E.N.I. Fianarantsoa

1. hery ( 01/06/2004 10:07)
Gaga fotsiny aho mahita ny site vokari'ny tanora mpianatray ny ENI ao Fianara amin'izao.
Ny hita dia hoe nisy fivoarana be ka efa maharaka ny fivoatry ny informatika iraisam-pirenena.
Mazotoa daholo e...

Misy mpianatra ao @ ENI maromaro namana ato :)
novalian'i blondin ny 03/03/2005 16:47
2. oully ( 01/06/2004 12:31)
Omeo lien hoe hijerena azy
3. fijo ( 02/06/2004 00:52)
ka ny gasy anie mahay e,fa ny mampalahelo dia tsy voatohana arapitaovana izy dia lasa sahirana irery ao.
4. cowboy ( 02/06/2004 03:51)
ity aloha misy rohy iray e:
http://www.malagasy.ht.st

Mbola misy hafa koa fa aleo izay mikasika ahy ihany no lazaiko fa mbola tsy vita tsara ny sasany ka ho tezitra eo ry zareo.

Nefa lazaiko eto ihany:
www.ohabolana.ht.st
www.betsileo.ht.st
www.hh-fianar.clan.st

sns
5. veroniaina ( 02/06/2004 05:46)
efa mahafinarittra mitsy alou ny mpianatry ny eni @ zao, saingy tsy ny ankamaroany fa ny sasany ian.
zay fa d aza adino ny mitsidika tsy tapaka ny vokatry ny tany ao toy ny :
www.hh-fianar.clan.st
www.malagasy.ht.st
www.ohabolana.ht.st
zay d mazotoa o
6. localhost ( 03/06/2004 06:12)
Ialana tsiny zany fa mbola eo ampanamboarana hono ilay site ny betsileo (www.betsileo.ht.st) nefa kosa hivoaka tsy ho ela.
Ny ambiny kosa dia efa mande tsara ka azon'ny rehetra jerena.
Averiko indray izy ireo
www.ohabolana.ht.st
www.hh-fianar.clan.st
www.malagasy.ht.st
Mazotoa ary
7. ratam ( 06/06/2004 21:01)
milay de mankasitraka e ...
8. mamyh ( 12/06/2004 06:22)
milay ry zalahy fa tohizo (mpanoratra kofy avy aty an-tanana mibosy aty @MISA)
vlouma aby e!!!!
9. voninkazokely ( 24/06/2004 19:51)
Milay be dôly kosany a
10. tsiorilalaina1 ( 29/06/2004 14:14)
milay be le izy ry zareo a
11. cowboy ( 02/08/2004 15:56)
Efa misy fandefasana carte postale gasy vaovao:

http://www.malagasy.ht.st/cardindex.php

°_>°
12. rniaina ( 03/08/2004 00:44)
tsara , mafinaritra
13. mcfy ( 03/08/2004 22:40)
Manja fa mahereza hatrany e!
14. zzorro ( 11/08/2004 15:05)
ENI is the best ! Ataovy matotra mintsy ry zalahy a!
15. diavolana ( 31/08/2004 15:31)
ataovy sérieu e :lol:
16. xxx ( 01/12/2004 08:23)
eni bizina be ,zany ve de milay tssssssssssss
17. blondin ( 03/03/2005 16:47)
Izao kosa anie ra-xxx: ekena fa bizna be ny ao fa raha mahavita zavatra milay tahaka ireny kosa ve tsy efa mba milay e!
Izaho aloha dia manohana tanteraka an-dry zareo tia karoka satria tsara ny mivoatra mba mamorona zava-baovao eny fa na dia site iray aza dia efa ok.
Oiiiiiiiiiieeeeehhh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5099