SPAM

1. hery ( 27/12/2003 19:15)
Manomboka mandreraka ny fahazoana spam eto amin'ny internet amin'izao fotoana izao. Indrindra rehefa tsy manana connexion firy. Maharay email be dia be tsy dia misy ilana azy akory ny tena.
Inona no hevitra tena Gasy hitanareo hialana amin'io?
2. ikaretsaka ( 27/12/2003 19:32)
manokatra compte 1 mihitsy dia ilay feno spam natao hoan'ny spam fotsiny rehefa feno nyquota dia ho tonga saina ihany ny mpi spam
3. ikaretsaka ( 27/12/2003 19:32)
manokatra compte 1 mihitsy dia ilay feno spam natao hoan'ny spam fotsiny rehefa feno nyquota dia ho tonga saina ihany ny mpi spam
4. 2689 ( 30/12/2003 19:04)
Hevitra iray hitako tena nety ho ahy :
- atao lava be ny ladiresy mailaka(razmotdeganyghjpoihsdgbjshdgkhslqdgjdfkljhiilzeruiljfdhshdjhd@yahoo.fr)
- Tsy manaonao famandrihana (abonnement) @ newsletters.
- Raha ladiresy tokana no mandefa hafatra tsy nirina tsy ankijanona dia tohanana fotsiny (vonoina ho azy).
5. moi ( 08/01/2004 16:48)
Tsy mandaitra angaha ireny logiciel Antispam ireny ?
6. besoiiin ( 25/01/2004 18:07)
ankavitsiana ihany ny anti-spam tsara sy tena mandaitra! nyahy izao mba mety tsara ihany ilay filtre ! fa any @ serveur na ry rooteur mihintsy ilay filtre no apetraka ! tsy mila manao adresse mail lavab izany na miasa saina @ zavatra hafa! raha DTS ny connexion anao dia manana io filtre antispam io izy; azonao angatahana tsara aminy izany! ny ankoatrizay raha bleuline ohatra izany toa tsy manana ry lerony!
7. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:08)
Ao @ yahoo toa mety ny anti-spam.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912