zay tsy koty amizany satria aty dago fa dia mazotoa aloha ianareo satria any aoriana any mbola hivoatra bb kokoa noho izao ity takelaka ity !
satsizany rahery ah !
raha tsy mahita olona omena bizz njy ry nananie dia tena mahagaga be izany ,omeo azy e de aza hadino ilay aorianao hatrany
Natao ho an'ny rehetra ilay fampitomboana tahiry biz'oroka vaovao ao kah. Mba hialana amin'ilay tombo sy hala mhtsy dia natao an'io. Jereo ilay hoe Hampitombo Tahiry