Ny oul tsy mila ange d efa tsapa am firesaka e...
1. essera
(
23/07/2009 09:51)
Salama daholo,
Raha jerena ny dinika ato d tena midradradra mitaraina mihitsy, fa raha izay fotsiny moa maninona fa lasa tena mitovy amin'ny ao amin'ny site-n'ny tim :
Ohatra izao hoe rehefa vitamatavy ny oul d :
Iray fotsiny io ohatra io fa izao mantsy no fehin'ilay izy, rehefa tsy zakan'ny oul ny miresaka normaly indraindray d miteny ratsy sy miteniteny foana sisa no ataony. Ndana mitsidika kely ao am site tim d ho hitanao fa efa mitady hanaraka an'izay ny eto am serasera.org.

vitamatavy:
ny sasany dia hita mihitsy hoe ny Vxxxxny no misaina fa tsy ny lohany
Iray fotsiny io ohatra io fa izao mantsy no fehin'ilay izy, rehefa tsy zakan'ny oul ny miresaka normaly indraindray d miteny ratsy sy miteniteny foana sisa no ataony. Ndana mitsidika kely ao am site tim d ho hitanao fa efa mitady hanaraka an'izay ny eto am serasera.org.
novalian'i benkintana ny 24/07/2009 21:54
3. essera
(
23/07/2009 10:37)
Manala azy a fa tsy mandany andro ka. Sad am zay mbola manao cagoule le mitsikera.
Hodorana ianao
=)) =)) =))
Hodorana ianao
=)) =)) =))
4. xxx
(
23/07/2009 11:07)
dia miàla enao tato ry essera ,sady enao fa nilaza tsy tia ravalo ,tsy hitanao fa panohana andravalo no ato ,mandehana mamorona site tgvendrana dia any miwawawa!tsotra anie io ,handoto maso eto fotsiny .
5. essera
(
23/07/2009 11:18)
xxx:
dia miàla enao tato ry essera ,sady enao fa nilaza tsy tia ravalo ,tsy hitanao fa panohana andravalo no ato ,mandehana mamorona site tgvendrana dia any miwawawa!tsotra anie io ,handoto maso eto fotsiny .
Rehefa mivoaka ny ps-nao ka sah miteny direkta b ianao, sady ianao no Rahery d izay Essera vao manaja tena miala eto. =)) =)) =))
6. benkintana
(
24/07/2009 21:54)
mandehana mamorona site tgvendrana dia any miwawawa
miteny irery sisa le karilahy ty klé ,petsa tato ve leity e,zany refa vendrap :-D :-D :-D