Mitady mpiara-miasa

1. hery ( 12/01/2004 10:35)
Mbola tsy tena appel officiel nifanarahako tamin'ny sasany ity kanefa na izany aza dia mitady mpiara-miasa izahay eto amin'ny serasera.
- Olona manana internet matetika
- Olona afaka mifandray tsara amin'ny olona
- raha mahay informatika dia vao mainka tsara
- Itadiavo hevitra izay hanampiana anay fa mety foana
- Marihana fa gratos (maimaim-poana) daholo ny zavatra rehetra eto :)
manorata amiko na amin'ny admin@namana.serasera.org raha ohatra ka mazoto.
Misaotra.
novalian'i fijo ny 20/01/2004 12:28
2. annie ( 13/01/2004 17:45)
Bonjour,Hery!
Miasa at antrano ihany ve?
3. rasese ( 13/01/2004 18:27)
salut !
aiza no miasa?
sa par connection ve?
4. fijo ( 14/01/2004 16:46)
raha misy azo hifanampiana dia ampiako hianareo e.
5. ravatorano ( 16/01/2004 16:54)
tsy olana lé fanampiana raha toa ka voavaly dhl ireo fanontanina eo ambonny ireo satria hitako fa miankina amin'izany ny fomba hanampiana anareo
m'ssi
6. hery ( 18/01/2004 20:11)
Ny olona ilaina ato ho ato :

- Olona hanao modérations eto amin'ny forum (modérations, promotions etc...)
- Olona hiara-miasa amin'ny site namana (mandray ny namana, manivana ny sary, mandray emails be dia be :) )
- Olona miara-miasa amin'ny script (omeko ny modules sasany amin'ny serasera dia manampy amin'ny modules sns)

Ireo izany no azo atao ato ho ato aloha. Manorata tsikelikely aminay satria mila mba mifankafantatra koa isika dia ho hita eo ny tohiny.
Ny adiresy dia ataovy amin'ny admin@namana.serasera.org
Misaotra betsaka an'ireo namana izay efa nanoratra sy nifandray.
Manomboka volana fevrier dia hiara-miasa isika.
7. oully ( 18/01/2004 20:52)
Raha azoko angamba ilay mpiara-miasa dia olona manana connexion any aminy (any an-trano na any am-piasana). Dia olona mba mana-potoana matetika ....
Sa ahoana ry Hery ?
8. hery ( 18/01/2004 09:50)
9. fijo ( 20/01/2004 12:28)
le fotoana no blemako,satria izaho aza dia mandany alina mihintsy mandalo eto.ny olana iray dia efa hain'i hery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2915