam-pikasana hampiasa vola eto amintsika. Noraisin'ny Filohan'ny Hat, Andry Rajoelina izy ireo omaly.

Gazety taratra: 22/07/09
"Mampanahy mafy ny mety fisian’ny fifandraisan’ny baomba ampiasain’ny mpampihorohoro eto Madagasikara sy ireo any amin’ny firenena hafa. Voamarina taorian’ny fizahana ny baomba tratra, nataon’ny manampahaizana avy ao amin’ny masoivoho amerikanina teny Fiadanana, omaly, fa tsy baomba vita gasy izy ireo. Baomba avo lenta antsoina hoe «Improvised Explosive Device» na IED izay fampiasa any amin’ny toerana fampiofanana mpampihorohoro any ivelany izany"

FIS = Front Islamique du Salut [Le COLLECTIF GTT (Gasy Tia Tanindrazana)]

Ho avy amin'ny angady sy ny harona amin'izay ny bekintana satria hatramin'ny nampidiran'ny FATy teto Madagasikara ireo Saodiana dia niseho ity resaka baomba ity. Samy mahalala ny rehetra fa zavatra tsy mbola nisy mihintsy izany teto Madagasikara tany aloha.
Aoka hitolona ambavaka tsara isika rehetra ary tsy hiraviravy tanana fa misy asa maloto kendren'i Andry Rajo'hell atao eto

Masina ny tanindrazana
9. fijo ( 22/07/2009 22:02)
tena olna tsy mbola nitaingina 4x4 marina ô;miaramila kely karama ve no lazaina fa hafaka mitaingina an'io ianareo de ataovy izay tianareo tsy hamono olona fahatany izy????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866