Fanafanana lanonana

1. essera ( 26/10/2009 06:47)
Salama daholo,

Ny FIESTA MUSIC dia faly groupe efa nampandihy efa nanomboka tany amin'ny 10 taona lasa tany ho any. Ankehitriny rehefa niezaka ny mpikambana dia nanangana fitaovana ho azy mahaleo tena. Koa dia fifaliana ho anay ny mampandre anao fa azonao atao tsara ny miantso anay raha hikarakara lanonana ianao. Ho fitsinjovana ny fahefa-mividy dia azonao atao ny misafidy na :
- Animation dj-s fotsiny
- Animation avec séquence
- Animation orchestre complet
- Na koa mixte
Hatramin'ny faran'ny taona dia manome fihenam-bidy izahay ho fahampahafatarana anao ny orchestre. Koa aza misalasala miantso anay ary dia efa mirary anao sahady hanao fety sambatra.

novalian'i andryrabe ny 02/11/2009 02:37
2. xxx ( 26/10/2009 14:44)
azoko @ izay maninona i essera no pro Rajoelina :roll: :roll: :roll:

@ ity angamba tsy misy fety r'ise ny faran'ny taona fa tratry ny krizy a
3. ravatorano ( 29/10/2009 08:51)
ny fety tsiss pro ra joelina na pro ravalo fa reefa mifety d mifety e
raha misy pro ka ilaina an izany less essera d lazaina eto ihany nareo an fa tsaratsara koakoa raha mba misy contact alefanareo any amin'ny hafatra
:wink:
4. andryrabe ( 02/11/2009 02:32)
merci razoky an. marina mintsn zay
5. andryrabe ( 02/11/2009 02:37)
merci razoky an. marina mintsn zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6891