Fanovana vitsivitsy
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
1. hery
(
02/02/2004 12:21)
Momba ny isa
Narahana ara-dalàna ilay fampitomboana isa ao amin'ny namana.
Amin'izao ary :
Isaky ny mamangy ny takelaky ny namana.serasera.org dia mahazo isa 1
Isaky ny mandray hafatra alefan'ny namana dia mahazo isa 1
Rehefa mandefa hafatra anakiray dia mahazo isa 2
Rehefa mandefa email anankiray dia mahazo isa 2
Rehefa jeren'ny namana hafa ny mombamomba anao dia mahazo isa 2
Rehefa mampiditra email amin'ny alalan'ny ampitampitao dia mahazo isa 2
Rehefa mampiditra sary iray ianao dia mahazo isa 5... fa rehefa manala sary dia analana isa 5
Rehefa jeren'ny namana hafa ny sarinao dia mahazo isa 1

novalian'i donemaskit ny 16/02/2004 20:46
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
3. hery
(
02/02/2004 18:50)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 02/02/2004 18:50
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
4. hery
(
02/02/2004 10:53)
- Tsy hitan'ny namana mandalo intsony ny namana mamangy. Raha te hahita hoe iza no ato dia tsy maintsy miditra aloha.
Io dia mba hialana amin'i mpitsikilo :)
Io dia mba hialana amin'i mpitsikilo :)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 02/02/2004 22:53
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
5. hery
(
02/02/2004 10:57)
Mbola hatao ato ho ato...
Azo ovaina ho tahiry bizoroka ny isa.
Hi hi hi, misy falifaly sahady.
Azo ovaina ho tahiry bizoroka ny isa.
Hi hi hi, misy falifaly sahady.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 02/02/2004 22:57
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
6. hery
(
02/02/2004 18:47)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 03/02/2004 06:47
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
7. pitchou
(
07/02/2004 20:56)
misaotra betsaka an'i Hery aloha mitady ny fomba rehetra hamporisihana ny fampiasana ity serasera ity e!
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
10. hery
(
13/02/2004 13:12)
Resaka biz'oroka ihany...
Special St Valentin : Rehefa mameno ny mombamomba azy ny namana dia mahazo biz'oroka 10. Indray mandeha ihany io.
Rehefa te hijery ny mombamomba ny namana iray dia azo ampiasaina ny rohy namana.serasera.org/iza:pseudo ohatra namana.serasera.org/iza:hery

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 13/02/2004 13:12
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
11. donemaskit
(
16/02/2004 20:46)
ohatra ny mbola misy olana kely eo @lay fanomezana biz'oroka, nanandrana za teo fa raha vao ao @mombamomba an'ny namana no manome dia lazainy fa "tsy ao" ilay olona. Fa raha etsy @ hoe "hanome bizou" dia mety.