Nahoana no voasivana ny hafatro???

1. hery ( 13/12/2003 19:50)
Raha mametraka fanontaniana ianao hoe nahoana no voasivana ny hafatra nalefako (censuré) dia ireto no antony.
- Jereo sao dia tsy mifanaraka amin'ilay fitsipika napetraka ato amin'ity forum ity. Jereo eto ambany ny rohy manazava izany.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=policy
- Jereo fa sao dia tsy ao anatin'ny lohahevitra tokony hisy azy.
Raha manana olana momba an'io dia afaka manoratra amin'ny mpikarakara. Manorata ho an'io webmaster mihainohaino eo isanandro io na aty amin'i hery.
Na mandefasa email amin'ny admin@namana.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2801