Olana ho an'ny fanokafana hafatra

1. hery ( 04/02/2004 19:26)
Misy mitaraina hoe tsy misokatra ny hafatra rehefa cliquer-na. Hitako aty am-pianarana fa misy ordinatera tsy manokatra an'ilay hafatra.
Désactivé ny target blank @ ordi sasany. Tsy mbola tena hitako ny antony fa ny fantatro fotsiny dia resaka sécurité amin'ny ordinatera sasany ilay izy...
Mety ho sarotra be ny hanova azy satria any @ cybercafé ny namana.
Vahaolana:
- Ampidiro ao amin'ny [momba ahy] ny parametres hoe hamaky hafatra @ meme fenetre sa amin'ny fenetre hafa...
tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1211