Azonao atao tsara

1. hery ( 23/01/2004 10:54)
Betsaka ny manontany ahy momba ny fomba tsaratsara kokoa hampitana ity takelaka ity amin'izay namana mbola tsy ato. Efa misy ilay hoe ampitampitao fa voafetra ihany ny fampiasana azy. Koa ity misy hevitra.

Ataovy ao anaty sonia-n'ny email alefanao ny hoe
http://namana.serasera.org
Namana malagasy bedabe.

Dia isaky ny misy email lasa dia hitan'ny olona io site io...
Misaotra hatrany e.
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:47
2. ravatorano ( 27/01/2004 18:14)
iny ndray no tsitako
tena marina io
misoatra é
3. fijo ( 28/01/2004 11:47)
samia manao an'io ary e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.182