Liste des messages

Liste des messages, inserés par hery, par ordre de date
hery ( 05/06/2004 19:58)
Hira ho an'i Neny
Ny Radio VazoGasy dia manana hira vitsivitsy ho an'i Neny. http://serasera.myftp.org/playlist.cgi?psearch=neny ny lisitra Dia miarahaba ny reny rehetra e.... suite
répondu par rurik le 29/05/2005 11:46
hery ( 02/06/2004 07:06)
Ho an'ny admin eto @ forum
Salut daholo, Tsy disponible kely ny forum manokana ho an'ny admin hatramin'ny omaly fa tafiditra ao anatin'ilay projet fanamboarana forum ilay izy kanefa mbola tsy vita. Zah androany tsy miasa fa ... suite
répondu par admin le 22/06/2004 09:33
hery ( 01/06/2004 10:07)
E.N.I. Fianarantsoa
Gaga fotsiny aho mahita ny site vokari'ny tanora mpianatray ny ENI ao Fianara amin'izao. Ny hita dia hoe nisy fivoarana be ka efa maharaka ny fivoatry ny informatika iraisam-pirenena. Mazotoa daholo... suite
répondu par blondin le 03/03/2005 16:47
hery ( 28/05/2004 23:27)
Zo tsy hahomby
Vao avy niresaka tamin'ny namako anakiray aho dia nitantara taminy ny zavatra niainako indray taona izay... nahazoako sy nanekeko an'ity Zo tsy hahomby (Right to fail) ity. Ny olona mantsy matetika mi... suite
répondu par fijo le 31/05/2004 23:55
hery ( 12/05/2004 20:01)
Nisy olana kely
Nisy olana kely ny site serasera.org rehetra androany. Olana avy amin'ny lohamilina mpampiantrano. Nanomboka t@ 12/05/04 21:57:33 - 12/05/04 21:20:45 Dia mbola tsy tafaverina tsara. Vao avy nan... suite
répondu par fijo le 13/05/2004 20:38
hery ( 03/05/2004 23:39)
Ity forum ity
Tsy tsikera momba ny takelaka, na momba ny votoatin'ny serasera fa eritreritra mandalo fotsiny. Any am-pianarana izahay dia takiana hanoratra, hanoratra, hanoratra hatrany. Ary rehefa avy manoratra i... suite
répondu par fijo le 26/05/2004 23:19
hery ( 02/05/2004 22:39)
Hampitombo tahiry biz'oroka maimaim-poana
Manomboka androany dia misy fomba roa hampitomboana ny tahiry biz'oroka anananao. Ny iray maimaim-poana, ny iray kosa sadaina amin'ny antso antaroby ho an'ny namana mipetraka ivelan'i Madagasikara iha... suite
répondu par hery le 04/05/2004 12:41
hery ( 29/04/2004 19:18)
Nisy tsy nety teo fa efa mety
Nisy olana kely ny fandefasana hafatra teo fa efa nahitsiko amin'izao fotoana izao. Isaorana ianareo izay niteny manokana. Misaotra. Hery... suite
répondu par ramoul le 30/04/2004 20:03
hery ( 29/04/2004 13:27)
Mivavaka aho satria
(...) Izaho indray dia raisiko amin'ilay resaka pratika mihitsy ilay izy... ary raisiko amin'ilay filazan'i Marx sa i Lenine mou hoe "Le Christianisme est l'opium du peuple" saingy raisiko amin'ny la... suite
répondu par xxx le 02/01/2005 17:11
hery ( 29/04/2004 12:47)
Zo maha-zoky
Sendra mba nandinika ho'a zah dia mahatadidy hoe matanjaka be izany fizokiana izany taloha. Manana zo manokana ny zoky amin'ny samy mpirahalahy sy mpianadahy. Mbola misy ve io amin'izao fotoana izao e... suite
répondu par fijo le 05/05/2004 23:08
hery ( 29/04/2004 00:12)
Tsy afaka mamaky hafatra ve???
Ho an'ireo izay tsy afaka mamaky hafatra ao amin'ny namana ity hafatra ity. - Tato ho ato dia misy tsy misokatra ilay varavarankely (fenêtre) famakiana hafatra ho an'ny namana sasany. Ny antony dia ... suite
hery ( 27/04/2004 11:00)
Vaovao : 500 isa = 1 tahiry biz :)
Ny isa voarain'ny namana tsirairay tamin'ity volana avrily ity dia miova ho bizoroka amin'ny voalohan'ny volana may. Ka ny isa 500 dia miova ho biz'oroka iray fanampin'izay efa tokony ho azonao isambo... suite
répondu par hery le 02/05/2004 22:47
hery ( 21/04/2004 10:36)
Hono hoaho mivadika
Nanontany i peluche hoe hono hoa nanahoana ny nanaovako ity site ity sns... Dia izao indray aho manontany hoe Hono ho aho : - Ahoana no fomba nihaonanareo voalohany tamin'ny namana serasera? - Ah... suite
répondu par dd le 23/05/2004 03:06
hery ( 14/04/2004 22:48)
Titre sy album malaza?
Inona indray ny titre sy album malaza any Dago any amin'izao fotoana izao?... suite
répondu par donemaskit le 24/08/2004 21:10
hery ( 12/04/2004 06:13)
Mombamomba : ilaina ve?
Aleo tsorina ohatran'izay ny resaka. Misy olona manoratra aminao, dia mba te hijery ianao hoe aiza izy no mipetraka, firy taona, lahy sa vavy, alohan'ny hamaly... Nony jerenao anefa ny mombamomba azy ... suite
répondu par hendry le 03/05/2004 17:39
hery ( 02/04/2004 22:37)
Lohahevitra vaovao : Lalàna
Lohahevitra mety hahaliana raha isian'ny fandraisan'anjaran'ireo mianatra sy mpahay lalàna eto amin'ny namana. Fangatahana nataon'i voninkazokely ihany koa. Misaotra anao mandray anjara.... suite
répondu par dafagelo le 02/07/2014 22:29
hery ( 01/04/2004 23:29)
Sary Fihaonana 15 feb 2004
Tsy mbola tena manam-potoana hanamboarana tahirintsary manokana eto aho noho ny fanadinana fa azontsika jerena eto amin'ny rohy eto ambany ny sary vitsivitsy nalefan'ny namana sasany nandritra ny fiha... suite
répondu par ramoul le 29/04/2004 17:23
hery ( 28/03/2004 11:41)
Andrakandrana linux : Fay
Efa ela mihitsy aho no naniry ny hanao install linux satria henoko ny lazany... ary ny tena mou mba mikitikitika ordinatera ihany dé hoe angamba mety moramora. Vao nahazo HDD iray arany dé tonga dé... suite
répondu par namanao le 29/03/2005 17:25
hery ( 16/03/2004 12:36)
Forum sexy?
Manahoana, Misy nanao salan'isan'ny hevitra mandalo eto amin'ity forum ity ve ianareo? Ny atahorako dia ho lasa Forum Sexy ilay izy... izany hoe resaka sexe no be indrindra... Azo amaritana ny toet... suite
répondu par six le 29/04/2004 09:27
hery ( 02/03/2004 10:28)
Webmasters: matory dé mahazo vola :)
Ho an'ireo webmasters izay manana sites izay efa mba manana mpamangy ity. Misy sites vitsivitsy afaka manome vola isaky ny click na isaky ny visiteurs izay mety hahaliana anareo. Ny serasera aloha dia... suite
répondu par cowboy le 02/06/2004 03:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1866